Politika
esserra
(
09/12/2009 18:44)
Fivoriambe notarihin'i Andry Rajoelina teny Ambohitsirohitra omaly niaraka t@ ireo miaramila isan-tsokajiny
Mahalala tsara ny fanaony ihany ny mpanao coup d'état ,tena nilaina tokoa ve izany?...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 18:03
pikatti
(
09/12/2009 15:06)
Comment vont-elles pouvoir rentrer au pays ? Serait-ce l’exil forcé pour les délégations qui ont participé à Maputo III ? ou seront-elles accueillies ce mercredi 9 décembre 2009 par des mandat...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 20:11
kidoropamba
(
09/12/2009 13:25)
Fahadisoana mahafaty iny fepetra noraisin'ny TGV omaly iny. Mhafaty satria tena erera giravy be ny manakana raopilanina tsy hitondra an'ireo olona nantsoin'ny kaominôté internasionaly handeha any Ma...
tohiny
novalian'i milamm ny 10/12/2009 13:50
bazylou
(
09/12/2009 09:15)
na ho ela na hohaingan akoa dia tsy maintsy tonga tany ny baolina e, tsy maintsy ailika ireo anty dahy mpampiesona pokona fa tsy alehany intsony. :-D :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:36
vitamatavy
(
08/12/2009 21:43)
mila fanampahankevitra entitra ity accord vita sonia tany maputo ity satria efa ny GIC mihitsy no zimbazimbaina,aiza avy ireo pression international?
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/12/2009 20:45
fijo
(
08/12/2009 20:56)
araka ny vaovao farany,dia tsy navela handeha haka ny ankolafy telo,ny fiaramanidina tokony haka azy ireo.ka asa fa miandry izay hiafarany isika...
tohiny
novalian'i esserra ny 09/12/2009 15:20
pikatti
(
08/12/2009 15:07)
Par ailleurs, avoir le contrôle sur les Mines, le président du CNR(Prof Zafy) n'hésiterait pas à mener des enquétes sur l'exploitation de Cobalt et de Nickel par Sherrit à Ambatovy ou d'Ilméni...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 22:39
esserra
(
08/12/2009 14:18)
Eto Dago indray, heno siosio fa misy manakarama « gros bras » indray any ho any, hanao inona ? toa hoe mikonokonona korontana sy ady an-trano dia amin’izay hihetsika indray ireo andiana miaram...
tohiny
novalian'i esserra ny 09/12/2009 15:23
nanjakely
(
08/12/2009 11:40)
Anisan'ireo lasa namonjy fivoriana tany Maputo ilay na ireo olona nampitifitra na nitifitra ny President Rajoelina ,,efa manao ny asany ny SAG ,sy ny FIP ny amin'ny fitsenana azy ireo eny IVATO fa mbo...
tohiny
novalian'i wxxx ny 10/12/2009 14:47
terrywui
(
08/12/2009 11:15)
Ze miditra voalo avy any Maputo any ka hoe nananganangana gouvernemanta FOPLA avy any ka entinketina hanakorotanam-bahoaka eto dia miandry azy ny barre vy , ka izay no ataoko hoe vao manaonao foana ma...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 08/12/2009 19:19
lemenakely
(
08/12/2009 11:08)
Malagasy leo manao ny marina! Diso ve ny tenin-drazana manao hoe :"ny marina ny tsy maty fa manjàka ny fitaka , ny herisetra no atao ody faty ?"...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/12/2009 13:42
terrywui
(
08/12/2009 10:51)
Mbola vao tsy mety mandé makany maputo, maputo fotsiny ary ny olon fa mienoeno eto amn tanana fotsiny defa mikonetaka be ato daholo izy mianakavy hatramin'ny "patron'ny serasera" ......!!
--mbola a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 08/12/2009 11:10
hery
(
08/12/2009 07:14)
Dia iny hita iny fa niara-nivory tany Maputo ny lohan'ny mouvances 3, ny praiminisitra niaraha-nanapaka, ny co-présidents. I Andry Rajoel zany sisa no tsy tonga kanefa mbola tsy maninona koa izany fa...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:41
bonbongasy
(
07/12/2009 20:53)
Nareo variana miady seza ao, ny vazah mena sofina etsy manararaotra miditra, mipetraka, monina ary maka izay azony alaina rehetra. Voapanga ny teo aloha nanome tany ny coréan sy ny indian, nefa izao ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:44
fozabe
(
07/12/2009 20:44)
carlton2,panorama
fa dia rajoelina ihany no role sy mahavita azy e
vive notre champion...
tohiny
vitamatavy
(
07/12/2009 19:35)
inona no paika ,avela hanao izay daniny kibony ve ?
miandry fatal bazoka mihitsy ny vahoaka rehefa mandalo ny cortege train
:evil: :evil: :evil:
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:46
pikatti
(
07/12/2009 10:49)
Serge Lucien Rajoelina, oncle de Andry Rajoelina, a été nommé vice-président de Jirama, selon Africa Energy Intelligence du 02 décembre.
MADAGASCAR
Serge Lucien Rajoelina
Après la nominati...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 20:53
esserra
(
07/12/2009 10:38)
Ka ho hita eto mantsy ry zalahy nilaza fa tsy mahazo miditra Madagasikara intsony ireny nandray anjara tany @ Maputo3 ity, sa mbola bala rora ndray koa iny :?: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:32
ndotofetsi
(
07/12/2009 10:03)
Tsy invité tao @ ambasady Japoney
Tsy invitéinvité Copenague
Tsy nandeha Maputo3
Tsy ratsy kosa le mody manao voatifitra bala sannn a
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 11/12/2009 14:53
kidoropamba
(
07/12/2009 09:30)
Gaga be aho nahita an'ingahy Soja jean André antsoina hoe Kaleta niaraka t@ ireo gadra politika.
gadra politika avy aiza io Kaleta io? Olona nisaosy ary nilafidafika tao @ ra8 tao io rangahy io ka m...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:23
