Fasaly
201. xxx
(
19/03/2007 15:20)
bozylove:
Bozy mampiseho ny zavamisy sy miteny ny heviny.8)
rah arak'izao zavatra vakina eto zao kalony de injakindrafana bougelove fa tsy hoe milaza ny zavamisy, ny sitlo eny ankelika iany asa longany fa de talanjona ny bandy mamaky=))=))=))=))=))
204. bozylove
(
19/03/2007 15:53)
xxx:.
rah arak'izao zavatra vakina eto zao kalony de injakindrafana bougelove fa tsy hoe milaza ny zavamisy, ny sitlo eny ankelika iany asa longany fa de talanjona ny bandy mamaky
Izany no fahitanao ahy izany; tsy misy olàna mitsy; manenlingelina ny fainanao anga???
Bozy mitohy miteny ny zavamisy eto @ serasera sy ny heviny. Izay fandraisanareo ahy tsy misy olàna mitsy raha tsy hoe manenlingelina ny fiainanareo :-).
205. Vahinala
(
19/03/2007 15:57)
O ry bozylove a, tsy ianao irery ange no mpisera eto e, toa ataonao resaka personnel be ilay izy, tsy misy milaza fa tsy manaja ny fanehoankevitrao mihitsy saingy asio fanajana ny hafa koa fa aza dia mora entimpo be loatra re fa reveo manja ny fiainana e !
206. kelly13
(
19/03/2007 16:08)
karinah:
kelly13:asa??? pfff....
tsy azo atao nga ny tsetsoka eto?
d inn no mampitsefotra? pfff
207. ftma
(
19/03/2007 16:14)
Averiko anao fa asanao no misivana izay soratra eto ary voakarama hanao izany enao. (fangatahina fanampiana mafotaka ery ao @ page d'acceuil).
bozylove: tsy mandray karama izany i hery fa hanampiana ny fadoavana ny hebergement ny fanampiana omen'ny mpikambana eto, raha te halala ny vola fanampiana eto ianao dia mba vakio ihany ny momba izany raha tsy izany anontanio ds
izay ataonao na avelanao ao aza ny tsikera ao @ sarinao fa tsy manova ny maha serasera ity site izany :wink:
209. kelly13
(
19/03/2007 16:38)
bozylove a, mba jereo iany oa ze soratan'ny oul sasany fa aza manao an'izao ianao (i.e. tsy miheno ny hafa ianao fa ny anao iany no asesinao). nilaza ny hevitrao ianao, nilaza ny heviny ny mpiandraikitra, d aoka izay fa manjary mitohy lava b tsy ankijanona intsony. io le nolazaiko anao atsy @ sary oe samy tsy misy manaiky diso na ny andaniny na ny ankilany d hifandrirotra eny fôana, manjary makaleo b. lasa ôtran'ny mi-radote ianao ny farany, asio :) fôna oa
210. bozylove
(
19/03/2007 16:39)
vahinala:.
O ry bozylove a, tsy ianao irery ange no mpisera eto e, toa ataonao resaka personnel be ilay izy, tsy misy milaza fa tsy manaja ny fanehoankevitrao mihitsy saingy asio fanajana ny hafa koa fa aza dia mora entimpo be loatra re fa reveo manja ny fiainana e !
iza aloha tsy nanaja teo, omeo porofo kely Bozy hoe inona "soratra tsy manaja" nosoratako ???
211. bozylove
(
19/03/2007 16:43)
Samy miteny izay tiny eto, sy mampiseho ny heviny.
tsy hitako ny olana izay leo mamaky tsy mamaky fotsiny :-)

212. kelly13
(
19/03/2007 16:45)
non kosa e, tsy mety zany fomba fisainanao izany, manjary tsy milay tsony nge le izy e. d ho fenoinao izao zany ny eto d ho leo ny oul d faly v enao?
215. Vahinala
(
19/03/2007 19:36)
bozylove:
Samy miteny izay tiny eto, sy mampiseho ny heviny.
tsy hitako ny olana izay leo mamaky tsy mamaky fotsiny :-)
Hatramzao aloha d mbola ianao irery no tena mibahana ny dinika eto, resaka hafa no niandohanle sujet tato dia lasa momba anao irery ilay izy, zay le hoe mba asio fanajana ny hafa fa tsy ianao irery akory no mandray anjara ato. Natao hifaneraseran'ny rehetra izy ity ka aza d avadika ho personnel e ! Zay fotsiny, ary tsy misy manakiana anao be fahatany akory fa mba tsetsatsetsa tsy aritra koa ny anay araka ny teninao hoe samy afaka milaza ny heviny eto.
216. rush
(
20/03/2007 12:52)
noheveriko hoe ny olon-dehibe no fangalaha-tahaka,saingy indrisyyyyyyy!mba miheritrereta hiany rabozy aaaa
217. bozylove
(
20/03/2007 19:22)
vahinala:
Hatramzao aloha d mbola ianao irery no tena mibahana ny dinika eto, resaka hafa no niandohanle sujet tato dia lasa momba anao irery ilay izy, zay le hoe mba asio fanajana ny hafa fa tsy ianao irery akory no mandray anjara ato. Natao hifaneraseran'ny rehetra izy ity ka aza d avadika ho personnel e ! Zay fotsiny, ary tsy misy manakiana anao be fahatany akory fa mba tsetsatsetsa tsy aritra koa ny anay araka ny teninao hoe samy afaka milaza ny heviny eto.
Mahagaga any ny tsikera nareo eto, nanakana anareo tsy hanoratra anga aho??? ary ny hoe sujet hafa no resahina samy manana ny fahitana azy. Amiko sujet fanaraka @ tiko resahina ka tsy hitako no olana.
Ary samy manoratra izay heviny sy hitany fa mety araka ny fahitany azy.
Fa efa tsy fanaraka @ izay tianareo ve dia hoe "tsy manaja" Ohatra ahy misy forum hitako fa makaleo ahy ny mamaky ny soratra ao sujet pokaty tsy araka ny tiko, tsy valiko fotsiny dia izay.
Tsy voatery hanaraka izay tianareo foana akory raha tsy hoe manenlingelina ny fiananareo anga ny soratako :?: fa aza adino koa fa soratra daolo ny eto.
Ka raha soratra aza mampiakatra anareo isany asa raha tena réel no miseho raha miady hevitra aman'olona nareo :lol: 8). Alaiko antsaina tsara mahita anireo mikikika sy mitrerona.
218. bozylove
(
20/03/2007 20:10)
[size=13px]Ito ny tarigetran'i Bozy araka ny lazain'i SENEQUE écrivain latin nanoratra "Controverse" (précieux documents sur l'éducation oratoire au 1er siècle)[/size]
Bozy i Bozy fa tsy voatery hanao sy hitovy @ olona rehetra 8). Miteny ny hevitro aho sy miteny ny zavamisy fa tsy voatery hanaraka izay tian'ny olona raha tsy mifanaraka eritreritro.
Hoy ny vaza izay "on ne peut pas plaire à tout le monde, je suis tel que je suis" :-)
SENEQUE manampahendrena:
[size=13px]C'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui, et de faire une chose uniquement parce que d'autres la font. C'est un inestimable bien de s'appartenir soi-même[/size]
Bozy i Bozy fa tsy voatery hanao sy hitovy @ olona rehetra 8). Miteny ny hevitro aho sy miteny ny zavamisy fa tsy voatery hanaraka izay tian'ny olona raha tsy mifanaraka eritreritro.
Hoy ny vaza izay "on ne peut pas plaire à tout le monde, je suis tel que je suis" :-)
220. Vahinala
(
20/03/2007 20:50)
bozylove:
vahinala:
Hatramzao aloha d mbola ianao irery no tena mibahana ny dinika eto, resaka hafa no niandohanle sujet tato dia lasa momba anao irery ilay izy, zay le hoe mba asio fanajana ny hafa fa tsy ianao irery akory no mandray anjara ato. Natao hifaneraseran'ny rehetra izy ity ka aza d avadika ho personnel e ! Zay fotsiny, ary tsy misy manakiana anao be fahatany akory fa mba tsetsatsetsa tsy aritra koa ny anay araka ny teninao hoe samy afaka milaza ny heviny eto.
Mahagaga any ny tsikera nareo eto, nanakana anareo tsy hanoratra anga aho??? ary ny hoe sujet hafa no resahina samy manana ny fahitana azy. Amiko sujet fanaraka @ tiko resahina ka tsy hitako no olana.
Ary samy manoratra izay heviny sy hitany fa mety araka ny fahitany azy.
Fa efa tsy fanaraka @ izay tianareo ve dia hoe "tsy manaja" Ohatra ahy misy forum hitako fa makaleo ahy ny mamaky ny soratra ao sujet pokaty tsy araka ny tiko, tsy valiko fotsiny dia izay.
Tsy voatery hanaraka izay tianareo foana akory raha tsy hoe manenlingelina ny fiananareo anga ny soratako :?: fa aza adino koa fa soratra daolo ny eto.
Ka raha soratra aza mampiakatra anareo isany asa raha tena réel no miseho raha miady hevitra aman'olona nareo :lol: 8). Alaiko antsaina tsara mahita anireo mikikika sy mitrerona.
Tsy izahay mihitsy no miakatra fa enao ihany no toa lasa manao sujet perso be eo no sady manao resaky ny entimpo be eo ko ! Nenay ange mandeha hoazy foana ny fiainana e, tsy mitsikera z ataony sasany fa mba milaza izay fahitana ny fandehanjavatra ! Ianao ihany no tokony hamaly ny fanontaniana apetrakao tohizo ny filozofianao fa tsara :-D:-D:-D:-D:-D