lafrantsa

21. diloo ( 15/11/2009 01:09)
ze noeveriny hafa ho mpamadika palitao(methode d'infiltration)


Raha io tokoa ry Milamm, dia mahery ny paika stratejika an'i US. Mety fanina tokoa ilay malala ny reniny. Io izany ilay atao hoe diversions entre les 2 puissances économiques. Mody tsy mi-bamaka(Obama) izany i dadatoa samy (l'oncle Sam). Dia nihevitra i lafirantsana fa laché par les ricains i levalo. Kanjo, paikam-bakisiny(infiltration) ao andamosina(satria angaha mivaralila ny kapila lombaire an'ilay DJ izay).
Tsy itako indray iny paika iny kle. :-D

ny frantsay afaka mi-influence ny politikantsika fa ny malagasy tsy afaka hi-influence ny politika frantsay mandrakizay

I Ra8 aloha nasaky matoa tsy tian'ny mpajanaka izy ho eo amin'ny fitondrana.
Ary raha mbola mahavoa eo Ra8 amin'ny 2010 dia angamba ny fara hery dia ny famonoana an-dreo azy ny tenany. Aza hitako izany kle.

:?: :?: :(
22. milamm ( 15/11/2009 02:42)
misy marina sy diso aby daoly ny volazanby rapa sy baz t@ ty 1 mande ty,satria
-@ bazy manokana de fetsy loatra ny frantsay ka azony ambakaina na @ vola,na fahefana ny rehetra nandalo teo,zany oe na i lavanify na razanba na iza afaka mitarika olona vitsivitsy handrebireby ny rehetra sy ampihorohoro fotoana vitsy,tsy mahomby loatra ngambany io tetika io fa tsy nisy nahazo tombotsoa :lol: nongotana tsikelikely ny fahefany lavanify,indrisy :wink:
-rapa > tsy eo ary ravalo izao,in marina ny tombotsoa azony Malagasy t@ lavanify sy ny frantsay ,tanisao na 1 fotsiny aza...dikany ,nanao tsy nety i ravalo nefa nasaky nanohitra mivantana teo @ fitondrany ny fitsetsefany frantsay ny tombotsoany nositsika mandrapahatongany,nanome as reo fianakaviana marobe tao antanindrazana izy sy ny orinasany(na dia nanararaotra aza avy eo)tokony ahitsy fatsy homboana izany malagasy toy izany ,mino v rapa fa mety mahavita mihoatra noho izy raha teo ???
za anisany tsy tia ny nataony ravalo nefa izy no lalana ialana @ reo olana alohany ahatongavany ilay olomanga

diloo > tsy adinoko ny mamaly avy eo,aza matahotra e ;-)
23. diloo ( 15/11/2009 04:49)
,nanao tsy nety i ravalo nefa nasaky nanohitra mivantana teo @ fitondrany ny fitsetsefany frantsay ny tombotsoany nositsika mandrapahatongany,nanome as reo fianakaviana marobe tao antanindrazana izy sy ny orinasany(na dia nanararaotra aza avy eo)tokony ahitsy fatsy homboana izany malagasy toy izanysage


Marina izany ry Milamm.
Jereo fotsiny anie ny mikasika an'i lafrantsa e:
-Cas an'i ex-filoha Jacques Chirac(Affaires judiciaires du RPR et de la Mairie de Paris .L'affaire du compte japonais de Jacques Chirac est une affaire politico-financière française).
-Cas an'i ex-filoha Valérie Giscard d'Estaing(Les relations entre Valéry Giscard d'Estaing et Jean Bedel Bokassa:affaire diamants.Valéry Giscard d'Estaing est passé hier devant la 17e chambre du tribunal ... Nouvel épisode dans l'affaire Boulin, ce ministre retrouvé « suicidé » )

Moa ve nanongam-panjakana i Sarkozy, na dia mety nisy aza forfaitures de ces 2 hommes d'Etat? Tsia!
Fa kosa, eo ny justice hitsara azy ireo rehefa tsy eo intsony ny immunités présidentielles.

Ary ny an'i Belette(définition vaovao etsy ambony) inona ny nataony: mandrava ny fananana ny samy malagasy aloha.Dia avy eo miondrika amin'ny mpanjanaka, hamerina ny arena tokony hamenoina:Le déficit du budget de l'Etat français a plus que doublé au cours des douze derniers mois, annonce, vendredi 4 septembre, le ministère du budget. Il atteint 109 milliards d'euros au 31 juillet, contre 51,4 milliards un an plus tôt. La crise économique et le plan de relance sont passés par là. "L'écart d'une année sur l'autre [57,6 milliards d'euros] s'explique principalement par le poids de la conjoncture économique sur l'évolution des recettes, et à hauteur de 25,8 milliards, par l'effet des différentes mesures de soutien à l'économie", indique le ministère dans un communiqué.
Mazava ho azy fa ny famenoina io, dia avy amin'ny les anciennes colonies(Madagascar, Guinée, Côte d'Ivoire, Gabon,sns).Dinio kely anie e.

D'accord, ary efa nanao mea-culpa i Ra8, fa nisy tsy nety ny tarigetra sasany, ary nisy koa anefa fivoarana ara-teknolojika, sns ary koa croissance économique de 7% t@'ny 2008.Ary aiza isika nadritra ny 10 volona teo? Andavaka.

Azo natao tsara anie nanomana dossiers nanaovana requétes judiciaires devant le CPI (cour pénal international) ohatra e, raha tsy lanin'ny frantsay vavony izy e.
Fa dia vidiana ny malagasy hanimba, hamono, hampiorohoro.
Kanefa aiza ny vokan'ilay tetika hatraminizao?
President protocolaire fotsiny ve?Tsss.

Sur le plan de la moralité: ilay namonona ilay madama tresaka roa iny ny lohany, izany ve no atao oe fanampianan ny vahoaka?
Resaka lacheté fotsiny,mamirapiratra hitam-bahoaka no tena marina.

Tsy misy manadino an'izany any aoriana any, dia voa ny tody natao ihany.

Aza manao an'i Madoff tsy ho Madoff, na i Milosevic, na i Karadzic, na i boris Tadjic.Fa i Andry, Ramaroson, raSarla,ra-Lelison dia handalo TPI indray andro any, tahaka azy ireo ihany.

Ary rehefa atao koa ny enquétes tamin'ny vono olona teny ambohitsorohotra, dia ho gaga daholo ny rehetra: iza no tena tao ambadika?
Bien sur voa cible i Ra8, ary nahomby ny tetika ny hery matanjaka nanao ny mises en scènes sy ny applications ilay paika.
Babo daholo ny ondrin'i Andry izay nialoka tao amin'ny Consulat de France, nandefa ilay top départ.

Jereo fotsiny koa ny cas an'i Madoff any US. Tratra foana raha nanao ny tsy mety. Io rangahy io koa tsy voatery nanao putch an'i Bush na i Obama hafahana maka fitondrana hiarovana ny affaires des banquiers niray tsikombakomba taminy.
Fa ny antsika kosa dia e ie: saonegaly nahazo baikon'i reny malala.
Aleo ajanona ny soratra fa lava loatra. Ny boky tantaran'i Andry ho feno matanjaka.
:?: :!: :? :wink:
24. milamm ( 16/11/2009 01:05)
mazava iny diloo a,roi de la belette ozy le hira 1 zay (lavanify)za kalo zay vo nahita le sarina belette :-D otrany fosalahy zany(fox)
le izy nge de zao e na mpitondra na iza refa diso de mila ahitsy,i ravalo de tokony hieritreritra tsara @ zay raha te iverina...ny fanarahamaso aradalana sy ny mangarahara,fitsinjarampahefana isaky ireo rafimpitondrana mizaka ny andraikimpanjakana ambony isantokony no tokony amafisiny reo groupes de societes civiles(mpandalina lalana,mpandraharaha na sosialy na toekarena,olontsotra atolotry vondrombahoaka isampiarahamonina)
sombiny @ raharaha politika miseho @ mpitondra oh,sahirana ihany aloha i sarko eo @ raharahampireneny momba ilay afera clearstream(nahitana ny anarany)izay nanasaziany an\'i villepin refa niakatra fitsarana misahana ny heloka @ andraikimpitondrana ambony,tsy ny amerikana na ny alema na hafa no iditra mivantana anakorotana sy iseho andamina,loha malemy otrany lavanify no tratrany fandrika nivarotra tanindrazana @ frantsay nefa tsy aharitra
25. milamm ( 16/11/2009 16:40)
ekena,le afera Madoff ty marina ry diloo no oh akaiky ao zamerika,nanao azo tsy ho tratrany aloka :lol: oh iverenako ra eto eropa ankoatry frantsa(sahirana i sarko @ ty proces politique clearstream /foibe ao luxembourg anisany tour mondiale financiere lehibe eratany,voaroiroy ny anarany @ afera alcatel,rhodia,vivendi,fregates novarotana ao taiwan, infraction financiere nitoriany villepin an\'i sarko bref,manaraka ny regle de procedure penale kalo,4 taona vao mikatona ny instructions -omeny magistrats mitsara io raharampitondrana nandoto an\'i sarko ,tsy misy ny fanonganampanjaka,miandry ho vita ny mandat vao hisy didimpitsarana azo avoaka...io no tsy azo anekena ty lavanify ty.
@ zao fotoana eo ambany fitondrany g.brown i angletera oh.de manana trosa £2.3 trillions,miampy £200 billions fanampiny mba tsy ho bankiropitra,mihoatra lavitra ny revenue miditra isantaona ,tsindry sofina mafy be no asehony reo mpanohitra (tories)@ fampielezambaovao momba reo fandaniampoana nataony reo olomboafidy sy solombavambahoaka( ao westminter/ldn)nampiasa sy nihinana volambahoaka antaonany maro, izay no tena ahitana izany fahalalahany rivotra politika iainany @ zao fotoana,jereo nge ny nahazo an\'i tony blair(labour party/partie de travaillistes)nametrapialana(tany @mpanjakavaviny anglisy) maha P.M sy lehibeny governemanta azy t@ raharahan\'i Irak refa teo nandritra ny 10 taona(97-07)nahay nanaja tena,otrany itpkl tsiranana e...
tsy resaka fitiavana anglicisme akory zany fa ny anglisy no azo antsoina koko oe rainy demokrasia azo ianarana vz bb kokoa,betsaka ny soa fianatra reo rafitra mihatra sy niainany fireneny taonjato maro nifandimby,azafady fa lasa nihitatra le resaka


:-D
26. diloo ( 16/11/2009 23:04)
Milamm-->

-rapa > tsy eo ary ravalo izao,in marina ny tombotsoa azony Malagasy t@ lavanify sy ny frantsay ,tanisao na 1 fotsiny aza..


Raha ny malagasy nandritra ny 10 volana nitondran'ny système HAT, franchement aloha tsy hitako, afatsy ny famonoana ny olona(capsat) sy fampihorohorona(capsat,fis).
Ny tena nahazo fahafahampo, dia i Andry sy ny miaramila(capsat) sy ny fis ihany ary ny Frantsay izay tsy nanafina ny fanampiana sy ny fanohanana ny puchistes.
ny mambra ny HAT aza, dia azo lazaina fa tsy nahazo firy, afatsy ny fanafananan-tseza.
Jereo ity, fa nisy tary manana fanazavana somary lalina ihany.Koa tsara dinihina, satria mikasika ny lafrantsa fa tsy misy tombontsoan'ny vahoaka mihintsy.
Vakio ary:
L'inquiétant reflux démocratique en Afrique

Par Vincent Hugeux, publié le 09/10/2009 10:30 -
Express.fr

Mpandray anjara namaly lohatenin'i Vincent Hugeux:

PierrePaul - 10/10/2009 15:29:22

Un très bon article et il était temps de parler de ce sujet d'actualité. Cependant je souhaite apporter une nuance concernant Madagascar. Le président élu Ravalomanana était élu dans une élection jugée très régulière par un grand nombre d'observateurs de l'EU et USA. Le président élu n'était pas plus "autocrate" que notre hyper-président Sarkozy. Depuis que Transparency International (TI) existe, jamais un pays a fait autant de progrès dans la lutte contre la corruption que Madagascar avec Ravalomanana. En 2003, Madagascar était le 3ème pays le plus corrompu, en 2008 il avait gagné 98 places sur la liste de TI. Il est vrai que Ravalomanana avait une majorité écrasante au parlement qui lui a permit de gouverner sans compromis, mais cette majorité est sortie des urnes après des élections propres et libres. Il faudrait maintenant encore faire des recherches sur les financements de putschistes. Rajoelina était protégé par l'ambassade de France contre la justice malgache suite à son appel de marquer toutes les maisons de haut fonctionnaires avec un tissu noir. Quant il a quitté l'ambassade il avait lui-méme annoncé qu'un pays étranger lui avait donné 50 millions de dollars. Peu après, une compagnie d'élite s'est mutiné et s'est mit du coté de Rajoelina. La France a toujours refusée de signer le protocole "EITI" (Extractive Industries Transparency Initiative) et Ravalomanana ne permettait pas à Total de signer des contrats pour des nouvelles extractions sans signer ce protocole. Après le putsch de Rajoelina, Total a immédiatement reçu toutes les permissions refusées par Ravalomanana. Tout cela mériterait une recherche plus approfondi par des journalistes français. (veuillez excuser mes erreurs de français, le français n'est que ma 3ème langue).

Araka izany, dia resaka be ny hoe mpomba ny vahoaka sy ny HAT i Andry Rajoelina: ka nahitana vokantsoa.
Jeux perso ny azy: ilay 50 millions de dollars no deal nifanarahany an'i Reny M
.Afaka manao izany tokoa izany i lafrantsa raha tsy niditra mambra ny EITI, araka ny voambaran'i Pierre Paul.
Tsy dia miraraha firy ny mambra ny ex-HAT izy, porofon'izany, dia daka vody i Roindefo no izy ihany, ary tsy mivakla izay anjohan'ny mambra ny ex-HAT tsy mahazo seza fa dia daka vody koa.
Raha marina tokoa moa:
Vola be etsy ambony kosa, inona moa izay vakiany loha na vahoaka na HAT?
Raha tsy lany filoha voafidim-bahoaka izy, tsy olana satria ny vola nomena bobaka dia bobaka efa misy:andraso eo Paoly ozy lery.
Setrin'izany, dia tsy nisy nininona vitany teto nadrintra ny 10 volana.
:idea: :?: :wink:
27. diloo ( 16/11/2009 23:31)
Milamm-->
le izy nge de zao e na mpitondra na iza refa diso de mila ahitsy,i ravalo de tokony hieritreritra tsara @ zay raha te iverina...ny fanarahamaso aradalana sy ny mangarahara,fitsinjarampahefana isaky ireo rafimpitondrana mizaka ny andraikimpanjakana ambony isantokony no tokony amafisiny reo groupes de societes civiles(mpandalina lalana,mpandraharaha na sosialy na toekarena,olontsotra atolotry vondrombahoaka isampiarahamonina)


Hevitra tsara azo ampiarina ireo hivitrao ireo.
Ny antsika tsy mpanao politika amperinasa, dia ny fandraisana anjara ao anatin"ny sociétés civiles no manao sosokevitra sy fitakiana ny hanaovana lalana
tsy misy interventionnisme de l'état, na politisation du pouvoir mba hisian'ny liberté d'entreprendre, hisian'ny toe-karena tokony ho lavorary eto amintsika.
Mankasitraka e. :-* :wink:
28. diloo ( 17/11/2009 01:00)
Milamm->
Araka ny efa voalazako tetsy ambony manao hoe:
Aza manao an'i Madoff tsy ho Madoff, na i Milosevic, na i Karadzic, na i boris Tadjic.Fa i Andry, Ramaroson, raSarla,ra-Lelison dia handalo TPI indray andro any, tahaka azy ireo ihany.

Dia ity, fa mihainga any sahady ny hetsika ny Mpitsara internationaux, manoloana ny exaction-ny HAT teo aloha.
Dinio kely anie ity e:
Violations des droits de l'homme. Dans une déclaration (en date du 16 novembre 2009) cosignée par Haidi Hautala, présidente de la sous-commission des droits de l'homme du Parlement européen, Eva Joly, présidente de la commission du Développement, et Louis Michel, co-président de l'Assemblée parlementaire paritaire ACP, les députés du Parlement européen demandent la libération immédiate des prisonniers politiques, notamment les députés et sénateurs du Parlement malgache. Ils soulignent, par ailleurs, la nécessité de mettre en place une enquéte internationale indépendante sur les graves violations des droits de l'homme, telles que les arrestations arbitraires et les actes de torture commis par les forces de sécurité. Ils appellent les autorités de transition à garantir l'ordre public, constitutionnel et à respecter les principes de la démocratie et de l'Etat de droit. Selon Haidi Hautala, Eva Joly et Louis Michel, l'Assemblée paritaire ACP qui se réunira à Luanda (Angola), devrait adopter le 3 décembre prochain une résolution sur la crise politique et institutionnelle à Madagascar.

Ry Milosevic sy Karadzic, niseo nilay fa tratra foana na firy taona taty aoriana aza.
Tsara mihomana ireo fianakaviana nianjady ny tsindry hazo lena nataon'i Andry sy ireo miaramilany(capsat:ra-Sarla sy Lelison), i constituer ny dossiers( indrindra fa ny vidéos(twitter) porofo nisy an-dra-Sarla sy ireo miaramila niaraka taminy.
Angatahana ny Avocats rehetra hanampy ireo madinika hiaro azy ireo, dien'izao.Ny TPI no hiantoka ny sarany karama ho anareo.
Tsy azo adino koa indrindra indrindra ilay zava-pady, fony i ra-Sarla nanambana basy ireo Ambassadeurs(US surtout) tamin'ny andron'ilay coup d'état nahitana porofo azo vidéos.
Sao indray ny fianakam's milaza fa tsy nisy an'izany.
Tsy koha fa feno vidaka ny youtube, ny daylimotion sy ny sary twitter mampiseo ireo exaction, en violation des Droits de l'homme.
Raha tsy avoakan'ny ministra ny fitsarana ny ex-HAT mbola amperinasa, ireo gadra politika tao aorian'ny Maputo, dia voamaika mana-porofo ny dictature-ny ex-HAT.
:idea: :?: :wink:
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
29. milamm ( 17/11/2009 01:09)
sotra nizara e,fandinihana voamarina tokoa reo voalazany pierre paul @ reo tantarany fanatontoloina aratoekarena,salan\'isa araky ny tatitra U.A tany Caire/egypt 2006(sommet des ministres des hydrocarbures)dia ny 9,5% vatsy erantany @ solika de ao afrika,isika ko ao anatiny zany ny sy gaz naturel 8% ,be ireo mpifaninana @ fanjifana izany (ankoatry eropa,ao koa ny sinoa sy ny indiana) niroso ravalo t@ ilay dingana arampitondrana mangarahara erantany (transparency international nekeny g8 ny 2003 otrany Global Witness ,EITI -ny britanika no ao ambadikany ) izay anisany nahavoa azy(accords de protocoles EITI,ny tanjona sy fenitra moa de ny hanangana insitution financiere africain petroliere et mine vaovao)ady @ fanomezandanja ireo matiere premiere aty @ faritra afrika(toy ny vatosoa,solitany,harena ankibony tany sns...)resaka manohitohina ny tombotsoany total-ny frantsa tokoa zany fihetsika vitany ravalo zany,ka novidiany lafo mazava oazy fa anisany antony nipoirany andry sy ny kapisaty nokaramaina @ fanonganampanjakana sy fanakorotanana...amporisihana ny antrano de moramora koko ny mangalatra reo harena araky ny fomba malotony
anampiako ny voalazany pierre paul dia alefa akaiky atsy afrika ny saina de tsy sary tsy misy valaka ny mahazo an\'i Madagasikara,nahoana no manankarena sy vokatra ilainy any ivelany indray vao mihamahantra sy hiady antrano «La malédiction des ressources, c’est le fait que la plupart des pays producteurs des ressources naturelles sont, paradoxalement parmi les + pauvre, les recettes provenant de la production pétrolière, gazière et minière riment avec la pauvreté, conflits et corruption,conflits socio-politique»
oh i angola sy reo diamondra marobe voaondrana antsokosoko ,i tchad(izay nanao sonia @ Banque mondiale fa ny 10 % ireo harena ankibony aondrany de nifanarahany itsinjovana ny taranaka manaraka refa tapitra reo harena)nigeria,guinee sns...
30. milamm ( 17/11/2009 08:55)
diloo >ny mikasika an'io fitoriana @ tribonaly iraisampirenena @ heloka ambony de ny global witness no antony iny,i rene Ramarozatovo lehibeny bianco teo aloha ho ani'zay tsy mahalala no toko nahamasaka izany
http://www.globalwitness.org/media_library_detail.php/835/en/corruption_hunters_demand_action_from_g20
ozy obama zay t@ fitsidihany tany Ghana in July, ‘development depends upon good governance,' and ‘no country is going to create wealth if its leaders exploit the economy to enrich themselves.'
31. diloo ( 17/11/2009 13:40)
Milamm-->

Mahafinaritra ahy mihintsy ny recherche-nao.Tena fampianarana.Misaotra e. :-*

Tena Hilaina daholo ireo roam-baovao ireo, hanarahana ny tena zava-misy hoan'ny génération future.Amin'izay koa ohatra ny fara sy dimbin'i ra-Sarla sy Lelison ohatra rehefa mamaky ny tantaran-dreo dia mahafantatra tsara kay izy ireo dia taranaka mpamono olona, indrindra fa mpamono ny samy mpiray tanindrazana. :evil:
32. fijo ( 17/11/2009 22:23)
ô rapa an,mba asio fisainana letsy e,firenena mandroso la frantsa ary milaza fa demokraty,ka noho izya antony izay ,dia tsy mety ny mitsabaka mivantana amin'ny raharahantokatranon'olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077