Politika
pikatti
(
07/12/2009 00:17)
TGV tsisy lohany , motera savony vava
http://www.youtube.com/watch?v=fZgJk8bZPLg
...
tohiny
novalian'i badoboys ny 09/12/2009 10:03
fozabe
(
06/12/2009 20:47)
hery avohay ny gadra politika toy ny andrywui,tafondro ,rangorivao69;batista,virijiny,sy ireo gadra maro be efa vita teto @ serasera izay ;
avoay andrywui...
tohiny
novalian'i ramosekely ny 07/12/2009 11:18
terrywui
(
06/12/2009 20:16)
ALEO ALO HAZAVA FA TENA TSY ZA LE BAINN ANTITRA BE IO ....!!! za koa ary mba gaga nahita an'io nisolatsolana ety amin'ny tsy fidirana ety ! tokony kabary ambony vavahady no ataonlery !!
Ahoana let...
tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 13:32
bazylou
(
06/12/2009 16:32)
koa ireto anty dahy telo lahy ireto ka, :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fozabe ny 06/12/2009 20:50
hery
(
05/12/2009 22:22)
Ato amin'ny politika no ataoko satria anisan'ny mpanao "politika goavana" (lol) eto izy roalahy ireo.
Nahafinaritra ny nahita tao amin'ny site-n'ny namana.serasera.org hoe aniverseran'izy roalahy and...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:26
ramosekely
(
05/12/2009 22:00)
Albert Zafy, Didier Ratsiraka et Marc Ravalomanana étaient encore enfermés à huis clos avec Joaquim Chissano.
deba : manao lesy ra8 izany voaroaka tsy mahazo miditra an'i dago izany
ravalo:aza...
tohiny
novalian'i dadabe ny 08/12/2009 14:14
ndotofetsy
(
05/12/2009 21:12)
raha toa ka vonoina rajoelina fa fampintandremana iny dia avy eo manandafy avy eo i zafy. :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/12/2009 16:30
terrywui
(
05/12/2009 16:25)
za ve less vo zo vo mb miditr eto de tong de petsainlisany amin'io bainina be io le ..;! innn koa ary ty hagegenlah manery ny bandy ho bainn ty rapikque a...! zay lesss no mahakamo ah amlah klééé.....
tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 09:17
Mirananirina
(
05/12/2009 11:54)
nahita an'io phrase io tao aminy courrier international aho.
Je me demande si Rajoelina aime Madagascar et les malgaches?????...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:29
antimpanahy
(
05/12/2009 10:29)
Tsy ny faniratsiranareo ahy tsisy farany akory no ahazahoana dera sy voninahitra , misy ihany ireo momba ny teniko tato ka izay no nahatonga ahy tsy kivy na dia ompanareo ankizy sy zanaka aza ,fahamar...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 07/12/2009 15:08
ramosekely
(
05/12/2009 04:12)
mampiomeha ity politika gasy ity
izay tsy tiana atao aminareo aza atao @ hafa hoy ilay ohabolan ntaolo izay
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=31776...
tohiny
novalian'i ramosekely ny 05/12/2009 21:45
ramosekely
(
04/12/2009 21:19)
novalian'i AndriambyII ny 05/12/2009 13:15
bazylou
(
04/12/2009 18:57)
le anty dahytsy manakatao rehetra ireo. VIVE TGV,VIVE TGV ny asa ihany no ady eo e, rehefa tsy hiasa fa hisaosy fotsiny dia miala, miala miala. :-P :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 10:41
esserra
(
04/12/2009 15:16)
A l'allure où vont les choses, il y aurait deux transitions à Madagascar, celle dirigée par Andry Rajoelina qui envisage de maintenir la Haute Autorité de la Transition (HAT) et de reconduire l'...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/12/2009 01:31
kidoropamba
(
04/12/2009 14:57)
Tsy mety kosa izany Rolly Mercia à. Ekena fa tsy miombonkevitra velively @ izy telo lahy aho fa tsy vaha olana kosa izany famonoana an'izy telo lahy, ary ny handefasana an'i Mangalaza sy Rakotoarivel...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 05/12/2009 10:43
pikatti
(
04/12/2009 13:56)
Aleo @ zay lesy lazaina ny olna fa efa tsisy manarak ny resak'elah bain a
[quote]Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 14:18
Hofafaina ny : 02/01/2010 14:38
hin hin hin hin hon hon hon her eh...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 19:04
antimpanahy
(
04/12/2009 11:21)
[u]FIZARANA MANARAKA : mbola chapitre 2 ihany isika ![/u]
Arak'ireo voalaza etsy ambany ireo dia ny biby ankoatra ireo izany dia tsy dia misy heriny loatra na miompy na tsia azy hianao : ohatra sak...
tohiny
novalian'i papala ny 07/12/2009 10:03
antimpanahy
(
04/12/2009 09:35)
[u][b]LOHATENY CHAPITRES[/b][/u]
[u]Inona daholo ireo biby fampiasan'ny demonia[/u]
Hilaza hiaramahita isika raha hiresaka ireo biby tena nompiandravalomanana marina tao Faravohitra na Iavoloha...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 07/12/2009 10:31
rabaradaka
(
04/12/2009 06:50)
Mahatsapa isika fa tena asan-jiolahy no ataon'ity Hajo Andrianainarivelo Ministre mpomba an'i Andry TGV. Aiza ve ka iey indray no miseho ho "beloha" na dia hoe zanaky beloha aza. Fa maninona ny vahoak...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/12/2009 14:22
wiwiwi
(
03/12/2009 23:25)
Fa inona ary ity !Tsy navela niditra tao amin’ny « salon d’honneur » izay fandraisana olo-manakaja sy olom-panjakana ambony eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Pr. Zafy Albert omaly...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:00
