Fasaly
85. bozylove
(
15/03/2007 22:01)
Torp enao izany mpitondra teny anireo olona tsy sahy miteny direct @ Fasaly , sao enao kosa no naian6 alias bobby =lutecelfalco=siks????.
Isika fasaly tsy miraika @ n'izay taimbava eto @ net an, ny tsy tia sy mpialona misy foana. ;-). tohizo asehoy ny sary izay mafinaritra anise e! 8):-) Aleo hilendalenda sy hialona izay tsy tia. Ary ireo mpiatsara velatsihy voa mafy satria tsy miteny izay heviny.
Ny tsikera tsy maintsy misy foana :-) fa kosa tokony tsikera manaja, tsy manompa sy manala baraka sahala ataon'ilay naina6=siks= bobby=lutecelfalco=torp izay omeny ity site serasera ity fahalalahana hanarotra azy. Ny webamaster mitsy aza no miteny texto"tsy misy rarahiny izay fangatahiko momba anio olona naina6 io =siks=lutecelfalco". Avelako hitan'olona ny fomba fitsikerany, I Bozy mitsangana foana :-)
Bozy aloha mitsikera fona e , "on ne peut pas plaire à tout le monde" :-).
Entre pas , tsy ny malagasy ihany no mpialona fa ny olombelona rehetra na fotsy na mavo na mainty. Ireo olona izay tsy tia fianany , mialona anireo olona tsy manana complexe mijoro @ ny maha izy azy. ;-) "c'est une erreur de vivre selon la mode d'autrui. C'est un inestimable bien de s'appartenir à sois meme"(Senèque)
Fasaly : isika sy ise sincérité ihany no tarigetra :-) miteny izay tintsika sy manao izay tintsika.
I (l) Fasaly , ny tarigetra rise "tu peux dire un je t'(l) à ta vie an " 8):*8).
Efa madio ny eritreritra sy manao izay mahafaly ny fianany ny tsirayray no zavadehibe. 8):D

86. fasaly
(
15/03/2007 22:18)
bozy love! oui! marina zany " je t'aime" (l) fona
ho anzé tojo azy:-P
bozy : fa taiza no nahalalanao ho ei naina6 ihany no torp:?:
fa ny ahy kosa alou ry bozylove raha fitsikeràna ny fianana manokana privé toy ireny am sarinao ireny dia efa nofafaiko tanteraka dool ary efa nosakanako hatry ny ela ny ps ny e! marina e! tsy handany andro sy silto hifamaly aminy eo aho fa tsotra fotsiny sakano de vita e! manjary mameno toerana ao am sarina ofotsiny;-)

88. ftma
(
16/03/2007 12:11)
Ny tsikera tsy maintsy misy foana fa kosa tokony tsikera manaja, tsy manompa sy manala baraka sahala ataon'ilay naina6=siks= bobby=lutecelfalco=torp izay omeny ity site serasera ity fahalalahana hanarotra azy. Ny webamaster mitsy aza no miteny texto"tsy misy rarahiny izay fangatahiko momba anio olona naina6 io =siks=lutecelfalco". Avelako hitan'olona ny fomba fitsikerany, I Bozy mitsangana foana
Bozylove koa efa azavaina foana mbola mamely ny webmaster ihany atraty, efa nazavaina anao fa tsy hanam-potoana hamaky ny tsikera rehetra ny mpiandraikitra ka handeha anala izay tsy mety eo, efa nomena safidy isika namana ato, afaka misakana sy manala ny tsikera izay hitanareo fa tsy mety
araka ny voalasan'i fasaly
fa ny ahy kosa alou ry bozylove raha fitsikeràna ny fianana manokana privé toy ireny am sarinao ireny dia efa nofafaiko tanteraka dool ary efa nosakanako hatry ny ela ny ps ny e! marina e! tsy handany andro sy silto hifamaly aminy eo aho fa tsotra fotsiny sakano de vita e! manjary mameno toerana ao am sarina ofotsiny
89. bozylove
(
16/03/2007 20:56)
any ftmaanisan'ireo mpiandraikitra serasera :)
Ny asan'ny webmaster dia natao hisivina ka mamela na tsy mamela ny soratra hitany fa mendrika sy tsy mendrika ho any site hiandrekatany. Ary koa mamaly sy miheno anireo fangatahin'ireo internaute mampisa ny site-ny izay mangataka fanazavana sy renseignemnt ilaina. Ity site serasera , ny mpiandraikitra eto dia tsy miraraha ninona ary lazainy mazava tsara izany ao email izay nalefany ahy.
ity ny soratra nalefako tany webamaster nity site ity :
----- Hafatra voaray -----
Any mpiandraikitra
bobby : 25/02/2007 07:13:10
Fafao | Sakano ny hafany
mimenomenona ery ianao raneny hoe afabaraka dia nitaraina tany @ responsable
teto. I ra hery surtout nefa tsy raharahiny. ouhahahahaha pauvre viocque.
bobby : 26/02/2007 18:58:57
Fafao | Sakano ny hafany
afabaraka wa enao matoa tsy mahatanty de mitaraina sy manoratra any @
responsable! evident be nge zany ry le alikavavy antitra adala ty e!Raha
tena indifferente @ zavatra noteneniko teto ianao tsy nitaraina tany or, impiry
enao nanoratra tany. Mitantara amiko ny zavatra teneninao any nge ny iray @
reo responsable reo de hihomehezanay enao ry bossue e. Cautionner no fiteny
fa tsy cuationner ry njola a! jereo tsara ny touches rehetra @ clavier rehefa mi
taper azy! ouha ouha ouhahahahahahahahahahahaa
ireo ny santionana ny soratry bobby = naina6, hita mitsy kay anareo fa site
serasera fanalana baraka , sady nareo izany miresaka @ nio olona io sy
mamporisika azy hanalabaraka.
Hitako nareo no tsy mamaly ny email ko @ fangatahiko ny coordonnée- ny IP , sy tsy manakana anio olona io. Cautionner nareo fanalan'ny baraka eto. Raha misy
zavatra tsy tantianreo amiko , lazao aty amiko par email???
sa i bobby= naina6 no mpisolo vava anareo offisialy (ka ma toa nareo tsy mamaly dai manaiky izany).
fa raha toa moa site natao hanalana baraka ny site serasera dia izany.
Fa tiko ho fantatra inona no tena tsy tantinareo amiko ???
misaotra dia mialoha
Lanto
Ny fahamarinana sy ny fanazavana no tadiaviko
Ito ny valin'ilay webmaser anio fangatahiko io :
[
Asa inona no tena asany ilay Hery?? ary manamafy ny tsy firarahina ny fangatahiko izy araka lazain'ilay Bobby=naina6 @ fanakanana ahy tsy anisy tsikery ao @ sariny antony ito copie ny sorany :
Fanakanana hafatra
Anarana - Toerana Taona
hery lahy Roma Italy 35
Mankarary andoha 0000-00-00
Ny ahy avelako ilay naina6 hanisy tsikera fanalana baraka sy tsy fanajana @ NY SARIKO ho porofo fa ity site ity dia site natao hanalana baraka olona. Satria na tompon'andraikitra aza tsy mirarahara izay fangatahin'ny olona.
ANTSO AVO HO ANIREO IZAY AFAKA MANOME COORDONNEE ANILAY NAINA6 MISAOTRA MIALOHA
HANAO PLAINTE aupres de OCLCTIC AHO.
Raha manana ny maha izy azy ilay naina6=Siks=bobby fanatritava amiko miteny taimbavany eto; soa misy any site serasera ho an'ilay naina6 mamela manala baraka.
Bozy mijoro foana ary tsy misy mahamenatra ahy na kely aza, manoratra ny zavamisy ny hevitro aho 8):)

- b]Mpandefa : hery
Daty : 27/02/2007 12:12:45 (ora malagasy)
Manahoana,
Averiko indray fa tsy toerana natao hiadivanareo eto amin'ny serasera. Ny
mahagaga dia ianao ihany no mandefa hafatra aty amiko fa tsy misy na naina 6
na iza na iza miresaka izao resaka izao amiko. Mankaleo be anah ilay resaka.
Mba manaova olon-dehibe amin'izay.
Tsy izao resak'adala rehetra izao dia hohenoina.
Izay koa no hataoko angamba... tsy hihaino izao resak'adala rehetra izao
hery[/b]
Asa inona no tena asany ilay Hery?? ary manamafy ny tsy firarahina ny fangatahiko izy araka lazain'ilay Bobby=naina6 @ fanakanana ahy tsy anisy tsikery ao @ sariny antony ito copie ny sorany :
Fanakanana hafatra
Anarana - Toerana Taona
hery lahy Roma Italy 35
Mankarary andoha 0000-00-00
Ny ahy avelako ilay naina6 hanisy tsikera fanalana baraka sy tsy fanajana @ NY SARIKO ho porofo fa ity site ity dia site natao hanalana baraka olona. Satria na tompon'andraikitra aza tsy mirarahara izay fangatahin'ny olona.
ANTSO AVO HO ANIREO IZAY AFAKA MANOME COORDONNEE ANILAY NAINA6 MISAOTRA MIALOHA
HANAO PLAINTE aupres de OCLCTIC AHO.
Raha manana ny maha izy azy ilay naina6=Siks=bobby fanatritava amiko miteny taimbavany eto; soa misy any site serasera ho an'ilay naina6 mamela manala baraka.
Bozy mijoro foana ary tsy misy mahamenatra ahy na kely aza, manoratra ny zavamisy ny hevitro aho 8):)
92. sitlo
(
17/03/2007 00:09)
Fa resaka resaka, fa efa nomena alalana ianao hamafa tsikera.
klik iray fotsiny no ataonao dia voafafa
Dia tsy nofafafanao ilay izy fa olon-kafa no asainao manao izany.
Dia taty aoriana dia mety hoe tsy mpanketo amin'ny serasera ny olona iray ka tsy afaka mamafa matetika ny tsikera tsy tiany. Dia navela nosakananao daholo ny ps izay tianao hosakananao.
Fa tsy nosakananao izany fa avelanao eo ihany dia ny olon-kafa indray no asainao manao izany.
Nilaza anao ilay olona miady aminao fa hoe "Mitantara amiko ny zavatra teneninao any nge ny iray @ reo responsable reo de hihomehezanay enao ry bossue e" dia mino ianao. Ary tsoahinao amin'izany fa natao hanalana baraka ny serasera.
Raiso ary ity tranga ity:
Izaho sitlo dia miady amin'ny stylo, dia tsy fafaiko daholo ny tsikera ao. Nefa izaho ihany no sady sitlo amin'io no stylo. Dia hilaza aho avy eo fa site natao hanalana baraka ity. Mety ve izany?
Ohatra izany anefa ny fahitanay azy avy ety ivelany ny adinareo.
Ho fehiny: efa ady avy any alavitra any ny anareo dia nentinareo teto dia lazainareo fa ny serasera no responsable.
ps: fa raha tsy ianao ilay Naina6 dia tena tsy nety ny fomba fiteniny.
ps2: izaho mpijery avy ety ivelany fa tsy mahalala ny any anatiny rehetra any.

94. fasaly
(
17/03/2007 07:35)
sitlo: ka oul efa tsy misy hatao koa izany hoe izy ihany no mamaly ny tenany sy miady ny tenany eo! izany hoe izy ihany no mametraka tsikera am sariny manao cinema:roll:
eo koa ny manokatra dinika ato am forum de izy ihany no mamaly ny dinika apetany am ps hafa na manao xxx:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

95. sitlo
(
17/03/2007 09:03)
iza no mahalala
tsy tezitra i bozy fa maneho ny hevitro fotsiny aho an. Zany tribonaly izany mantsy mila hafetsena be ka sao dia tratran'ny fanontaniana ohatra an'io vao tankina any.

96. fasaly
(
17/03/2007 09:35)
silto: tsy hoe iza no mahalala mitsy fa misy anzany ato e!:?:-D:roll: