Route Nationale N°0

1. pimaso ( 30/11/2009 19:17)
NO VITAN NY TVG
novalian'i pikatti ny 01/12/2009 12:06
2. patrick2002 ( 30/11/2009 19:59)
Tao anatiny 8 volana veh ! nahavita izy izany satria mbola nisy ny entretien vita t@ ireo lalana 1000km nataony Ravalomanana @ couche de goudron 2 cm izay goaka ao anatiny 6 mois
VIVE TGV =D> =D> =D> =D>
3. patriick2002 ( 30/11/2009 20:02)
Sérieux ve ianao rahalahy :?:
4. patrick2002 ( 30/11/2009 20:05)
Tena sérieux izaho zokilahy :lol: :lol: :lol:
5. tsimatimanota ( 01/12/2009 06:17)
Aoka izay ny fisainana bas de gamme tgv
rehefa tsy mahavita lalana 1cm dia la ferme fa maimbo vava
77000 KM le izy dia 10 cm jamba mahiratra a!
efa ampinanin tgv thay mbola manaiky ihany
aleonay hoa ampiloloavin dra8 fako toy izay hihinana maloto toaan'lisany
Mazava
6. nanjakely ( 01/12/2009 09:30)
Pimaso a! ...mba diniho ihany izay voalazan'i zoky patrick fa aza hiodinana fotsiny !
----Nisy tokoa ary betsaka ny lalana vitandravalomanana ,izay ny orinasa ALMA nonanao ny 85% teto Madagascar ! saingy ny loza de ity :nataony manify kely loatra zara raha misy 10cm ny hatevin'ireo lalana de io nolazain'i Patrick oe enimbolana de vakivaky sy potika tanteraka ! fahavaratra iray ihany no faharetan'ny asan'ny ALMA tao antinzay fotoana maharitra izay !
----ka raha tsy voakarakara ireo lalana ireo amzao dia potika tanteraka !
7. patrick2002 ( 01/12/2009 11:52)
----ka raha tsy voakarakara ireo lalana ireo amzao dia potika tanteraka



Dia rehefa potika dia afa ihany i DADA .
Mba diniho kely fa ny 2006 tao Antananarivo ,tsy nahita lalana goaka tao na aiza na aiza ,i Faly t@ izay no PDS ,ny 2008 izaho niverina tao Tana firy ny lalana goaka Rajoelina ny Maire ,Dia inona no hadisoany Rajoelina amin`izany ,namidiny sa nohaniny ny goudron.
Izaho mipetraka aty andafy eto @ lalana akaiky ny tranoko eto ,8 taona izay no nipetrahako tato tsy mbola nahita mpanao lalana teo izaho ,nefa ilay lalana tsy mety goaka . :-D
8. pikatti ( 01/12/2009 12:06)
zaho mipetraka aty andafy eto @ lalana akaiky ny tranoko eto ,8 taona izay no nipetrahako tato tsy mbola nahita mpanao lalana teo izaho ,nefa ilay lalana tsy mety goa

Fa tranon'elah efa hianjera satria tsy miditra ntsony ny saosy fisolokian'elah olona tany dago reny mantsy :roll: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0775