Politika
ndotofetsi
(
11/12/2009 19:28)
Samia mandahatra ny miaramilany @ zay fa hafana ty raharaha ty ,ny anay ny Zandary raha sahy ry FIS d put, ny an-dradidy GECAM , R8 RFI zafy Polisy, ka ahoana mahasahy ve.????
Monja Roindefo étai...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 12/12/2009 18:08
ramosekely
(
11/12/2009 18:59)
tena mila anao sera2 ry noue fa taon'i pikatti sy wiwi masaka izy ato ao koa ry antsimbilina ,manapatapaka be mihitsy,eny @ nation isika radem e ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:04
MialyRajoel
(
11/12/2009 17:11)
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e :lol: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/12/2009 21:00
ndotofetsy
(
11/12/2009 14:54)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:31
bedalandy
(
11/12/2009 12:25)
ajanony any rangah le fatina politika fa mampandiha sy makaloiloi a :evil: :twisted: ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:32
andreasr
(
11/12/2009 11:56)
c fou ce que any amadagasikara zé président rehetra tao dia tsisy mahavita ny mandat ani tranquillement mihintsy, en + refa misy olona tia anova fitondrana dia vo may lasa en décadence b mintsy ndr...
tohiny
novalian'i nancy ny 11/12/2009 22:35
ntss
(
11/12/2009 08:07)
ze ataon'la eo ataon'la fa ny TGV lesy mijoro fona a...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:12
bazylou
(
11/12/2009 07:42)
inona ko amoa no irahrahahin'izay tgv an'ireo prezda anti dahy telo lany daty ireo , vive tgv, io ihany no ady eo. :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:13
rabaradaka
(
11/12/2009 07:21)
Rehefa manao politika dia mila calme fa tsy mitrotra be toa an'ny dadatoa Hajo Ministre de l'aménagement du territoire. Be loatra koa ny aferany dia miaro ny sezany izy fa efa eo ampototry ny eny Ant...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:30
fijo
(
10/12/2009 23:07)
FP - La France "dément énergiquement" des "rumeurs absurdes" accusant son chef de la diplomatie et les services français d'avoir cherché à "préparer un coup d'Etat" en Guinée, et rappelle la ...
tohiny
novalian'i xxxw ny 11/12/2009 18:05
fijo
(
10/12/2009 22:01)
- 18h00 - La tour de contrôle de l'Aéroport International d'Ivato est investi par le FIS afin d'empécher tout atterrissage venant d'Afrique. Des éléments du FIS sont en position d'intervention a ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 20:09
pikatti
(
10/12/2009 19:45)
On vient d’apprendre que la France était contre les résolutions de Maputo III, et qu’une nouvelle négociation devrait étre envisagée à… Madagascar. Mais on se fout de la gueule de qui ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/12/2009 09:16
TEGEVE
(
10/12/2009 17:43)
Misy nanitsoka ry zalahy zany nama a!aiza koa zah efa niomana tsara hoa any Danemark iny no nahazo taratasy fa tsy mila mankany indray hono , kiiii zah anefa mba saika hizesta be ery , mahita faisany ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:34
terrywui
(
10/12/2009 12:46)
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) HIFARANA TSY HO ELA NY TANTARA ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 19:49
terrywui
(
10/12/2009 11:46)
DIA TSY MISY TSY MAHALALA ISIKA FA TENA FANONGANAM-PANJAKANA HITA MASO MIHITSY INY DIAN-DRY IZY 4 TONTA TANY MAPUTO INY ,KA EFA NORAISINA NY FE PETRA REHETRA TSY HANAOVANY IZANY HADALANA IZANY ETO AMI...
tohiny
novalian'i ifiona ny 11/12/2009 08:28
Djhamhal
(
10/12/2009 11:37)
Mbola tsy mitsahatra ny mampaneno lakolosy fanairana eto ihany aho ary miangavy antanandroa ny mpanao politika sy ireo tomponandraikitra amin'zao krizy izao ! inona re ny vaha olana arosonareo fa mija...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 17:59
feticon
(
10/12/2009 07:24)
Matetika i andry rajoelina no miteny hoe ny 3 mouvance no responsable ny fikatsoana misy @ izao,f'iza no milaza ny tenany ho president tsy mahatapakahitra eo ?
rehefa tsy mahavita dia miala :evil: ...
tohiny
novalian'i naritsymba ny 10/12/2009 13:49
pikatti
(
09/12/2009 21:38)
La France encourage la tenue d’une réunion du groupe international de contact avec toutes les parties à Madagascar (9 décembre 2009)
Mivadika ati-doha daholo ry zalahy isany nametraka olona fou ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 21:21
fijo
(
09/12/2009 20:52)
Un 4×4 volé retrouvé … au Palais de Iavoloha
09/12/2009
Publié dans Actualité
Un repère de receleurs ?
Un repère de receleurs ?
Un 4×4 de marque Ssang Yang, dérobé à u...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 20:06
naritsymba
(
09/12/2009 20:22)
Novonoin'i Rajoelina daholo ireo olona ( voahasa handinika ny vato misakana @ tampijoroana ny governemanta,izay marihina fa nidongiany) nohevriny fa vato misakana ny fahefany rehetra tany Maputo3
Las...
tohiny
novalian'i naritsymba ny 10/12/2009 13:50
