Fasaly

221. bozylove ( 20/03/2007 21:03)
vahinala:
Tsy izahay mihitsy no miakatra fa enao ihany no toa lasa manao sujet perso be eo no sady manao resaky ny entimpo be eo ko ! Nenay ange mandeha hoazy foana ny fiainana e, tsy mitsikera z ataony sasany fa mba milaza izay fahitana ny fandehanjavatra ! Ianao ihany no tokony hamaly ny fanontaniana apetrakao tohizo ny filozofianao fa tsara.

Avereno vakio ny fomba fanoratanao etsy ambony, izay fotsiny :-).

raha resaka personnel na resaka hafa tsy azoko inona no olana ho anao e ?? io ilay samy manoratra izay tiny.
Eto betsaka manao resaka personnel ao @ forum manontany hevitra sy miteny ny fiananany expérience ny dia inona no olana
Enao anie no be tsikera momba ny soratako eto "miteny ahy fa tsy manaja" , izay tsy hitako mitsy tsy fanajana nataoko teto. Ny fomba fanoratrao no hita fa olona mora miakatra. :oops:
222. Vahinala ( 20/03/2007 22:40)
bozylove:

Zany an ! :-D:-D:-D:-D:-D Asio tsiky hoa ny fiainana d milay io ! Inona moa no ampiakatra ahy am resakao, "remarque" ny ahy sy izay rehetra niteny teo, mahasoa anao moa tsara, raha tsy mety aminao kosa dia avereno aty aminay fa tsy maninona mihitsy, zay tsy misy olana mihitsy ! :D
223. bozylove ( 20/03/2007 22:51)
entre pas aloha enao efa miteny sy manoratra maninona no miteny hoe izahay? fa tsy hoe "izaho" ;-). Enao anga tsy mahavita manoratra irery fa tsy maintsy mitambe @ ny sasany :roll:
224. Vahinala ( 20/03/2007 23:04)
bozylove:

entre pas aloha enao efa miteny sy manoratra maninona no miteny hoe izahay? fa tsy hoe "izaho" ;-). Enao anga tsy mahavita manoratra irery fa tsy maintsy mitambe @ ny sasany :roll:

Hay ve e, raha zay ndray no olanao d "izaho" ndray fa tsy "izahay". Ok ! :-D:-D:-D
225. naughtyboy ( 21/03/2007 12:04)
slt daoly ozy Fasaly ze ti atsara ze tsy tia tsara ,
za kalo anisany le tia any fasaly de ozy za mitoto koba atavy ze tsy tia rehetra hihi..
226. fasaly ( 21/03/2007 18:42)
naughtyboy::?:-*(l)(l)(l)(l)
227. fasaly ( 21/03/2007 18:43)
tohina be ny foko....:?:*:*:*:*:*:* anzé tia rehetra de tiko dol kounkou(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
228. kelly13 ( 21/03/2007 18:56)
asio lisitra (otran'ny ataon'i salmo) :-D
229. Fiffi ( 21/03/2007 19:00)
zay mangiana hono volamena ........
230. kelly13 ( 21/03/2007 19:04)
fiffi>lolll za mety varahana zany fa mi :-D fôna hihihihi
231. fasaly ( 21/03/2007 19:24)
kelly: ho asiko lisitra otran'ny an'i salmo marina ngamba izy ity fa kalou hataoko brouillon kely klou!:-D maro lotsa knou! atomboko am lahy sa vavy klou!;-):P
232. bozylove ( 21/03/2007 20:11)
vahinala:
Hay ve e, raha zay ndray no olanao d "izaho" ndray fa tsy "izahay". Ok !

Gaga aho mantsy @ nilay terme "izahay", izany mantsy ny fomba fiten'ilay olona eto sois disant mpiaro anareo tanora eto @ sersarera. ka asa raha anisany troupiny enao e (siks =lutecelfalco= torp= naina6), izay fotsiny
Tsy olana mitsy fa mampiseho ny zava misy 8)
233. ftma ( 21/03/2007 20:31)
fasaly: de iza akia no ho premier liste ? misy hiady ho voalohany eto :wink:
234. Fiffi ( 21/03/2007 21:23)
hehehehehehe dinika momba an'i fasaly ity fa aza hadino eeeeee
235. fasaly ( 21/03/2007 21:51)
tafiditra dool afa tsy i torp:cry::^):-D:-D:-D:-D
236. Vahinala ( 21/03/2007 21:55)
bozylove:

vahinala:
Hay ve e, raha zay ndray no olanao d "izaho" ndray fa tsy "izahay". Ok !

Gaga aho mantsy @ nilay terme "izahay", izany mantsy ny fomba fiten'ilay olona eto sois disant mpiaro anareo tanora eto @ sersarera. ka asa raha anisany troupiny enao e (siks =lutecelfalco= torp= naina6), izay fotsiny
Tsy olana mitsy fa mampiseho ny zava misy 8)

Lany andro be za miady hevitra aminao fa ze hirevenao ny fandraisanao azy ao tsy olana fa ny eto ny revy mitohy foana e ! Cool ! :-D:-D:-D

fasaly > Atovy lisitra marina aky an, hevitra mety mintsy ! Izay tsy tia mahazo mibotrina :wink::-*:-*:-*
237. fasaly ( 21/03/2007 22:01)
vahinala: mibossina mitsy ka! ny revy mitohy fona:-D:-D:-D:-D
238. ftma ( 21/03/2007 22:03)
fasaly: ka le voalohany no tiana ho fatatra ko :-*
za efa mahalala hoe iza no voalohan'ny liste ao :-$
239. fasaly ( 21/03/2007 22:10)
fatma:-D:roll::-D:-D:-D ary njy mi triche an ! zay de nosokafana lay feuille ao ambony latabatsa io:-D:-D:-D:-D:-D
240. Vahinala ( 21/03/2007 22:30)
fasaly > F'hita wa:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4782