Fasaly
121. diamondra27
(
17/03/2007 17:57)
fa inona kay no tokony tsy itiavana an'i fasaly?
nefa izy tsy hitako izay zavatra na teny ratsy nataony
nefa izy tsy hitako izay zavatra na teny ratsy nataony
122. bozylove
(
17/03/2007 18:04)
vahinala, tena tara train nareo izany hihihi , tsy misy pbe mitsy @ nay sy fasaly :lol: fa pbe @ ny tompon'andraikitra eto, mamela ny mpanala baraka eto
Mpandefa : bozylove [ Valio ] 15-03-2007 23:01:41
Lohateny : Re : Fasaly
Torp enao izany mpitondra teny anireo olona tsy sahy miteny direct @ Fasaly , sao enao kosa no naian6 alias bobby =lutecelfalco=siks????.
Isika fasaly tsy miraika @ n'izay taimbava eto @ net an, ny tsy tia sy mpialona misy foana. . tohizo asehoy ny sary izay mafinaritra anise e! Aleo hilendalenda sy hialona izay tsy tia. Ary ireo mpiatsara velatsihy voa mafy satria tsy miteny izay heviny.
Ny tsikera tsy maintsy misy foana fa kosa tokony tsikera manaja, tsy manompa sy manala baraka sahala ataon'ilay naina6=siks= bobby=lutecelfalco=torp izay omeny ity site serasera ity fahalalahana hanarotra azy. Ny webamaster mitsy aza no miteny texto"tsy misy rarahiny izay fangatahiko momba anio olona naina6 io =siks=lutecelfalco". Avelako hitan'olona ny fomba fitsikerany, I Bozy mitsangana foana
Bozy aloha mitsikera fona e , "on ne peut pas plaire à tout le monde" .
Entre pas , tsy ny malagasy ihany no mpialona fa ny olombelona rehetra na fotsy na mavo na mainty. Ireo olona izay tsy tia fianany , mialona anireo olona tsy manana complexe mijoro @ ny maha izy azy. "c'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui. C'est un inestimable bien de s'appartenir à sois meme"(Senèque)
Fasaly : isika sy ise sincérité ihany no tarigetra miteny izay tintsika sy manao izay tintsika.
I (l) Fasaly , ny tarigetra rise "tu peux dire un je t'(l) à ta vie an " .
Efa madio ny eritreritra sy manao izay mahafaly ny fianany ny tsirayray no zavadehibe.
124. bozylove
(
17/03/2007 19:48)
hoy stilo
Io averiko anao no soratrao, lazainao fa izaho no mamorona tantara entina Hilazana mpanala baraka ny site eto???? valiko enao :
Matoa oua avelanareo ireo tsikera tsy fanajana sy diffamatoire fa tsy fafanareo dia manaiky nareo izany fa ity site ity dia site natao hanalana baraka.
Ary maninona aloha tsy omenareo tompon'andraikitra ahy ny IP ny naina6=Bobby=siks=lutecelfalco??? arovanareo anga izy??, ny site hafa angatahiko IP manome ahy daholo, nareo irery no tsy manome.
Raiso ary ity tranga ity:
Izaho sitlo dia miady amin'ny stylo, dia tsy fafaiko daholo ny tsikera ao. Nefa izaho ihany no sady sitlo amin'io no stylo. Dia hilaza aho avy eo fa site natao hanalana baraka ity. Mety ve izany?
Ohatra izany anefa ny fahitanay azy avy ety ivelany ny adinareo.
Ho fehiny: efa ady avy any alavitra any ny anareo dia nentinareo teto dia lazainareo fa ny serasera no responsable.
ps: fa raha tsy ianao ilay Naina6 dia tena tsy nety ny fomba fiteniny.
ps2 : izaho mpiery aty ivelany fa tsy mahalala ny any anatiny rehetra any
Io averiko anao no soratrao, lazainao fa izaho no mamorona tantara entina Hilazana mpanala baraka ny site eto???? valiko enao :
stilo
Tu te fous de ma gueule non?????
Matoa oua avelanareo ireo tsikera tsy fanajana sy diffamatoire fa tsy fafanareo dia manaiky nareo izany fa ity site ity dia site natao hanalana baraka.
Ary maninona aloha tsy omenareo tompon'andraikitra ahy ny IP ny naina6=Bobby=siks=lutecelfalco??? arovanareo anga izy??, ny site hafa angatahiko IP manome ahy daholo, nareo irery no tsy manome.
125. fasaly
(
17/03/2007 19:55)
vahinala: klou klou hazavaiko fohifohy fa lava lotsa lay dinika de kamo mamaky njiko:-D:-D:-D
ity dinika ity dia izao e! i torp no manana blem amiko hono nefa zà tsy manana blem aminy na amin'iza n'iza....dinika hafa mitry iny
fa ny an'i bozy blem hafa manokana momba na'ilay naina6 soit disant manalabaraka azy am sariny ary blem-ny am mpiandraikitra serasera fa hoe tsy mamafa ny sary misy tsikera fanalana baraka ny mpiandraikitra:wink:
fa nanararaotra izy nametraka io blem-ny io ato amity dinika nosokafan'i "torp" eto ity...
:-D:-D:-D:-D
anseeeeee ry vahinala e! mahafatifaty beuh injy!:-*:-*:-*:-*:-*:-D:-D:-D

127. bozylove
(
17/03/2007 20:32)
fasaly :-* misaotra nanazava e , azafady fa lasa ato ny fanazavana ataoko ho anireo tompon'andraikitra , izay tsy mietsika fa mangina fotsiny :x:x
128. Vahinala
(
17/03/2007 20:48)
fasaly > Kay ve e zay vao mazava amiko fa za mantsy gaga fa toa saika fanina ihany koa, tsy arako tsara le izy !:-*:-*:-*:-* ko njiko
bozylove > Zafady raky fa za ts naharaka le kozy d zay no nahatonga ana nanontany a !
Fa zao e, aza miraraha izay tia any fa avelao harary fo am tsy aminapa any e, d aza mirara izay manala baraka zany ko fa tsy mahasoa azy zany. Okay an !

132. bozylove
(
17/03/2007 21:25)
stilo, ary toa tsy manoratra intsony fa sarysary fotsiny no aseho , lasa tsy mahay manoratra intsony anga , sa manaiky ny tsikerako etsy ambony 8):)
138. diamondra27
(
18/03/2007 12:29)
mbola interdit pour adulte angamba le izy de tsy mahazo miditra fiffi :lol:
140. bozylove
(
18/03/2007 15:35)
fiffi, xxx, aleo mitsy nareo tsy hiditra @ resakay sy stilo :) réglément de compte nay roa. Bozy sy Stilo ihany no mifandamina 8)
Tsy mila intermediaire :lol:
Tsy mila intermediaire :lol: