Politika
kidoropamba
(
15/11/2009 17:32)
Io ange ilay efa nolazaiko foana e. Ry zareo ao @ Tim ihany hoa no hanajedaka an'ity le8 ity. Raha mitady hody ao dago le8 dia ireto TIM ireto ihany no hamely sy hivarotra azy eo. Jereo ary izao fa mb...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/11/2009 05:52
feticon
(
14/11/2009 22:10)
nitsidika tany antsirabe ry fetison ,vahoaka be no nitsena azy,i rajoelina koa mba nitsidika tany brickaville zara raha nisy olona curieux nijery azy,tena hafa ihany ra8 e ,mitohy ny fitsidihana ny fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/11/2009 00:44
terrywui
(
14/11/2009 12:06)
Tsisy resaka intsony e! lany ny rora ! vizana ny tanana fa de io zany no pronostik itan'ny statistik Anosy oe lasan'ny TGV ny fitondrana 5ans X 2 ....!!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/11/2009 21:42
vitamatavy
(
13/11/2009 19:34)
france vs afrique du sud @ rugby io ,i ra8 maka an'i afrika atsimo ary rajoelina mazava ho azy avec les bleus
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 14/11/2009 15:29
bazylou
(
13/11/2009 18:48)
fa ny oct 2010 no izy, tsy poinsa satria tsy ao anaty maputo no tsy ao anaty adisabebaka izany , ary tsy poinsa koa satria tsy vonona amin'iznay ny tgv,
vive tgv :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i diloo ny 14/11/2009 23:12
bazylou
(
13/11/2009 17:58)
frantsa ny gasy raha te hilamina , ary tsy maintsy izy koa no hanome hanina ny gasy, efa voaozona ary efa izay fona no natao hatr'izay 200 taona izay,, izay gvt tonga eo dia tsy maintsy manompo frants...
tohiny
novalian'i bazylou ny 15/11/2009 18:06
terrywui
(
13/11/2009 16:39)
Vao mitsefotra eo ny TIM amin'io fifidianana io de tadidio tsara fa zay ko vita ny amin'i Ravalo satri efa ho 60taona ko lery de tsy azo fidiana tsony !
--raha za ny TIM de mitady olona hafa atao Pr...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/11/2009 16:38
pikatti
(
13/11/2009 13:45)
La mouvance Tgv est à l’origine du retard dans la formation du gouvernement. Elle dit non aux partages déjà effectués à Addis-Abeba et veut rediscuter. Pire, elle n’arrive méme pas à mettre...
tohiny
novalian'i diloo ny 16/11/2009 18:59
fijo
(
12/11/2009 22:25)
matahotra mafy lafrantsa;fa miha matanjaka ny firehana ravalo,ka mitady ny hevitra rehetra hanao izay hisakanana ny firotsahany ry zareo izao.ny olona tena nantenainy teo dia i sylla,saingy iny efa vi...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2009 22:23
vitamatavy
(
12/11/2009 17:57)
mazava hoazy fa i bresil no champion du monde ny foot ball izay atao any africa du sud,hanao final azy la france
:-D :-D :-D
allez ravalo ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2009 12:11
pikatti
(
12/11/2009 16:29)
Raha vita zany aloha iny fifanarahana tany Addis Abeba iny dia samy mihomana ihany koa ny @ fifidianana ry zalahy isany
Koa aza gaga raha mahita na mandré @ ireto haino aman-jery ireto ( tv5,france2...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/11/2009 15:46
bazylou
(
12/11/2009 16:01)
firy indray ny hijapy train, rahampitso??
ny aty eropa ozao dia ny fanaovan avaksiny grippe a no mafotaka, ny any mada ny fiadivana io fati tseza tsy aninontsianinonaioihany no ady satria kamo be te...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 13/11/2009 16:31
halloween
(
12/11/2009 15:31)
Manamafy an'io folo taona hitondran'ny TGV io ny antoko aminizao fotoana izao ! ka raha ny logique ndresaka de possible izany satri manan ny herijika rehetra ahatongavana amizany ny tgv de ity Fitondr...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 13/11/2009 16:22
terrywui
(
12/11/2009 15:25)
Essssy ! malalaka tsara hanamafisan'ny TGV ny Fitondrana tsara raha io fotoana n'ny tetezamita io e!
----Matoa ny HAT tsy taitra ! ny CAPSAT tsy taitra, ny TGV rehetra tsy taitra defa hitanay fa efa...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2009 22:13
swann
(
12/11/2009 15:00)
Fa iza no tena sans qualité eto e? Miseho ho manabatibaty ny TGV ato mitsy mantsy ry TIM vendrana isany nefa ny bainga voavadika ihany no mikaonty :
--Ny Fitondrana teo ampelatanany aza navotsony(...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2009 15:46
stalingrad
(
12/11/2009 14:51)
Mazava tsara amizay izany zao fa de i Andry Rajoelina no tena Filoha lehibe fa ireto namany (fetison,emmanuel) hoe mba hoe saritsarina president ireto de natao ho fampandriana adrisa ny vahoaka fotsin...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2009 15:33
vatofototra
(
12/11/2009 10:55)
REGARDER Journal-Tour d'horizon la transition en marche 11 nov09
- Interview Co-Président Fetison Andrianirina
- Rencontre 3 Présidents - Election avant 26 Juin 2010
- Rencontre Fetison avec Am...
tohiny
novalian'i terrywui ny 12/11/2009 14:44
terrywui
(
12/11/2009 09:11)
Na nasiana an'i Fetison sy ry Emmanuel aza manampinampy ratsy ny Filoha Hajaina Rajoelina eo dia tokony ho tazoninao mafy President ny fanendrena ireo toerana ambiny fa tsy avela ho viravirain'ny hafa...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 12/11/2009 18:06
kidoropamba
(
12/11/2009 09:10)
Nanaiky le8 fa tena "tsy filoha" mihitsy izy izao. Bien!
Nanaiky lery fa Andry Rajoelina ihany izay nanongana azy ary nandaka voude azy no mitondra ny baolina ery @ "attaquant" ery. Bien!
Ho avy i...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2009 18:16
feticon
(
11/11/2009 21:43)
misy orinasa mpanao sondage local( sofres,ipsos...) kosa eto tana nefa toa tsy heno mihitsy ,mino aho nefa fa nisy izany ary tsy vao ela akory no nahenoiko fa nisy sondage nampanaoviny GIC teo tana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2009 22:17
