Politika

hery ( 26/11/2009 10:20)
Tamin'ny voalohany dia nieritreritra aho hoe mafy loha ilay Andry TGV ary izay no nieritreretan'ny olona azy satria hoe TGV fonceur. Fa amin'izao vao hita hoe kanosa ihany kay ity prezidà-n'ny trans... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2009 19:38
TEGEVE ( 24/11/2009 15:37)
Anaka, Misy adala tonga saina tsy mahay ny atao hoe politika na dia iray azno no misarin'adala eto amintsika eto , aza manome tsiny azy ianareo tompoka fa fitsamboan-tena ihany no ataony eto (l) ... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/11/2009 18:35
swann ( 24/11/2009 14:50)
IRETO ALOHA NO TSY OMENA : [u]Ministeran'ny vola[/u] :Satria ho ataondravalo BAROFO fanindroany eo ve ny TRESOR, tsy mety. [u]Ministeran'ny Fampianarana:[/u]Satria ho tetehan'i dada fetsilahy io h... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:00
pikatti ( 24/11/2009 12:38)
Tapaho tsotra izao fotsiny hoa ny saosy avy any ivelany fa aiza eo zay be doiaka no tsy hiova Iza no sahy hamaha-dalitra ny Malagasy eo @ izay fotoana izay raha te ho hiseho ho filoha,iza???? tonga d... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 12:05
xxx ( 24/11/2009 11:05)
Efa tsy misy sahy mifanehatra hevitra sy dinika tsony ny TIM fa mitsaingoka kely sy mifanilaka sisa , dia mitazandavitra tsy hisy olona vao sahy mamaly eto ! azon'ny TGV 100% koa ny ministeran'n... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/11/2009 17:47
xxx ( 24/11/2009 10:23)
Azotsika atao tsara koa anie no manangana gvt vaovao fa efa samy manao zay saimpantany eto daholo ny rehetra ,ka ny UA sy New York no atao mpanohana azy ara-diplomasia sy ara-bola ,fa ezahina ho olona... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:04
xxx ( 23/11/2009 22:27)
L'homme le plus dangeureux de notre èpoque n'est pas du tout connu . Mais on saisit plus ou moins bien son identité à travers ses actes . Contrairement a ce qu' on pense ,Radovan karadzic ,Oussa... tohiny
novalian'i xxx ny 25/11/2009 09:02
feticon ( 23/11/2009 22:26)
les propos du Pr ZAFY ne sont pas adéquats mais il faut quand méme préciser qu'en droit constitutionnel pur, le décret portant fin de fonctions du PM ou la démission de celui-ci entraine ipso fac... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/11/2009 09:56
bazylou ( 23/11/2009 19:27)
intsony iznay no ady eto fa efa novembre 2010 na dec 2010 mihitsy aza. Io ho aho rehefa mbola tsy ùahakobo an'ilay fika ry troa movansa venansa dia tsy hisy gvt izany mihitsy e. Ary tsy maintsy a... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:06
terrywui ( 23/11/2009 16:51)
[b]TSY HO VAZAH NA OVIANA NA OVIANA LAISANY FA OVAY NY TOETSAINA ALIKA[/b] Ekeko fa bas quartier zany ny TGV ! olona mainty sy mahantra zany ! de mbola hita taratra koa ny fanavakavahanareo mila... tohiny
novalian'i wiwiwi ny 01/12/2009 13:34
xxx ( 23/11/2009 15:41)
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 21:42
milamm ( 23/11/2009 15:06)
resaka fifanarahana agro business Daewoo nokasainy Ravalomanana tsy tanteraka de tsy azo anenjehana azy,raharaha goavana be tokoa ty va nipoitra tsy ela tao anatiny 9 volana ty, tanteraky lavanify zan... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:05
kidoropamba ( 23/11/2009 14:08)
Tandremo ianareo any avarabaratra any fa tonga ny sikilaonina "Bongany" mihaodihaody any. Nohon'ny fahasimban'ny materiley dia tsy hay tsara na tena sikilaonina io "bongany" io (bongan-tay ve?) na t... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/11/2009 19:33
halloween ( 23/11/2009 11:16)
Roger Luc sy ry Mbohoazy Lahiniany boxeur CONTRE VS Charles sy ry Lilison Manangasanga amin'izao ny mety hisian'ny fisarahana eo amin'ny Tafika indrindra ny tsy fetezanilay fanambarana nataon'i Cha... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/11/2009 09:18
terrywui ( 23/11/2009 10:30)
tsy za mihitsy ry Mirana io ANGILETERA io fa anotanio lery fa olona samihafa izahay a! za manko toa noteneninao mafy ao ambany ao io nefa tsy haiko akory io bandy io ! kozy zany e ! hin hin hin ... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 15:29
xxx ( 23/11/2009 10:17)
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA ! MIVOAHA ELAH RANGLETY FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A misy milaza lety rangilety fa n... tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2009 15:30
xxx ( 23/11/2009 10:07)
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2009 22:40
xxx ( 22/11/2009 23:11)
Aiza ary izy zany ha ha ha!!!! ............ mampalahelo ndray lisany ato zany ry wiwi tsisy heno na maty na velona 8O 8O 8O 8O , any Ambanindrangolahy aby hin hin hin !!!! ,,,, kidoro mantsina am... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/11/2009 17:07
xxx ( 22/11/2009 20:45)
Any @ renimalala ??? Tsy mbola tafita isika raha mbola hanaiky foana an'io paika io,n'inona lazainareo n'inona zavatra mazava be ny @ io renimalala ihany no hametraka izay tiany eo reha toa ka tsy m... tohiny
novalian'i fijo ny 26/11/2009 23:04
esserra ( 22/11/2009 16:47)
Ireo ihany no rangory fototry ny afo ,hita ombieny ombieny tokoa mantsy fa mifezaka loatra i Andry @ ireto mpiambina azy ireto hany ka ny haim-bahoaka Malagasy iray manontolo mihitsy no ataony ankila... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/11/2009 07:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3842