Politika
kidoropamba
(
19/12/2009 09:50)
Niaraha mahita izao fa "tsy ny vahoaka" no nametraka an'ingahy Rajoelina eo @ toerany.
Efa mazavazava tsara hoe aiza marina no tena misy ny vahoaka malagasy satria tsy misy HANAIKY ny unilateralisma ...
tohiny
novalian'i papala ny 22/12/2009 12:24
bazylou
(
19/12/2009 08:43)
mody sokafany kely , tonga dia very daholo ny seza, :-D :-D :-D :-D :-D , ry jamba mifampitantana sy ry mangahazo voajono daholo, :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:10
fijo
(
19/12/2009 07:46)
araka ny vaovao hita tamin'ny gazety ,dia isan'ireo olona anaty lisitra firehana ratsiraka ao amin'ny parlemanta tetezamita ingahy kotity??????fa nivadika inona ity radidy,sa tena mampiseo ny hendriny...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2009 22:15
ralf
(
18/12/2009 20:54)
Mijaly ny firenentsika sy ny vahoaka fa lalaovin'ireo mpanao politika ireo fotsiny. Indrindra fa ireo efa goaika antitra be ireo. Mila tanora mandray andraikitra ny firenena. Ny fahantrantsika no arar...
tohiny
novalian'i milamm ny 21/12/2009 14:35
fijo
(
18/12/2009 20:31)
dia tonga iny ny voasakana,dia efa nanao ny vavany ambenan'ny tafika mpiaro azy.dia namoak any azy koa zandry kely ,ka nanafoana ny didy nanendrena an'i mangalaza,ary nanedry an'y manorohanta.?????,,h...
tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 18:21
Noue
(
18/12/2009 17:03)
http://gasytiatanindrazana.com/
http://ti1ca.com/ejiyym4p-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton.mp3.html...
tohiny
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:21
michaela22
(
18/12/2009 15:06)
Na izany ny firehana Ratsiraka , na Ravalomanana ,na Zafy Albert dia tsy manana mpitarika tena dinamique hisintonana olona ,lasa mitazatazana daholo ireo olona rehefa misy zava-dehibe toy ity fitakian...
tohiny
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:25
bozyboleta
(
18/12/2009 04:14)
Mivoaka tsikelikely ny marina e!
Tsy vanona mihitsy ireto frantsay sy ireto gasy mpivarotra tanindrazana ireto.
[url]http://news.mongabay.com/2009/1217-rosewood.html
[/url]...
tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:46
Toumba
(
17/12/2009 19:42)
araka ny filazan'i cemgam fopla sy kotonandra dia nampanatsoina teny andohalo ireo ireo miaramila nanao fanambarana ary tao @ toby ratsimandrava ny zandary ,tsy tonga anefa ry lerony ,niandry vasoka t...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:35
pikatti
(
17/12/2009 13:27)
Iza moa no tsy mahalala fa ny embargo anie ka ny vahoaka no tena mitondra faisana , na taiza io na taiza dia marina foana fa ny fialazan'ingah Rajoelina omaly raha mitohaka eo an-tendany ny antsybe fa...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2009 15:43
michaela22
(
17/12/2009 12:52)
Raha ny Logique njavatra miseho amin'izao fotoana eo amin'ny resaka politique dia mitady hanjaka tokana sy hitondra irery mihitsy ireto TGV ireto satria tazoniny sy tsy avelany hikofoka daholo ireo An...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:38
ndotofetsi
(
17/12/2009 01:13)
« la Transition ne sera pas chargée de l’organisation de ce suffrage universel. Elle sera confiée au Comité National Electoral[color=red] Indépendant[/color] (CENI).
Inona no mbola Indépeda...
tohiny
novalian'i milamm ny 19/12/2009 00:32
terrywui
(
16/12/2009 19:20)
dia toneo ny fo ,
fa mbola ho avy ilay maraina vaovao .....!! ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 13:53
feticon
(
16/12/2009 18:14)
io titre president ny transition io ihany no tena nokendreny dia iny izy no tsy hita ,ka asakasak'izay mbola hidinika amin'olona ohatran'izany.Tsy misy zava banona eto,tsy misy mihitsy izany fitsinjov...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:43
kidoropamba
(
16/12/2009 14:19)
Efa voavadibadika ny sikidy ka toy izao ny foto-kevi-dehibe hivaoka rahariva avy amin'ny ANDRY TGV:
[color=red][b]1. Hanaiky ny fodian'ny delegasiona 3 mouvansa izy RAHA TOA KA MANAIKY IRETO FARANY...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2009 22:03
pikatti
(
16/12/2009 10:14)
Christine Razanamahasoa, Garde des Sceaux ministre de la Justice de la Haute autorité de transition (HAT), a démenti les suppositions ou déclarations selon lesquelles des mandats d’arrét pèsent...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/12/2009 13:33
Toumba
(
15/12/2009 23:06)
voalaza fa solontenany officiers armée malagasy ireo teny @ carlton ireo izay nanao fanambarana,akoatran'izay anefa dia tonga koa ry lelison sy charla saika hisambotra an'ireo ,saika raikitra ny romb...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 21:13
rasamy
(
15/12/2009 19:53)
tokony hajoro haingana ny gouverenement ,ary ireo mouvance telo izay mampikatso ny firenena dia tsy havela hiditra eto intsony ,na avela ihany rehefa milamina ny firenena ....
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:35
kidoropamba
(
15/12/2009 13:52)
Reraka niady hoan'ny demokrasia satria nofiran-drajoelina ny vahoaka malagasy.
Tezitra tsy nahazo mikrô tany danemark dia naka desiZion fahatany ka namoa fady ny zanakao lahy. Loza! Lasa anjely tam...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:38
TEGEVE
(
15/12/2009 08:51)
Anjangako @ zay ny "gouvenemanta-ko" fa tsisy an"izany reunion zany radem
Niantso ahy efa impiry zay i Chissano fa zah efa tsy te halala aleo miara maty any daholo
Malalaka tsara ny lalana zah rery ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:39
