Politika

pikatti ( 09/11/2009 13:01)
31 ny Minisitra mpikambana ao amin’ny Governemanta miampy ny Praiminisitra 1, sy ny Lefiny 3, misy 65 ny ao amin’ny CST, 258 ny mpikambana ao amin’ny Kongresy, 9 ny ao amin’ny C.N.R. Miampy n... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 13:30
Mirananirina ( 09/11/2009 12:37)
Taminy reportage ny ARTE asabotsy teo,naseho teo moa ireo tia sy mankahala ny fitondrana tetezamita.Nampisehoana teo koa ireo gasy mahantra mitsipona fako ariany camion sns.....Dia niseho koa ity pèr... tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2009 20:24
halloween ( 09/11/2009 12:29)
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D o^o o^o o^o o^o co-prezident hono de mahafalifaly ny sasany !...eny e! tsara ihany aloha ny apango e! indrindra raha atao ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/11/2009 18:01
swann ( 09/11/2009 12:24)
akory atao e! co- aloha zany no mba ihoriranana eo fa ny prezika mbola sarotra takarina e! -co- daholo ! co-PM , co-Prezidaka , co-Ministre co-co......! :-D :-D :-D angah zany co-co- zany mahatapa... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 15:38
terrywui ( 09/11/2009 12:18)
Vao maika mihidy ny robinetn'ny frontiere idiran-dravalo eto M/car ! satri de tsy mbol naeno mitsy ah oe mahazo mody izy ! de ho marina ihany zany le kozindrakidoro oe hampandihy sipa lava nono ihany ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 15:35
terrywui ( 09/11/2009 10:54)
Lasa mivoaka ny trano izahay de avelanay eo nareo samy tsy mahatapak'ahitra ireo .... --ngah raha manaiky ny fivoriana sy ny dinika ny Fanjakana mijoro de angatahina sy dongiana daholo hatramin'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/11/2009 13:02
ravatorano ( 09/11/2009 08:15)
HO anay tsy dia tena mahay loatra ny lafiny lalana momba ity fitondrana eto ami'ny tany sy ny fanjakana ity dia tena valalanina mihitsy mahita ny fanambarana sy fanehoan-kevitra samihafa ataon'ireto m... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 17:00
zoam ( 08/11/2009 21:10)
toa nilaza i ra8 f'efa voatsinjara ny minisitra nefa toa mbola tsy mazava tsara :idea: :idea: :idea: :idea: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 15:13
vatofototra ( 08/11/2009 20:13)
TELECHARGER ACTE ADDITIONNEL d'Addis-Abeba Télécharger copie originale Acte Additionnel d'Addis-Abeba du 06 novembre 2009 http://www.vatofototra.com... tohiny
novalian'i xxx ny 09/11/2009 04:37
vatofototra ( 08/11/2009 17:38)
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Accord d'Addis-Abeba 07 nov09 - Signature Accord - Acte additionnel - Répartition des postes - Réaction Ratsirahonana - Réaction Rakotovahiny - Réaction Alai... tohiny
Samoana ( 08/11/2009 10:48)
Velon-tsiky ihany aloha ny ankamaroantsika fa nahita marimaritra iraisana ny mouvances samihafa. Saingy mandra-pahatonga ny fifidianana dia manontany tena: - Prezidà transition 3¨+ Praiministra... tohiny
novalian'i terrywui ny 09/11/2009 11:11
rijadolly ( 08/11/2009 04:06)
Tsy misy ny resy ary tsy misy ny naharesy satria ingahy Ravalomanana niziriziry fa ny mpanongam-panjakana dia tsy mahazo mitondra firenena,ingahy Andry Rajoelina niziriziry fa izy ihany no mitatana ny... tohiny
novalian'i terrywui ny 09/11/2009 11:03
vitamatavy ( 07/11/2009 22:20)
hyppolite no miaramila gasy ambony indrindra amin'izao ,nahazo promotion tsara izy noho ny antony politika,dia i hippolyte izany izao no hicommande ny escadron porte avion ,fregate,sous marins d'attaq... tohiny
novalian'i lelimpi ny 09/11/2009 17:51
kidoropamba ( 07/11/2009 13:22)
Mazava ny kabarin'ny Marc Ravalomanana androany: http://www.dailymotion.com/video/x3xycn_eric-manana-aza-homena-tsiny_music Toa mampalahelo indray. ... tohiny
novalian'i terrywui ny 09/11/2009 11:08
bazylou ( 07/11/2009 12:32)
efficace, perspicace, imprévisible ary tenace, amen ,misaotra tompoko :-P :-P :-P :-P vive tgv... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/11/2009 13:01
bazylou ( 07/11/2009 12:07)
mba ampazava ny sasany dia ndeh atao hoe co-Rajoelina ireo anankiroa hafa ! - manana coco zany ny filoha Rajoelina ! cocoricooooo ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D vive tgv, ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 05:30
bazylou ( 07/11/2009 11:46)
no mitondra firenena, looolll, dia jereo tsara ny firodany ary , fa hirefodrefotra be, :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i diloo ny 08/11/2009 17:18
kidoropamba ( 07/11/2009 11:35)
Mazava izao fa miditra amin'ny plan B (sa "Z" tsy tadidiko intsony) izao ny TIM. Hita tao @ site GTT: http://www.dailymotion.com/video/x3rgwi_alquaidar-feat-alpha-5-20-sarcelles_music aie aie aie ... tohiny
novalian'i pink ny 08/11/2009 13:53
vatofototra ( 07/11/2009 11:34)
ECOUTER Réactions Co-Présidents de la Transition-Addis-Abeba 07 nov 09 - L'Accord d'Addis-Abeba dit Acte additionnel a été signé par les 4 Chefs de mouvance à Addis-Abeba à 5h 45 du matin -... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/11/2009 12:27
terrywui ( 07/11/2009 11:23)
ISY HAMBARA FA DE MITENY HO AZY LE FANAMBARAN'I ANDRY RAJOELINA TENY IVATO MIALOHAN'NY HANDE INY E EFA NANDEFITRA BE IZAHAY TAMININY MAPUTO INY ! EFA BE NO NANDEFERANA KA RAHA MBOLA BE DONGY SY RA... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/11/2009 18:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2361