Fasaly

181. tsiry12 ( 19/03/2007 07:37)
ny tiako ho lazahina kely dia i torp sy xxx zany no tsy tia any fasaly
ka eo koa anefa ny mmpiatsra velatsy ka ny hahafataranazy de tsotra ihany
mmisy etapy 4 ny fomba firesany @ vohalohany

=aratsy any ilay mmpanaratsy
=dia avy eo izy sady tsy mmomba ny avia na ny avanana
=avadiny zavatra afany resaka lazahiny
=ary mmanala ny tenany izy


ary refa izy no nanokatra ny resaka dia tsy mmahintsy miheno izay lazainy ny olona ao izy ka mmamaly any izany dia farafaha keliny 1/3
any forum de izy no nanoratra azy

KA ANJARANAO NO MMANOME NY VALINY @ ALALANY xxx
182. Fiffi ( 19/03/2007 07:49)
mampalahelo fotsiny le izy satria efa samy olon-dehibe daholo ange isika rehetra eh ! fa tsy hoe ankizy kely mbola hampianarina an'zao sy zao......
183. ftma ( 19/03/2007 08:25)
bozylove: maninona raha manao dinika hafa fa ato no atao? Tsy haiko intsony izany hanazana azy aminao fa toa mahafinaritra aminao ny manome tsiny ny mpiandraikitra ato, adalanao ny tsy hamafanao ny tsikerena ao @ sarinao fa tsy anjaran'ny mpiandraikitra izany, misy sary be de be ao @ serasera ka raha voatery hamaky ireo ny mpiandraikitra dia tsy hanam-potoana mihitsy, tsy asa hivelomana anie ato e, samy olo-dehibe ny miditra ato ka aoka mba samy andray andraikitra.
184. Vahinala ( 19/03/2007 10:21)
ftma > Zay mihitsy
185. bozylove ( 19/03/2007 12:03)
ftma, tsy mafinaritra ahy ny manome tsiny ny mpiandraikitra fa miteny ny zavamisy sy mamaptsiahy ny asan'ireo tompon'andraikitra(webmaster).
Bozy mampiseho ny zavamisy eto, fa matoa misy ny tompon'andraikitra dia natao hisivina izay soratan'ny olona araka ny tarigetra sy tanjona tiny ny site ampitaina.
Ary na nanoratana tany à tompon'andraiktra aza aho mampiseho ny zavamisy tsy misy rarahiny anizany hoy izy :

Hery:
Mpandefa : hery
Daty : 27/02/2007 12:12:45 (ora malagasy)

Manahoana,

Averiko indray fa tsy toerana natao hiadivanareo eto amin'ny serasera. Ny
mahagaga dia ianao ihany no mandefa hafatra aty amiko fa tsy misy na naina 6
na iza na iza miresaka izao resaka izao amiko. Mankaleo be anah ilay resaka.
Mba manaova olon-dehibe amin'izay.
Tsy izao resak'adala rehetra izao dia hohenoina.

Izay koa no hataoko angamba... tsy hihaino izao resak'adala rehetra izao

hery


Amiko tsy resaka adala na kely aza ny fanalana baraka olona, donc amiko midika izany fa site namelana hanalana baraka ity satria avelanareo hitambahoaka ireo soratra fanalana baraka sy tsy fanajana ireo.

Fa kosa raha vao sary hafa no alefa, fa hoe tsy fanaraka @ tadiavina dai iray sy valo dia voafafa.

ralay:
Mpandefa : Ralay
Daty : 19/03/2007 09:40:26 (ora malagasy)

Miarahaba an'i bozylove,

Ialana tsiny fa voatery nofafain'i Ralay ny sarinao.
Ity ambany ity ny antony nanesorany azy :

Manahoana
Voatery nesorina ny sary napetrakao satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra
ilainay.

Raha mbola te hampiditra sary dia ao amin'ny

Jereo eto
Misaotra betsaka.
.

Hita @ nizany fa ny sary misy fanalana baraka tavela foana asa mifanaraka @ zavatra ilain'ity site serasera ity angambany izany fanalana baraka????

Izay hanala baraka Bozy tohizo, tsy marina izay lazainy tsy mampiotsina ahy , fa kosa zavatra hitako tsy mety sy tsy rariny ary hitondrako plainte an'io olona naina6=siks= lutecefalco dia ny atteinte à ma vie privée (hitononan'ny anaran'ny vady amanjanako).

ary nangatahiko numero IP ito site serasera ito nefa tsy nanome ahy??, inona no dikan'izany fiarovana anio olona mpanala baraka.
186. bozylove ( 19/03/2007 12:09)
stilo;
izaho rise efa miresaka araka olon dehibe dia valiko @ ny maha olon dehibe , ary efa miresaka amiko araka fomba n'ankizy dia valiako araka izany koa :-).

stilo:
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 18-03-2007 23:50:12
Lohateny : Re : Fasaly
, mazava re eh

hay ve toa izany ny olon-dehibe rehefa tezitra eh


stilo:
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 19-03-2007 00:02:25
Lohateny : Re : Fasaly
Fa vazivazy marina iray andalana ry Bozy fa ataovy toy ny voakazo an'ala ihany ny serasera an.
Toute kolera mihitsy ny eto fa isika mantsy vaovao dia mbola tsy maharaka ny lafiny rehetra.
.


samy mifanzava isika , dia mazava tsara ny rehetra ka diaraiso ny dimy :* 8)


187. sitlo ( 19/03/2007 12:27)
zany ny dimy

pafff
fa zaleo tsy :* fa :-* ty fotsiny :D
188. fasaly ( 19/03/2007 12:45)
tsiry12:

fa ny mahagaga hay dia izao adiny n' i fasaly sy torp ve dia lasa adin' i bozylove sy i sitlo sao dia mba misy idirany ireo ady rao ireo.



tsiry: aleo aloha ahitsiko kely ity volazanao ity;.
izaho ato am serasera dia miezaka ny tsy hanana olana na amin'iza na amin'iza....ka tena faran'izay tsy tiko io teny hoe "ady" io..
sady tsy mpiady aho no tsy lian'ady ...
ka noho izany ozaho manokana tsy manana olana amin'io torp torp io fa izy no manana olana amiko..donko izy no mila ady amiko fa tsy izaho mihintsy:wink:
ny niatombohany moa tary am sary tary fa efa nofafaiko dool ny filambaniny nosoratany tao am sariko tao....ary efa nosakanako avy hatrany ny hafany sy ny tsikerany donko teto sisa no hany azony natao holazana ny alahelo..akory hatao azy ny azy fa tsy ahy....malalaka afaka milaza zé tiny lazainy izy de refa afa-po mangina fa zà tsy hiady aminy mhintsy....hisy ps hiforona indray atsy ho atsy dia mbola ho toy izao ihany ny tranga mety hiseho...tsy vao indray mande anefa anie ny toi izao fa efa matetika ka tsy hataoko mahagaga sy manaitra ahy intsony fa ny ahy ny sakana avy hatrany, tsy mandany andro am oul otrzao mitsy....:-P


189. hery ( 19/03/2007 12:46)
sitlo:

AHOANANYZANAKORAMARINAIOFAHAZOANAALALANAMANALATSIKERAIO

sitlo> =))

Mbola misy angaha reny petadrindrina ireny? Teny mahamasina no nahitako azy


bozylove> Karamao aho hamafa ny tsikera amin'ny sarinao raha tsy vitanao :-)
190. kelly13 ( 19/03/2007 12:49)
misy raha latera. :{
191. karinah ( 19/03/2007 12:54)
sitlo:

ka any amin'ny sary kosa nge ry zareo tsy atao eo imasonareo fa tena moaka be daholo le tsikera eh

raha tsy hoe
mahafinaritra
dia tsara tarehy
dia aiza io ...etsetra
Aiza ny kofa no tsy hisofy
zany avy kou ka atao mampisôfy. ataovy fa lany recharge eo vao we, tahak'zay za tsy nanoratra im-be de beeee...:lol::P

rehefa ratsy de tsy miteny trotsa zao toi, satria ny olm-bel samy manana ny tsara aminy.(point), rehefa tsara de zay vo miteny.(point).

ndana indray mi-recharge alou, hay sehatra be fotsiny le mody mba manaratsy reo (toi), in re ny tanjon'zany e? :-w
:-D



192. fasaly ( 19/03/2007 12:55)
tsiry12:

ny tiako ho lazahina kely dia i torp sy xxx zany no tsy tia any fasaly
ka eo koa anefa ny mmpiatsra velatsy ka ny hahafataranazy de tsotra ihany
mmisy etapy 4 ny fomba firesany @ vohalohany

=aratsy any ilay mmpanaratsy
=dia avy eo izy sady tsy mmomba ny avia na ny avanana
=avadiny zavatra afany resaka lazahiny
=ary mmanala ny tenany izy


ary refa izy no nanokatra ny resaka dia tsy mmahintsy miheno izay lazainy ny olona ao izy ka mmamaly any izany dia farafaha keliny 1/3
any forum de izy no nanoratra azy

KA ANJARANAO NO MMANOME NY VALINY @ ALALANY xxx




tsiry volazanao:wink::-P mi provok no tena tiny de refa miady ritra ny olona dia izy mamaky fotsiny ary mandalo mamaky eo foana.....arakao tsara fa mamaly am xxx ihany koa no talentany:-D:-D:-D:-D
misy raha la terre.;-) ipitsiho fa lolo e!:-*

193. karinah ( 19/03/2007 12:58)
:oops:
194. karinah ( 19/03/2007 13:00)
fasaly: misongona.:-D:-D:-D:°)
195. fasaly ( 19/03/2007 13:50)
karinah: fa aon????:roll::?
196. kelly13 ( 19/03/2007 13:55)
za vao saika hanontany!
197. karinah ( 19/03/2007 14:33)
fasaly> an'i sitlo io wa é!

kelly13: ndry koa tsetsoka a,:x
198. kelly13 ( 19/03/2007 14:36)
tsy azo atao nga ny tsetsoka eto?
199. bozylove ( 19/03/2007 14:47)
stilo:
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 19-03-2007 13:27:43
Lohateny : Re : Fasaly
zany ny dimy

pafff
fa zaleo tsy :* fa :-* ty fotsiny :lol:


Izay tinao e :-) fa oroka ny fandaminana e ! izay tinao asiana azy e , (soratra sy sarysary anie ireo rise an maso fotsiny no mamaky 8O :D )
200. bozylove ( 19/03/2007 15:02)
Hery:
bozylove> Karamao aho hamafa ny tsikera amin'ny sarinao raha tsy vitanao


Averiko anao fa asanao no misivana izay soratra eto ary voakarama hanao izany enao. (fangatahina fanampiana mafotaka ery ao @ page d'acceuil).
Fa raha ny tarigetranareo eto site serasera manalabaraka : mamela soratra fanalana baraka dia avelao hitambahoaka.
enao anisa deba sy sefo be eto manakana sy mamela izay tinareo. Nareo tompon'andraikitra mahalala oua izay tarigetra sy hevitra tinareo ampitaina anireo izay mpamaky.

Bozy mampiseho ny zavamisy sy miteny ny heviny.8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2854