Amin'ny folo (10taona ) ho avy ndray zany miresaka eh ! ....
1. halloween
(
12/11/2009 15:31)
Manamafy an'io folo taona hitondran'ny TGV io ny antoko aminizao fotoana izao ! ka raha ny logique ndresaka de possible izany satri manan ny herijika rehetra ahatongavana amizany ny tgv de ity Fitondrana izy no mibaiko sy mitondra azy ty !
répondu par vitamatavy le 13/11/2009 16:22
2. xxx
(
12/11/2009 15:50)
ha ha ha mibaiko inona lisany d mitondra inona, mbola ny TIM lesy no mandidy sy manapaka a! raha tena lehilahy lisany d esory eo @ fitondrana ny TIM!
4. xxx
(
12/11/2009 18:12)
ha ha ha resy ve izy d mbola hitondra tetezamita, raha mahay lisany wa d esory eo ny TIM!
6. terrywui
(
13/11/2009 16:19)
Ravalo zany vo miditra mada de 1ér tour de K.O iantsoana an'i sarla fotsn de vita kabary ......!
7. vitamatavy
(
13/11/2009 16:22)
i sarla aza efa tsy heno intsony fa lasa naka RTT kely aloha :* :* :*
hiverina hanao ramis ao @ capsat ao indray bientot :* :* :*
hiverina hanao ramis ao @ capsat ao indray bientot :* :* :*
