lafrantsa
1. fijo
(
12/11/2009 22:25)
matahotra mafy lafrantsa;fa miha matanjaka ny firehana ravalo,ka mitady ny hevitra rehetra hanao izay hisakanana ny firotsahany ry zareo izao.ny olona tena nantenainy teo dia i sylla,saingy iny efa vita,i mon ami pierrot efa natsipin'i radidy,ny tgv tsy mbola ampy fototra,sady lany mpanohana,fa nizara tamin'i monja.hany ka miady loha mafy ry sarkox mitady izay hanilihana an'i levalo hiverina eo
novalian'i fijo ny 17/11/2009 22:23
2. fijo
(
12/11/2009 22:31)
Menace de blocage sur le partage des ministères
Accouchement difficile, il y a méme un risque d'avortement, commencent à constater certains observateurs. Hier, la deuxième session du Conseil présidentiel prévue se tenir à Ambohitsorohitra à partir de 9h a été annulée au dernier moment. Le co-président de la transition, Emmanuel Rakotovahiny, était fâché car il était hier à Analamahitsy, en route vers Antaninarenina, lorsque Ambohitsorohitra l'a informé sur cette annulation. « Et en plus, on ne m'a pas dit pourquoi cette decision d'annulation alors que les 2 autres membres du Conseil présidentiel ont le droit d'en étre au courant », s'insurge-t-il. Le Dr Emmanuel Rakotovahiny a pris le chemin de retour pour rejoindre son domicile privé à Sabotsy Namehana où il a reçu dans l'après-midi Tiébilé Dramé des Nations Unies. Jusqu'à hier, le Dr Emmanuel Rakotovahiny n'a en tant que co-président de la transition, qu'une voiture de Marque Ford Mondeo qu'il ne peut pas encore utiliser faute de pneu de secours et des clés de réparation. « Pour le moment, je préfère utiliser ma vieille bagnole ou ma moto », indique-t-il En plus, il n'a ni gardes de corps, ni bureau pour recevoir ses visiteurs.
« Autres sensibilités ». La session d'hier a été prévue pour déterminer concrètement les ministères auxquels chaque mouvance a droit au sein du gouvernement Mangalaza. Ce qui n'a pas été fait. Interrogé par les journalistes alors qu'il rejoignait à pied son bureau au Colbert, le PM Mangalaza Eugène qui venait d'avoir un téte-à-téte d'une heure à Ambohitsorohitra avec Andry Rajoelina, n'a fait aucune déclaration. En fait, tout est bloqué pour le moment. La mouvance Rajoelina remet en cause la première répartition faite à Addis-Abeba. Elle revendique tous les ministères de souveraineté et le ministère des Finances. D'après nos sources, Andry Rajoelina a fait venir un expert français pour l'aider dans le bras de fer qui l'oppose aux autres mouvances sur la répartition des postes au sein du gouvernement. Quant au nombre des portefeuilles ministériels auquel chaque mouvance a droit, les 4 chefs de file se sont déjà entendus sur la répartition suivante: 6 par mouvance et 7 pour les « autres sensibilités ». Mais, qui sont ces « autres sensibilités »? Pour la mouvance Rajoelina, ce sont les « Forces du Changement ». Pour des autres mouvances, ce sont des entités politiques ou de la société civile qui n'évoluent pas dans les mouvances, mais qui ont participé à la résolution de la crise, pour ne citer que le Grad et le AME, qui ont en plus des élus au niveau communal et ont pu faire élire des députés lors des dernières Législatives.
RAJAOFERA Eugène
Vos commentaires en bas
"Rajoelina a fait venir un expert français pour l'aider dans le bras de fer qui l'oppose aux autres mouvances sur la répartition des postes au sein du gouvernement."
fa inona ity maha koditra ry rain'ny kely????

3. pikatti
(
12/11/2009 22:47)
"Rajoelina a fait venir un expert français pour l'aider dans le bras de fer qui l'oppose aux autres mouvances sur la répartition des postes au sein du gouvernement."
Miala any ary ny mpanjanaka ara-tsaina,zany anie le hoe tantara mitohy...
Sarotra le miray tadin-dokanga an , ndrindra refa ny zokiolona no tevatevaina
Io no efa tsinjoko hoe hanakarapoka varavarana isan-kerinandro zany i Andry satria isa-kerinandro le fihaonan'izy 3 mirahalahy
4. vitamatavy
(
12/11/2009 23:56)
matahotra mafy satria raha ny pronostic no jerena dia ho premier tour indray ity dia vita,donc tsy nisy nilaivana azy ny coup d'etat.I rajoelina io raha mbola eo tsy hilamina izany mihitsy ny tany,bandy tsy nahita fianarana ohatran'ireny ve no hitondra.Fanambaniana any le malagasy mihitsy izao
5. bozyboleta
(
13/11/2009 08:16)
Efa tena lasa adala lafrantsa sy ny tgv-ny.
Inona no idiran'i lafrantsa @ fananganana governemanta eto Madagasikara???
Omaly le ambasadaoro fôpla tsy tahotra tsy henatra nanao soso-kevitra hoe i Raymond Ranjeva no atao Minisitra Fitsarana.
Androany indray i tgv niantso "manampahaizana" frantsay hanampy azy @ fizarana seza.
Rahampitso izany i sarkozitina na i fillon mihitsy no antsoina hanolotra ny olony ho ao amin'ny governemanta "MALAGASY"
Tsy mahalala menatra eo anatrehan'izao tontolo izao ty lafrantsa ty.

8. xxx
(
13/11/2009 13:48)
tsara mihitsy wa ny hanalam-baraka tanteraka any TGV sy ny forongony, CAPSAT, la Frantsa @ famerenana indray any ra8 @ juin 2010, mba tena ho mangidy tanteraka ho an'izy reo na hatrany am-pasana aza!
9. milamm
(
13/11/2009 14:09)
i lavanify anie tarigetra efa ela ny hanadoboana azy farany,nanomboka @ ndefo,izay nalana ary nanohitra mivantana azy, refa tafiditra ireo olony hat(tim )manodidina an'i lavanify ze noeveriny hafa ho mpamadika palitao(methode d'infiltration)de hita mazava fa tsy misy rafimpandaminana momba ny fanendreny ireo olona atolony na ny andraikitra mazava,efa akaiky ihany farany e
10. xxx
(
13/11/2009 14:14)
Tokony ho mahana ange RA8 fa ny frantsay tsy hanaiky hatra@ny farany raha tsy tafapetrany eo io tgvendrana io é,tokony mba jereny izay hahitany firenena lehibe iray hanara-maso fifidianana sy hanao ny securité a@fiverenana any
MCAR fa tsy HO 'naif' lava eo,raha ireo union Afrikana ireo no hianteherany dia miesona eo ,sady efa manomboka leo an'ny Malagasy ry zareo fa tsy mahay mifandamina hono,tsy misy af-tsy ny USA ihany no lalana hahatafavoahan-DRA8 ,sinon coup d'état indray na tsy mahamenatra andreo frantsay ireo ny mi régler ny élection 2010 à la gabonnaise ,mba fay RA8!
IO mahatoky tena io ihany no mahavoa !
Tandremo refa miverina fa raha ireo miaramila ireo no eo dia vitainy ianao RA8 OHATRANIRENY NISEHO TANY Afrika ireny!
Ny fijeriko ny pro-RA8 mantsy maika @ny fifidianana fa tsy mba mahana izay hiseho aoriana ,raha malina aza mifehy hazo tokana .

11. xxx
(
13/11/2009 14:26)
ny vahoaka malagasy aloha efa leo, ary betsaka @ izy reo no tena nanenina t@ iny fanongam-panjakana iny ka mino za fa tsy hisy tsony ny vahoaka hanaiky sy ho entina indray hanongana zay lany eo!
12. patrick2002
(
13/11/2009 14:28)
Miala tsiny izaqho aloha fa raha ny fandinihako azy ny frantsay tsy manohana TGV .
Raha nanohana TGV ny frantsay mino izao fa tsy nisy ireny 4 mouvances ireny fa deux mouvances dia ampy izany hoe Rajoelina sy Ravalo.
Manohana TGV ny frantsay satria ny TGV no afaka nanala an`i Ravalo teo ,fa kosa ny tiany hipetraka eo dia Ratsiraka hiringiriny ,Tsy mahatoky TGV ny frantsay satria ny olona manodidina an`i Rajoelina anie ka cadre efa niara- niasa t@ Ravalo aby eh! ,izany hoe cadre izay mandala fa tokony hisokatra ny varotra ao Madagasikara .

13. terrywui
(
13/11/2009 16:26)
midelira ndray ra fijo zany a!! ... natory tsara ve halina alou ?
ary aza entina eto rangah ny eritreritrareo ts naita tory tao fa ze tena izy lazaina a!! iza ko no hanaiky mora hanolotra ny fitondrana ho anareo e !

14. bazylou
(
13/11/2009 18:44)
aiza kosa e, tsy ao zany rapa, ny frantsay hoaho tsy ho azonao amin'izany eo , fotsy izy anio rahampitso izy mainty, ary tsy maintsy ny frantsay ihany no ampisesika izay hisolo an'i tgv eo, le hoe le8 aloha tsy poinsa intsony e, sady ny frantsay koa ve dia hanohana ny adversany , raha tsy hoe;;;;;;;; :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
15. fijo
(
13/11/2009 22:09)
marina io voalazn'i rapa io,tsy tgv no tena tiany,saingy izao izy aloha mila an'i tgv matanjaka eo.nefa tsy mety le fika e,sady mibaribary loatra le fironana
16. patrick2002
(
13/11/2009 22:13)
Ka inona moa no maha diso an`izany raha mirona an`itsy izy na mirona an`itsy raha hifidy an`i Lepen ny frantsay rahampitso diso ve ny fanjakana malagasy raha mirona @ mpanao politika frantsay afa ohatra .
17. ifiona
(
13/11/2009 22:24)
ny frantsay afaka mi-influence ny politikantsika fa ny malagasy tsy afaka hi-influence ny politika frantsay mandrakizay
18. milamm
(
14/11/2009 01:32)
ka tsy aleo v isika zany no influencer ny politikantsika ra izany nefa reto antenaina samy tia kely mivadika biby daoly(ravalo,deba de iza ko tsisy tsony :roll:)tsy hisy mintsiny v ny tena revolisiona ny madinika zany fa angano fotsiny nefa fanoitra nampivoatra reo firenena mandroso rehetra
19. terrywui
(
14/11/2009 12:12)
vizana ny tanana , lany ny rora ...copie-coller tsy azo hatao ato fa bedy ....!
TGV FOREVER .....!
TGV FOREVER .....!