tany ho any

1. sipagasy ( 13/11/2006 21:14)
20 jours pour s'enrichir...
c'est le cadeau béni des dieux de la propagande électorale dont quelques prestataires en tireront un max de bénéfices : un seul mot d'ordre, être en bons termes avec tous et gagner à tous les rateliers ! Les premiers à en profiter sans arrière pensée aucune : les artistes ! " ca fait parti de leur job et à 3 million d'ar la prestation pour certains, il ne faut pas s'en priver mais avouons le, ce n'est qu'une forme de prostitution artistique ! Autres grands gagnants : les médias , journaux télévisions, radios, mais pas d'internet qui vont relayer les campagnes des candidats. Les médias étant plus politisés, les pubs seront plus sectarisés. On voit mal le Quotiden ( journal de Ravalomanana) proposer une pub pour Norbert Ratsirahonana, à titre d'exemple. Autre fournisseur qui vont tourner à plein régime : les fournisseurs de tee shirts, casquettes et autres produits dérivés. Un véritable jackpot si vous décrochez les bon contrats. Enfin, d'autres personnes vont considérablement améliorer leur trains de vie : ce sont les personnels en tout genre : sécurité, organisateurs de meetings, les rabatteurs de foule..bref, une bonne campagne ca coute cher, mais ca fait toujours des heureux derrière.



miala tsiny fa dia nanao dika mira fotsiny aho annn
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:12
2. Fiffi ( 13/11/2006 21:24)
sipagasy:
bref, une bonne campagne ca coute cher, mais ca fait toujours des heureux derrière.
tena marina mihintsy aloha io an ! soahiany fa raha tsy zany de asa fotsiny angamba eh ?


3. sipagasy ( 13/11/2006 21:34)
ka tombotsoan'olom-bitsy anie ilay izy e!!!!! tsy ho anay vahoana tsy mandady harona akory....
4. Lejim ( 14/11/2006 01:45)
Fa au moins afaka manararaotra kely tee-shirt sy kasket miaraka amin'ny spectacle tsy andoavam-bola ny vahoaka maro! Efa zava-dehibe izay satria tsy isan'andro ny mpanao politika no mahafoy an'izany! :-D :lol:
5. Fiffi ( 14/11/2006 06:27)
sipagasy:
ka tombotsoan'olom-bitsy anie ilay izy e!!!!! tsy ho anay vahoana tsy mandady harona akory....
zany hoe misy sokajiny roa ny mahazo tombontsoa . Ao ny olona mahazo maimaimpoana kasikety sy tee-shirt , de ao koa ny mahazo seza ?


6. AndryGTI ( 14/11/2006 07:34)
Slt an ! misy koa ireo mahazo filoham pirenena hoan'ny dimy taona manaraka kou :)
7. sipagasy ( 14/11/2006 09:07)
hihihihi taitss be akia za ry AndryGTI kouuuuu ela akia elà tsy hita annnn tonga soa injay e!!!
8. degree ( 17/11/2006 20:12)
io anie logika e! jereo fotsiny raha manjono ianao dia ny trondro mihinana ny kankana ianao kosa mihinana ny trondro azonao nefa raha diso fipetraka kosa ianao de lanin'ny mamba de hoy aho he -ny sasasany mahazo kankana ,ianao mahazo trondro fa ra-mamaba kosa mihinana anao(sanatria ny vava io an)
toy izany koa ny politika eo anivon'ny fiaraha-monina ara-ambaratonga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1678