Politika
patrick2002
(
15/12/2009 01:27)
Mba Mangataka fisaorana avy aminareo ,3 mouvance izahay TGV satria nomena halalana ianareo hanohy ny dinika hataonareo any Maputo ,
nomena halalana ianareo hanohy ny telegrama halefa eran`i tany
no...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 17/12/2009 01:19
AndriambyII
(
14/12/2009 23:05)
Andevo lahy voavidy politika karikary maso sisa no ventin-kabary....
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/12/2009 15:05
Bazilou
(
14/12/2009 20:06)
[img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/img/14_12_2009/img_348_g.jpg[/img]
Omena prime 15% natreo ry rajako isany d' embeso tsara ny sezako
Beurrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkkkkkk...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/12/2009 07:14
TEGEVE
(
14/12/2009 19:22)
Izaho ve miteny @ialahy ataovy ao koa ny anaran'olona tsy nandeha tany Maputo III toan’i Jose Vianey, Yves Aimé ,jereo tsara rangahy ty ny lisitrareo fa manala-baraka fotsiny zany tsy mahay ny man...
tohiny
novalian'i rakajy ny 15/12/2009 22:39
wxxx
(
14/12/2009 18:51)
La suspension de diffusion de la station de télévision Viva le 13 décembre 2008 après la diffusion en boucle d’une émission dans laquelle l’Amiral Didier Ratsiraka fustige de long en large le...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:58
feticon
(
14/12/2009 18:08)
mila an'i Noue hanazava ny vaon dalana avy any suise...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/12/2009 06:52
zokybe
(
14/12/2009 17:41)
Dia tsy afaka manidina mivoaka ny habakabaky Mad intsony koa izany ny kompany air mad. ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/12/2009 13:16
antimpanahy
(
14/12/2009 15:26)
rehefa nanao fanadihadina sy fanontaniana betsaka izahay momba ireo fotodrafitr'asa nataon'ny TGV dia hita fa betsaka ihany raha noharina tamin'ireo fingana marobe sy tsikera ary fanohanana ny vola to...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 16/12/2009 19:26
xxx1
(
14/12/2009 13:42)
Marina hoe maramara saina izay i Marc fa na dia izany aza ve dia atao tahaka izao: doublement exilé zao i nedala. Raha ohatra zany ekena miverina an-tanindrazana i Marc dia isaina hoe exilé voalohan...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/12/2009 15:21
papala
(
14/12/2009 09:49)
miseho milay @ hoe mahavita n'i MAdagasikara le andrytgv, nefa mandavaka lavaka hilevenany ihany , zao ndray zao de tsy mahazo misidina @ habakabak'i misy ny SADC ny AIR Mada, zany notena atao hoe : ...
tohiny
novalian'i Bazilou ny 14/12/2009 20:18
ramosekely
(
13/12/2009 09:41)
tonga teny @ magro daholo omaly ry wiwi ,ifiona,rapix,ry antsimbilina,rapa,vitamatavy,indrindra moa fa i noue sy ireo izay tsy voatonina ,tonga teny @ magro daholo ,hay ianao ity ry wiwi tim be fa mod...
tohiny
novalian'i ramosekely ny 15/12/2009 22:29
TEGEVE
(
12/12/2009 20:13)
[img]http://www.madagascar-presidency.gov.mg/actualite/fichiers/general/IMG_0233.JPG[/img]
Firt ny jeneraly nanaraka an'i Dadis Camara ry ngama fa vita matavy ihany , sao mihevitra ny tenanao tsy tra...
tohiny
novalian'i maryline ny 14/12/2009 06:52
esserra
(
12/12/2009 19:39)
S'étant enrichi, il a décidé de se lancer dans la politique seulement en décembre 2007 en devenant maire d'Antananarivo. Depuis il a tout fait pour faire reculer la démocratie.
Il a déclencher ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 13/12/2009 12:09
patrick2002
(
12/12/2009 17:58)
@ Taona lasa izay no nahazoana ny fandresen' i Andry TGV ny ben' ny tanana Antananarivo.
naharesy t@ isam-bato 64%
Nanomboka anio fotoana io dia efa hita ny nandoavany vahoaka malagasy an'ity hitsi...
tohiny
novalian'i pelaka2000 ny 18/12/2009 00:02
rajy
(
12/12/2009 13:49)
Mampiomehy ity zalahy sady mahasosotra a. Gazety inona no vaovao no nahitako azy.nanao fitsidihamparitra tany port berger hono ny minisitry ny mponina dia nilaza fa ny fitondrana tetezamita no nampivo...
tohiny
novalian'i xxxw ny 14/12/2009 23:20
vitamatavy
(
12/12/2009 10:37)
tsy alefa miditra an'i dago ny 3mouvance nefa tsy maintsyho hiditra ihany,izao ka mety ho lasa heros ry zafy sy ange sy rakotovahiny ,heros national .
Intimidation no betsaka .
bonne anniversaire al...
tohiny
novalian'i falifenosoa ny 12/12/2009 14:29
terrywui
(
12/12/2009 10:33)
esssssy ny tanora TGV fotsiny efa misy membres 1.900.000 mahery eto Antananarivo
-- ary 11.500.000mahery ny membres TGV eran'i Madagascar ka inona no z'olana amzany ?
...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 14/12/2009 15:13
antimpanahy
(
12/12/2009 10:10)
Raha mba azonareo atao rankizy ny tsy manivaiva na manevateva olona ! indrindra moa fa olona Mpitondra ambony daholo ireo dia mba aleo atao resaka matotra sy manaja olona fa tsy mety izao ,efa hitanay...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/12/2009 13:34
pimaso
(
12/12/2009 07:48)
TRATRY NY KRISMASY
TAOMBAOVAO 2010
FIVERENANA @ FOMBA MAVESATRA ANTANINDRAZANA
;-)
;-)
;-) ...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 15/12/2009 11:10
Toumba
(
11/12/2009 20:35)
efa betsaka ireo rasil miandry fotsiny an'ireto fis ireto ,ao koa ny rfi ?
mifampiandry eto ,miandry fotsiny ny saosy avy any @ dada dia raikitra io :evil: :evil: :evil: ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:10
