Tsetsatsetsa tsy aritra

rijadolly ( 17/12/2011 23:24)
Torohevitra mikasika ny ny fambolen-kazo, Mahatsikaritra ny tena fa tsy mety eto Madagasikara ny fambolen-kazo amin'ny zana-tsapin. Raha mandinika isika dia manimba tany izay manodidina azy ny sapin. ... tohiny
novalian'i ledala ny 15/06/2012 19:56
reggae11 ( 01/12/2011 13:19)
fa manina jao jean izao vao tratra?... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2012 17:14
hendricks ( 26/11/2011 14:16)
slt!daholo ntsika namana rehetra e! Raha mb mis mahay blague mikasik "JESOA "Reny ry reto dia mb andefaso fa misy ilaiko an'azy @fampianarana any an-pianarana. Misaotra mialoha anareo... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 22:02)
Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana. Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Be... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 22:01)
Mpanompo fitaovam-piadiana sy vodka , na litatr’ io , na botakely io ,na damizana ihany koa, , na dia efa nampiharina aza ny glasnoste sy perestroïka , nahery loatra ny herin’ ny solidarnosc t... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 22:01)
Satria olom-boahozona hatry ny ela efa hifaran-tantara atsy ho atsy . Na ny fivarotany ny fianankaviany aza efa fomban-dry zareo hatr@ fahagolan-tany .Anisan’ izany ireo olona manaiky ho handevoziny... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 22:00)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isan... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:59)
Na ny zavatra nomen’ ny natiora azy aza dia somparana hatramin’ ny fisiany , dorana tsy hisy tamingana sy ho lasa lavenona mba tsy hisian’ ny tandindona hanaloka ny fahefany @ ity fiaina-mandalo... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:59)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:58)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza... tohiny
Blackeagle ( 19/11/2011 15:02)
Salama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb... tohiny
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:27)
Ahona ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana famoaboasana samihafa mahakasika anio indray izao ny antokon'olona samihafa a!... tohiny
Blackeagle ( 02/11/2011 15:52)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i nomeja ny 13/11/2011 22:45
trondrogasy ( 21/09/2011 18:45)
grave fa tsy mandeha site moov forum politique ,namboarin ry lerony hono... tohiny
novalian'i finaritra ny 20/10/2011 08:57
Bouclette ( 31/08/2011 17:34)
miarahaba antsika rehetra! vaovao ny tenako ary lahatsoratra faharoa zao ty soratako ty. Mba nijery ireny fandaharana vahiny miresaka zavatra insolite sy feno mistery reny aho, dia ny ankabeazany dia ... tohiny
fejere ( 12/06/2011 03:34)
SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan... tohiny
ledala ( 21/05/2011 22:29)
tstsatsetsa tsy aritra ny momba ny vaovao ao amin'ny l 'Expresse de madagascar tamin'ny Sabotsy 21 may 2011.voalaza ao fa notokanana ny tobim-piantsonana ao Mahajanga, nisy aza no nilaza fa volan'ny J... tohiny
m.i.s.a ( 12/05/2011 15:52)
Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratan’i Raozigasy. Ary ho fampahalalana izany boky izany dia nomanina ilay hetsika INDRAM-PEO Fa iza moa i Raozigasy Raozigasy : no solon’anarana n... tohiny
novalian'i raozigasy ny 15/05/2011 10:48
ledala ( 03/05/2011 00:16)
Dia maty tokoa ve? ary tena izy sa hafa? tsy aritra ihany mantsy ny momba ny resaka mandeha... tohiny
novalian'i raherigna ny 27/05/2011 13:18
milamm ( 26/04/2011 11:18)
hisintona ny sainy fahampalalambaovao erantany indray io zoma 29 aprily zao ny mariaziny ilay ho mpanjaka britanika indray andro any, (efa ho voafatotra lery tsy ho ela ka mionona sisa no azony vhv sa... tohiny
novalian'i VALIZO ny 28/05/2011 06:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2411