Fasaly

261. Vahinala ( 25/03/2007 22:45)
Ohatra ny tena mahafinaritra be any bozylove ilay mifamaly sy mandrangitra ny olondrehetra ato, io d tsotra satria za koa d efa anisany nanaovanao izao resaka izao sady ny zavatra lazainao ny eo ihany no miverimberina, tsy tokony manimba ny feeling ny sasany ianao fa manokatra dinika hoany hevitrao manokana, izay manana hevitra sy te hamaly mamaly, izay tsy te hamaly afaka tsy mamaly. Toy izany daolo no ataony rehetra ato, rehefa manana olana azy manokana izy na eritreritra mandalo tiana zaraina dia manokatra hevitra ary izay afaka manampy azy dia manome sosonkevitra avokoa.
Averimberinao eto foana izany resaka momba ny sarinao izany, nefa tokony tsy ato ianao no miteny izany rehetra izany fa any am tomponandraikitra no manontany ka izy ireo no manome valiny sy fanazavana ho anao sady mino aho fa izy ireo no tena afaka manome valiny mahafapo anao.
Mety nisy angamba hoy ianao ny nanala baraka anao, naina6 e sns, ka maninn raha vahanao en personne any ny olanao fa tsy ny rehetra no lazainao fa maninn anao sy anaovanao vava be eto. Te hanome hafatra ny namana vaovao ianao hoy ianao, manokafa dinika manokana hoazy ireo, hatreto dia mbola nilamina tsy nisy olana mihitsy ny fifandraisany samy malagasy mifanerasera teto.
Dinika momba any fasaly no natao tato nefa d lasa resakabe momba anao ny hiafarany, tsy tokony ny olona no lazainao hoe "rehefa tsy mifanaraka amze tianareo ny lazaiko ....." fa ny tenanao ihany, ianao olondehibe tokony hanome fitaratra anay tanora indray no manao vava hafahafa ka mahavariana.
Zay tapitra, fantatro fa tsy maintsy mbola hamaly indray ianao resaka lava be le izy fa rehefa mba mihoatra ny iray ny olona miteny anao hoe tsy mety ny ataonao dia mba mandiniha tena ihany fa aza manome fahasorenana hoany sasany. Tsy tokony ho ianao lehibe io no ilazana izay.
VItaaaaaaaaaaaaa
262. Fiffi ( 26/03/2007 05:49)
tapitttttttrrrrrrrrrrrrrrrrrrraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
263. xxx ( 26/03/2007 05:55)
ninitooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooô!
264. Fiffi ( 26/03/2007 06:04)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/soyons%20s%C3%A9rieux.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/panneau-mdr.gif[/IMG]
265. bozylove ( 26/03/2007 11:01)
rush:
mailo @ inona ry bozylove?tsy mitovy ny feeling e!nareo efa antitra ka tsy mitovy @ nay tanora ka raha tsy mety mahazo namana nareo dia aza ity site ity no haratsiana tahak'izao fa rehefa tsy tianao dia mialà dia basta e!ici tout le monde est superrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr cooolllllll !!!!!

C'est sur tsy mitovy feeling @ nareo aho , izaho kosa mampiseho ny zavamisy eto. Raha fanalana baraka sy fanompana soratra avelan'ireo tompon'andraikitra eto dia mampiseho ireny ve no olona coool sy super??? :roll: 8). [size=13px]

Enao izany mitovy fiasainana sy fietsika @ namanao naina=siks??(santionany fotsiny io nasehoko anao)[/size]


[size=13px]siks : 18/03/2007 21:10:46
Fafao | Sakano ny hafany
Za aloha tsy mijery le sarinao vaovao fa sao mandoa e! plus mantsy le sary vaovao plus hita be hoe grosse merde be le tavanao donc aleoko tsy makany


siks : 21/03/2007 19:22:18
Fafao | Sakano ny hafany
grosse merde ny malagasy rehetra eto lantobe aaaa! enao anie no mi ressembler @ grosse merde fa tsy ny olonkafa e. T'es une grosse merde la viocque[/size]


Raha olona mitovy @ naina6=siks azo atao namana??, izao ve no olona atao namana????? :roll::oops:.

Ampisehoako ny zava misy eto ohatra ny ahona ny karazan'olona eto 8).

Raha hoe cool ny olona eto fahitako azy mora miakatra efa tsy fanaraka @ heviny.8)






266. lanto ( 26/03/2007 11:05)
loaka le disika
267. bozylove ( 26/03/2007 11:17)
dinika fasaly , momba ny olona sy manaratsy any fasaly eto. Namafy sy mampiseho ny zavamisy koa aho fa tsy fasaly irery akory no vao an'izany 8)

Mitohy mampiseho ny zava misy eto aho izay fotsiny 8O.

Averiko foana ho hitambahoaka sy hitan'ireo tompon'andraikitra mi-cautionner olona mpanala baraka sy mpanompa eto.

Fanamarihana : ny sary tsy ilain'ny site eto vetyvety dia voafafa(sary sakafo , paysage, sarin'olona tsy fanaraka @ psedo...) ary ny sary feno fanalana baraka sy ompa tsy fafana avela hitambahoaka eo. Inona no dikan'izany ???? = manaiky izay soratan'olona manala baraka ny mpiandraikitra eto.

Ary impiry nanoratra tany @ nireo tompon'andraikitra o na ni telephonen tany aza , fa tsy msiy rarahindry zareo an'izany fangatahiko hono.

izany no mahatonga ahy [size=13px]mampiseho tsara, tandremo mailo nareo mitady namana mampiseho misy karazan'olona ahaona ny eto [/size]
268. xxx ( 26/03/2007 12:27)
bozylove:

ito de sakano i naina6 de ho vita ny fifamalina sy ny fanalambaraka:-P


[quote=fasaly]


fa ny ahy kosa alou ry bozylove raha fitsikeràna ny fianana manokana privé toy ireny am sarinao ireny dia efa nofafaiko tanteraka dool ary efa nosakanako hatry ny ela ny ps ny e! marina e! tsy handany andro sy silto hifamaly aminy eo aho fa tsotra fotsiny sakano de vita e! manjary mameno toerana ao am sarina ofotsiny;-)
269. bozylove ( 26/03/2007 15:33)
XXX:
fa ny ahy kosa alou ry bozylove raha fitsikeràna ny fianana manokana privé toy ireny am sarinao ireny dia efa nofafaiko tanteraka dool ary efa nosakanako hatry ny ela ny ps ny e! marina e! tsy handany andro sy silto hifamaly aminy eo aho fa tsotra fotsiny sakano de vita e! manjary mameno toerana ao am sarina ofotsiny.


Ny ahy ny réalité no mi compte rise an 8), fa tsy mampiraiky ahy izay lazain'i naina6=siks=lutecefalco , fa raha ny olona miseho manana ny marina tsy matahotra dia fanatritava amiko miteny en face,(na aiza na aiza misy azy afaka tonga aho hifanatry tava aminy) izay no mi compte amiko REALITE.

Eto aho sur aho fa misy mahafantatra cordonnéen'io naina6=siks io fa tsy misy sahy manome azy ahy pk?? :?::?:

Ohatra ny olona rehetra mamaly aho manome ny hevitro ao @ sariko na feno tsikera aza .

Mampiseho ny zavamisy eto aho @ fanompana sy fanalana baraka :-) [size=13px]Anjara ny tompon'andraikitra, (izay efa nampisehoako ny zava misy[/size] [size=13px]fa tsy miraharaha ny fangatahiko araka ny filazandry zareo);[/size]
[size=13px]Ny tompon'Andraikitra no manao izay tokony ataony hitany fa mety na mamela na tsia soratra diffamatoire ohatran'ireny.8)(afaka mamafa ny sary rizareo ohatra)[/size]

Ampisehon'i Bozy ny zava misy eto @n'ity sersarera ity izay mety manenlingelina ny sasany ny mamaky azy.8O 8) 8O
270. Fiffi ( 26/03/2007 17:50)
aaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhhhhhhhhh loaka beeeeeeeee le diskaaaaaa fa aok'zay eeeeeeeehhhhhhhhhhhhh
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/391.gif[/IMG]
271. xxx ( 26/03/2007 18:03)
??????
272. fasaly ( 26/03/2007 18:55)
fiffi wa de mahita sary kely mitsy e!:-D:-D:-D sady mahay mitilyyyyyyy!:-D
273. Fiffi ( 26/03/2007 22:22)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/spiderman-troupe.gif[/IMG]
274. fasaly ( 27/03/2007 06:03)
hummmmmm! zao njay reveko zao hip hop zao kan! lasa zao ra fiffi:-P;-):-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
275. bozylove ( 27/03/2007 07:46)
tsy tiany ra fifi mitsy ny mamerina ?? tsy araka ny tinao anga:?::?::lol:
276. Vahinala ( 27/03/2007 08:34)
Fiffi > Njy kosa alo enjana mintsy ra ahita sary mahafinaritra e !
277. kelly13 ( 27/03/2007 10:02)
fita ankia ry Vahinala! asa aiza no ahitany ireny sary kely bdb reny :)
278. xxx ( 27/03/2007 11:37)
sao dia bikina aza i bozylove dia mila ady etsy eroa eto ? ratsina ady :-D:-D:-D
279. bozylove ( 27/03/2007 11:52)
XXX
XXX:
sao dia bikina aza i bozylove dia mila ady etsy eroa eto ? ratsina ady


fa anga efa miteny ny heviny dia hoe miady , sa nareo eto mitsy no tsy mahatanty efa tsy mitovy hevitrareo ny lazaina eto 8)

Manoratra ny zava misy eto ve no tsy tantinareo e???? 8O 8).
280. dadie ( 28/03/2007 14:36)
mandihy kely alo tsika bozylove a ....alefa ry toi a i fiffi efa nandefa hira ry spiderman aza tsy votana tsony ...marina e... lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.511