Politika

patrick2002 ( 01/12/2009 01:22)
http://www.dailymotion.com/video/x92l3h_ravalomanana_news Io ny fanadihadihana nataony Manandafy 2 taona lasa izay ,T@ mbola nampatanjaka ny TIM. Amin`izao ity rangahy ity manameloka fanonganana ... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/12/2009 10:14
pikatti ( 30/11/2009 21:49)
http://www.dailymotion.com/video/xb89pc_mariages-gris-1m77_news fikabe an-drapaty :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:58
pimaso ( 30/11/2009 19:17)
NO VITAN NY TVG... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/12/2009 12:06
nanjakely ( 30/11/2009 17:22)
Tsy ny bois de rose ihany no harempirenena ambony karazany eto amintsika fa eo dia eo ihany koa ny :RUBIS ,SAFIRA ,ARINTANY (charbons de terres) ,MERCURE, RANO ,....fa isika moa izany dia niraikitra t... tohiny
novalian'i milamm ny 03/12/2009 21:31
bazylou ( 30/11/2009 16:33)
fa isaosina fotsiny e, vive tgv, ary debut 2010 vao hisy le gvt aloha e, raha tsy hoe taclen'ny tgv fa tsy mifanaraka amin'ilay fika, :-P :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/11/2009 16:47
TEGEVE ( 30/11/2009 11:50)
Hatramin'izao aloha dia io no FMI ato @ tsika ,tsy afaka manoatra fa io ihany no hanodinana SIRAMA ,Injet ,tsy very io fa makaty am-paosinay kah Bois de rose : la passoire Madagascar laisse filer... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:06
terrywui ( 30/11/2009 11:07)
Asa fanaon'ny MAGRO hatramizay 7taona na talohanzay akory aza ny fanondranana bois de rose ! Nisy fotoana aza mody natao hoe ho fidirambolan'ny Fanjakana no nivarotantsika bois de rose e! nefa hay Ca... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:08
pikatti ( 30/11/2009 11:02)
Jiolahy efatra nirongo basy no nanafika tokantranona mpivarotra iray teny Ambavahaditokana-Itaosy ny alin’ny zoma teo. Tsy nisy nisaron-tava izy ireo tamin’io ary nitondra basy Kalachnikov telo. N... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 11:58
vahiny2004 ( 30/11/2009 10:42)
Nareo ve nanantena fa handeha io fitondrana tetezamita io ? Biby maro loha izany tsy mandeha, ny hafa misintona mankary, ny hafa misintona mankatsy ... Resaka tefitefena fotsiny handeha fa logiquem... tohiny
vitamatavy ( 30/11/2009 03:46)
ho betsaka indray izao no sosotra maheno hisy radio feon'ny merina, http://www.feonimerina.com/ efa akaiky ny fandresena efa leo sy tofoka an'io Hat io ny mpokina ,na t@ andron'i ra8 aza tsy dia n... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:13
Ronaldo ( 30/11/2009 01:37)
Le « commandant Charles » au nouveau conseil d’administration de la Jirama [img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/04/charles-capsat-manandafy.jpg[/img] ndeha ho palako koa ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:15
patriick2002 ( 30/11/2009 01:24)
Tsy maintsy mila Vahiny ihany isika vao tafa rangah roa Reny Arikana reny ihany no mahahendry an'io kelifingotra io http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=31592... tohiny
Rajakoo ( 30/11/2009 01:19)
Tsy misy ilavana azy ntsony ty Kelifikongatra ty e, loto eroa loto etsia ,maiara-miana @ fako sisa ny gripa ity efa nahafaty olona firy « gouverner c’est prevoir » hoy i Emile de Girardin. Re... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 03/12/2009 23:05
wiwiwi ( 30/11/2009 01:08)
Safidin’i Andry Rajoelina ny hadia lalan-tsarotra, sambatra izy izao fa tonga izany hirahirany izany, voatefataky ny tamaina eran’ny Afrika nitady fankatoavana, henatra no nanjo tany Bruxelles, af... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:25
MRifiona ( 30/11/2009 01:05)
Hivoaka sa tsy hivoaka fa zany mantsy no taim-bavan-dRadomelina [img]http://www.midi-madagasikara.mg/midi/images/stories/30%2011%2009/301109une.jpg[/img] Rencontre entre les 4 chefs de file les 3 ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:27
terrywui ( 29/11/2009 21:02)
TSY MIDITRA ETO M/CAR DADA ... TSY TAFITA NY TOLON TIM EO AMIN MAGRO MANDROVITRA PATALOHA LAVA IO . DE IZAY NO ILAINA IZAY .... FA REFA AVY NA HIALA SY MIPITSIKA ANY AZA IO RAJOELINA IO TSY OLANA F... tohiny
bazylou ( 29/11/2009 14:46)
ekipa taloha izany rehefa tsy mamely ny mangahazo, sy ny zefa albera, mety ka, vive tgv, aleo mihitsy esorina tany ireo fa afnetry be ny tany :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/11/2009 20:58
bazylou ( 28/11/2009 18:10)
fa tsy misy mamely ireto goaika lany fromazy reto e, vive tgv, :-P :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/11/2009 20:56
terrywui ( 28/11/2009 15:52)
Tsy mikoso maso mena amze sazy sy tsy fanomezana fanampiana ny firenena any isika ry zalah fa teren'i DADANDRY zalah sy hanaovany ranomasontoaka ry GIC sy ny namany tambazany volabe nangalarina tato a... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2009 18:46
esserra ( 28/11/2009 10:03)
Les plus sérieux prétendants en 2010 Marc Ravalomanana (70%) Andry Rajoelina (9%) Raymond Ranjeva (6%, 72) Pierrot Rajaonarivelo (5%, 60 ) Rolland Ratsiraka (3%, 36 ) Edgar Razaf... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/11/2009 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8063