Miverena any Antsibazaza daholo ny rajako
1. Rajakoo
(
30/11/2009 01:19)
Tsy misy ilavana azy ntsony ty Kelifikongatra ty e, loto eroa loto etsia ,maiara-miana @ fako sisa ny gripa ity efa nahafaty olona firy
« gouverner c’est prevoir » hoy i Emile de Girardin. Rehefa tsy hainareo ny mitondra fanjakana dia mialà fa aza ny taranaka fara mandimby no atao mitondra faisana toy izao.


potik'i ramaroson ny tanàna
« gouverner c’est prevoir » hoy i Emile de Girardin. Rehefa tsy hainareo ny mitondra fanjakana dia mialà fa aza ny taranaka fara mandimby no atao mitondra faisana toy izao.


potik'i ramaroson ny tanàna
novalian'i Rajakoo ny 03/12/2009 23:05
3. vitamatavy
(
30/11/2009 03:48)
:-D :-D :-D lazao fa i dada koa no nangalatra ny bois de rose e sy krizy misy
4. patrick2002
(
30/11/2009 05:28)
MAGRO no manondrana hazo fa tsy misy injet manondrana hazo mihintsy :cry: :cry: :cry:
6. AndriambyII
(
30/11/2009 07:51)
Firy ny matin' ny Grippe a , ary firy ny matin' ny olana politika hatr@ izay ?
7. terrywui
(
30/11/2009 10:59)
lazao fa i dada koa no nangalatra ny bois de rose e sy krizy misyouuudrryyy ry lety....!! ny MAGRO mihisy anie no tena nalaza ratsy voalohany tamizany bois de rose zany e ..! aiza izy zany !!
fototry ny krizy .marina any zany ....!
DADA manao ambozizy
8. pikatti
(
30/11/2009 22:13)
slt elah Billy
ny indicateurs retra au rouge daholo zao ,nohon'ity ziriziry tsisy valera ty ihany tena marina io kozin'elah io
firy ny matin' ny Grippe a , ary firy ny matin' ny olana politika hatr@ izay ?
ny indicateurs retra au rouge daholo zao ,nohon'ity ziriziry tsisy valera ty ihany tena marina io kozin'elah io
9. fijo
(
01/12/2009 20:17)
nen'i ramarosona anie mazava e,nialany ravalo satria tsy nahafahany nanao ny sitrapony.de io moa sendra zazakely azo ampitahorina dia eo no manamafy fitombenana
10. Rajakoo
(
03/12/2009 23:05)
nen'i ramarosona anie mazava e,nialany ravalo satria tsy nahafahany nanao ny sitrapony.
Ajedakin'ny vahoaka koa iny raha vao misy okazy
