Fasaly

241. kelly13 ( 22/03/2007 06:04)
iza njay re raikaky sy raineny ty fatma resahan'i fashaly ty e!!! lozha kou zha shy ny parakiko an hatrary ka hatraty feno azhy dol, any ka fann za :-D:-D:-D
242. fasaly ( 22/03/2007 07:09)
:-D:-D:-D:-Dnjy kou aky ry kelly de famahita mitry a! ftma re io a!:-D:-D:-D:-D
ary ny paraikindroky mba atovy moramora ihany fa sao handoto ireto feuille bdb ambany masoko ireto:-D:-D:-Dmamerina anreo lisitra ireo manjeraka njay:?
243. kelly13 ( 22/03/2007 07:46)
hay va rekany ka ftma e, heveriko fa i fatmamoutha no reshahanjy knou, hahahahaha manadala re za e :-D:°)
244. fasaly ( 22/03/2007 11:59)
:-D:-D:-D:-D:-D an a an ka! iza njay zao zany sipanjy ve???:roll::roll::-D:-D
245. kelly13 ( 22/03/2007 12:37)
sanatchia madama aaaa, tcha tia tavaratcha ny aty an, :-D
246. fasaly ( 22/03/2007 13:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zhà kou ychary tia tavatra maizina:x
247. bozylove ( 22/03/2007 16:02)
Lany andro be za miady hevitra aminao fa ze hirevenao ny fandraisanao azy ao tsy olana fa ny eto ny revy mitohy foana e ! Cool

Fa anga moa aho nanakana anareo tsy hanohy ny revinareo??, 8), manoratra ny zavamisy eto ve dia hoe manisy olana:?:.
Inona aza tokony ho soratako hifanaraka @ tianareo hampifaly anareo???
Efa lazaina ny zava misy sy miteny ny heviny tsy araka ny eritreritrareo ve dia hoe manisy olana??
Tys afaka miady hevitra izany efa tsy mitovy hevitra aminareo. Raha izay indray tsy misy intsony ny ady hevitra 8)
248. Vahinala ( 22/03/2007 16:52)
bozylove:

:^):^):^):^):^)
249. ftma ( 22/03/2007 21:57)
Mangataka anareo tsy anao hors sujet fa tssss Fasaly no titre eto :wink:
Fasaly: efa hitako le liste ko za nga miteny hoe ampetrapetrao :}
kelly13: faninn'ny paraky marinjy njy de tsy mahalala ahy intsony ko
Miandry ny liste tia sy tsy tia an'i fasaly izany
za aloha tia e (l):-*
250. Vahinala ( 22/03/2007 22:30)
ftma:

Mangataka anareo tsy anao hors sujet fa tssss Fasaly no titre eto :wink:
Fasaly: efa hitako le liste ko za nga miteny hoe ampetrapetrao :}
kelly13: faninn'ny paraky marinjy njy de tsy mahalala ahy intsony ko
Miandry ny liste tia sy tsy tia an'i fasaly izany
za aloha tia e (l):-*

Za ne ry se mba gaga e, toa lasa za ndray no lazainy bozy fa maninn azy ko ! Aleoko tsa mamaly tsony :-D:-D:-D
251. xxx ( 23/03/2007 00:35)
Vahinala:

bozylove:

Lany andro be za miady hevitra aminao fa ze hirevenao ny fandraisanao azy ao tsy olana fa ny eto ny revy mitohy foana e ! Cool

Fa anga moa aho nanakana anareo tsy hanohy ny revinareo??, 8), manoratra ny zavamisy eto ve dia hoe manisy olana:?:.
Inona aza tokony ho soratako hifanaraka @ tianareo hampifaly anareo???
Efa lazaina ny zava misy sy miteny ny heviny tsy araka ny eritreritrareo ve dia hoe manisy olana??
Tys afaka miady hevitra izany efa tsy mitovy hevitra aminareo. Raha izay indray tsy misy intsony ny ady hevitra 8)

:^):^):^):^):^)

252. Fiffi ( 23/03/2007 13:31)
253. bozylove ( 24/03/2007 12:50)
vahinala:
Za ne ry se mba gaga e, toa lasa za ndray no lazainy bozy fa maninn azy ko ! Aleoko tsa mamaly tsony
.

mampime ilay tsikera , fa izaho anga niteny hoe "naninona ahy enao"; namaly ny tsikeranao nataonao ho ahy dia midika inona izany aminao:?: 8O 8)
254. Vahinala ( 24/03/2007 13:54)
bozylove:

vahinala:
Za ne ry se mba gaga e, toa lasa za ndray no lazainy bozy fa maninn azy ko ! Aleoko tsa mamaly tsony
.

mampime ilay tsikera , fa izaho anga niteny hoe "naninona ahy enao"; namaly ny tsikeranao nataonao ho ahy dia midika inona izany aminao:?: 8O 8)

:^):^)8-)8-):-D:-D
255. ds ( 25/03/2007 00:03)
bozylove:

Samy miteny izay tiny eto, sy mampiseho ny heviny.
tsy hitako ny olana izay leo mamaky tsy mamaky fotsiny
Ohatran'ny mifanohitra be izany resaka izany.
Manahirana ahy ny manitsy raiaman-dreny lolohavina an-tampon'ny loha...
Malalaka ny fifanakalozana eto, jereo ny fitsipika, vakio eto.
Nomena fahefana ny tompon'ny sary hanala ny tsikera tsy tiany.
Raha misy teny tsy mifanaraka amin'ireo fitsipika ireo, miseho eto, dia tokony handefa fitarainana. Ny tsikera any amin'ny sary kosa, dia ny tompony no manala azy. Nahita tsikera tamina sarin'olona iray izay tena tsy mifanaraka amin'ny foto-pisainako mihitsy aho. Raha azoko natao dia nofafako, kanefa ny tompon'ny sary aza tsy rototra akory. Taty aoriana aho tsy mamaky tsikera intsony raha tsy efa maheno fitarainana.
Aoka isika hifanaja, dia misosa sy milamina ny sisa e.
256. bozylove ( 25/03/2007 14:12)
ds, mampiseho ny zavamisy eto @ n'ity serasera ity aho izay fotisny.
Amiko ny tompon'ndraikitra no responsable 1er indrindra ny site ny ka raha tinya ny mamela soratra diffamation sy fanompana ary tsyb fanajana ho hitan'olona dai amiko izany ma toa mamlea anizany dai mampiseho hoe karazan'olona ohatra niza no eto @ n'ity sersaera ity avela hanala baraka sy hanompa.
Tsy rototra aho manala ; fa avelako ho hitan'olona ny fisanan'ny olona avelan'ireo tompon'andraikitra eto hitondra ny image serasera.

AOKA HO MAILO IREO MITADY NAMANA ETO SERASERA FA "TOUT LE MONDE N'EST PAS GENTIL TOUTLE MONDE N'EST PAS BEAU" ATO @ ITY SITE FITADIAVANA NAMANA ITY 8):oops:

Entre pas aloha averiko ny sary paysage sy sary sakafo eto iray sy valo dia voafafa , fa ny sary feno tsikera manompa sy manalabaraka tafajona?
Midika inona izany , ny mpanompa sy mpanalabaraka mahazo vahana eto @ nity site ity.:?::?::?::roll::oops:
257. ds ( 25/03/2007 19:33)
Izaho ry bozylove tsy hifanditra lavareny aminao eto fa samy olon-dehibe isika.
Raha mahita dinika eto ianao ka mifanohitra amin'ny fitsipika ny soratan'ny olona, dia hilazao ny mpiandraikitra ny lohahevitra. Raha mbola tsy afa-po dia ento aty amin'ny mpiandraikitra ny sehatra. Ny amin'ny sarinao kosa, dia ianao no tompon'andraikitra voalohany. Ny mpiandraikitra afaka manala sary tsy voatery afaka manala tsikera.
Marina tokoa fa tsy tsara fanahy sy mahafatifaty avokoa ny mpandray anjara eto. Saonjo iray lohasaha tsy hilaozan'izay mamarara. Taratry ny firaisa-monina izany ka anjaran'ny tsirairay ny mandini-tena ny amin'ny mampirindra tsara azy. Ohatran'ny manompa ireo namana miisa maherin'ny 15000 ianao milaza fa ny mpanompa sy ny mpanalabaraka no mahazo vahana eto. Rahatoa tokoa moa ny tsikera ao amin'ny sarinao no entina hitarafana ny sehatra eto, dia sao kosa ary ny sarinao na ianao mihitsy aza no tokony hoesorina.
258. rush ( 25/03/2007 20:22)
bozylove:

AOKA HO MAILO IREO MITADY NAMANA ETO SERASERA FA "TOUT LE MONDE N'EST PAS GENTIL TOUTLE MONDE N'EST PAS BEAU" ATO @ ITY SITE FITADIAVANA NAMANA ITY 8):oops:
mailo @ inona ry bozylove?tsy mitovy ny feeling e!nareo efa antitra ka tsy mitovy @ nay tanora ka raha tsy mety mahazo namana nareo dia aza ity site ity no haratsiana tahak'izao fa rehefa tsy tianao dia mialà dia basta e!ici tout le monde est superrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr cooolllllll !!!!!

259. bozylove ( 25/03/2007 20:55)
rush, tsy mahagaga ny reflexion, raha mitovy @ naina6=siks ny fisainanao 8O
260. Fiffi ( 25/03/2007 20:55)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6991