Fasaly

161. bozylove ( 18/03/2007 20:59)
any stilo, valio ny fanontaniana azafady? etsy ambany.8O

stilo:
Voalaza teo :
Ho an'i Bozy

Nasehoko ny dadabenay ny sarinao dia hozy izy hoe "tsaroako io tara tamiko tamin'ny fahatanorako fa tsy natakaloko an'i bebenareo."

Zao ny zafikely izao no iharan'ny rihatra
.


Iza hono no dadabenareo???, sao dadabenareo aza no tara tamiko fa tsy nahazaka ahy dia miteny fa izaho no tara taminy. hihihi

Sao enao zafikeliny kosa no nirahin'ny dadabeny hamelà an'ireo mpanala baraka an'i Bozy eto @ serasera satria tsy zaka nobatain'i dadabenao i Bozy t@n'izany andro izany hihihi. Manao valifaty dadabenareo @ alalan'ny zafikeliny?????.

162. sitlo ( 18/03/2007 21:03)
Tsy mifemaka aho fa tsy miady amin\'adala.

Ny ahy ny tsy tiako fotsiny dia izaho niteny gasy mazava tsara tonga dia novalianao teny baiko.
Tonga dia ireo lohan\'ny iray tanana tamin\'ny dadako natsatotsatoky ny frantsay eraky ny lalana tamin\'ny 47 no tonga ato an-tsaiko voalohany.

Izay fa tsy mampotoana loatra aho iresahana aminao. Za mantsy mbola tsy retirety.
Dia azatsiny koa raha sintoniko daholo ny fanajako anao hatrizay.

Averiko indray fa izaho tsy mpitantana no tsy naina6. Efa im-piry izay enao no nanontany an\'izay.
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia avereno vakiana amin\'ny fo madio ny soratro rehetra.
163. xxx ( 18/03/2007 21:34)
bozylove:

Iza hono no dadabenareo???, sao dadabenareo aza no tara tamiko fa tsy nahazaka ahy dia miteny fa izaho no tara taminy. hihihi

Sao enao zafikeliny kosa no nirahin'ny dadabeny hamelà an'ireo mpanala baraka an'i Bozy eto @ serasera satria tsy zaka nobatain'i dadabenao i Bozy t@n'izany andro izany hihihi. Manao valifaty dadabenareo @ alalan'ny zafikeliny?????.
inona ary ity ? mba efa olondehibe hiany nareo de mba mahaiza manaja tena eh !


164. rush ( 18/03/2007 21:36)
vendrana be koa izany dinika ato zany!na ny ankizy kely aza tsy manao ady sy famaliana vendrana tahaka izao!
165. sitlo ( 18/03/2007 21:40)
;-)
166. Fiffi ( 18/03/2007 21:46)
mahita atao nareo kah ! :roll:
167. sitlo ( 18/03/2007 22:00)
:lol: :-$
168. tsiry12 ( 18/03/2007 22:03)
toa ady bé zany ato zany
169. sitlo ( 18/03/2007 22:15)
:-P:-$
170. tsiry12 ( 18/03/2007 22:16)
fa ny mahagaga hay dia izao adiny n' i fasaly sy torp ve dia lasa adin' i bozylove sy i sitlo sao dia mba misy idirany ireo ady rao ireo.
171. sitlo ( 18/03/2007 22:25)
za aloha tsy miady izany aho fa tsoriko eh
172. bozylove ( 18/03/2007 22:25)
An'i xxx
matoa mamaly misy antony, ary efa mitady ahy dia mahita. Ary ny zavamisy izay hitako no lazaiko eto.
Eto mantsy efa lazaian marina tsy mahantanty ny fahitako azy.
matoa aho nanoratra anireo dia ito ny antony :

stilo:
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 18-03-2007 18:25:14
Lohateny : Re : Fasaly
Ho an'i Bozy

Nasehoko ny dadabenay ny sarinao dia hozy izy hoe "tsaroako io tara tamiko tamin'ny fahatanorako fa tsy natakaloko an'i bebenareo."

Zao ny zafikely no iharan'ny rihatra
.
173. sitlo ( 18/03/2007 22:37)
:-D :-P

ka zay mba mody mananiany, de mody malahelo njainjay koa, dia ny tsinjopaingotra moa eny ihany

:-P
174. bozylove ( 18/03/2007 22:40)
any stilo

stilo:
Tsy mifemaka aho fa tsy miady amin'adala.

Ny ahy ny tsy tiako fotsiny dia izaho niteny gasy mazava tsara tonga dia novalianao teny baiko.
Tonga dia ireo lohan'ny iray tanana tamin'ny dadako natsatotsatoky ny frantsay eraky ny lalana tamin'ny 47 no tonga ato an-tsaiko voalohany.

Izay fa tsy mampotoana loatra aho iresahana aminao. Za mantsy mbola tsy retirety.
Dia azatsiny koa raha sintoniko daholo ny fanajako anao hatrizay.

Averiko indray fa izaho tsy mpitantana no tsy naina6. Efa im-piry izay enao no nanontany an'izay.
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia avereno vakiana amin'ny fo madio ny soratro rehetra.


ary vakiko tsara daolo ny soratako sy ny soratanao : manazava ny hevitro momban'ity site ity serasera ity . Manome tsiny ahy enao sy miteny ahy fa tsy manana ny rariny araka ny hevitrao; samy manana ny heviny tsy misy hifanomezantsiny. Fa tsy izany akory no hi "se moquer nao" @ resaka nao sy dadabe-nao, fa hoe tanora anga nareo dia afaka maneso olona???.


ary ny hoe esorinao "ny fanajanao ahy" ,aza manaja raha izany hitanao fa mety aminao tsy fanajana olona. izany porofo fa ity site ity dia natao site tsy fanajana olona.:roll:
175. sitlo ( 18/03/2007 22:50)
:lol:, mazava re eh

hay ve toa izany ny olon-dehibe rehefa tezitra eh
176. Vahinala ( 18/03/2007 22:51)
Mahita atao reto nareo ka, kalam hoa faza mora miakatra fa mitombo amzany anie ny tensio e !
177. sitlo ( 18/03/2007 22:58)
sady dadabeanay ... :-P
178. sitlo ( 18/03/2007 23:02)
Fa vazivazy marina iray andalana ry Bozy fa ataovy toy ny voakazo an'ala ihany ny serasera an.
Toute kolera mihitsy ny eto fa isika mantsy vaovao dia mbola tsy maharaka ny lafiny rehetra.
179. cutie ( 19/03/2007 02:50)
Toute kolera mihitsy ny eto fa isika mantsy vaovao dia mbola tsy maharaka ny lafiny rehetra

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
180. Fiffi ( 19/03/2007 07:02)
sitlo:
:lol:, mazava re eh

hay ve toa izany ny olon-dehibe rehefa tezitra eh
sitlo: =D=D :-$:-$


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2135