milay ny bandy ohatr'ireny

1. bazylou ( 07/11/2009 12:32)
efficace, perspicace, imprévisible ary tenace,
amen
,misaotra tompoko
:-P :-P :-P :-P vive tgv
novalian'i bazylou ny 09/11/2009 13:01
2. maryline ( 07/11/2009 12:39)
bazylou:

efficace, perspicace, imprévisible ary tenace,
amen
,misaotra tompoko
:-P :-P :-P :-P vive tgv


Izany angah no sisa any e!
Ho ela velona i dada hoe fa diso frapy enao
3. pikatti ( 07/11/2009 13:00)
Ary marenina @ zay lesy a,tsisy hankanesana any Olympia jerevana an'i Eric Manana
dedikasy kely ho an'izay tsy tafa
http://www.dailymotion.com/video/x76k1k_eric-manana-mbola-ho-avy_music
4. bazylou ( 07/11/2009 18:15)
lery kosa alohatsy dada cox rsa ohatrany anareo e, vive tgv, :-P
5. xxx ( 07/11/2009 18:49)
moramora ihany ra bazy a!

"Quoique disent les multiples interprétations des médias PRO TGV, il faut faire un état des lieux d'avant Addis Abeba et d'après Addis Abeba

AVANT ADDIS ABEBDA

La Mouvance Marc RAVALOMANANA n'avait aucune entrée ni à l'exécutif, ni au Conseil Supérieur de la Transition ni au Congrès
La Mouvance Marc RAVALOMANANA revendiquait un retour du président élu Marc RAVALOMANANA par la voie légale

APRES ADDIS ABEBA

La Mouvance Marc RAVALOMANANA co-dirige l'exécutif avec un co-président le Président Fetison Rakoto Andrianirina

GOUVERNEMENT
31 postes à pourvoir avec un partage de 1/4 par mouvance

Marc RAVALOMANANA 7
Zafy Albert 7
Ratsiraka 7
Andry TGV 7
3 restants sont a définir avec les co-présidents

CST
65 postes à pourvoir avec un partage de 1/4 par mouvance dont voici la répartition

Marc RAVALOMANANA 12
Zafy Albert 12
Ratsiraka 12
Andry TGV 12

Les 17 restants seront distribué par les co-président mais la Mouvance Marc RaVALOMANANA sera majoritaire au regard des députés suspendus qui reprendront du service


CONGRES
258 postes à pourvoir avec un partage de 1/4 par mouvance dont voici la répartition

Marc RAVALOMANANA 52
Zafy Albert 52
Ratsiraka 52
Andry TGV 52
Les 17 restants seront distribués par les co-président mais la Mouvance Marc RaVALOMANANA sera majoritaire au regard des sénateurs suspendus

Dès cet instant nous pouvons parler de victoire éclatante car le but de la Mouvance n'est pas la TRANSITION mais faire revenir le président
élu Marc RAVALOMANANA au pouvoir par des élections au suffrage universel.


Pour cela la Mouvance du président Marc RAVALOMANANA a les atouts suivants :

- Appui confirmé et réel d'une très grande partie du PEUPLE
- Équipe puissante et performante (Fetison Andrianirina, GTT International, Magro, Élus, etc ..)
- Détermination du président Marc RAVALOMANANA à aller jusqu'au bout de l'objectif fixé

Equipe COM GTT International


Efa mihena ny pouvoir an'i TGV anlah ra bazy fa ts ôtran" teo alou ntsony ary tsy assistant ry zareo satria tsy afaka manapa kevitra i TGV raha tsy mifanaraka amin'ndry zareo co-présidents hafa

:-P :-P
6. kidoropamba ( 08/11/2009 12:28)
Izao aloha no hiseho (haminany indray rakidoro izay mahita ny biby alohan'ny volana):
Ato anatin'ny 6 volana aloha dia tsy hisy zavatra maro hiseho satria hanaraka ny ny fitsipika dolidoly isika. Fetison sy Rakotovahiny dia ho zarina amin'izany "co-présidansa" izany. Ra8 dia fahanana revirevy fa tandroina ny Tiko sy Magro.
Afaka 6 volana kosa dia efa zatra ny hatsaran'ny "co-présidansa" rafetison ary maheno ny atsiron'ny ministera ny ministry Ra8 ka tsy te hiala io seza io intsony.

Eo, no mivoaka ny "dossier" TIKO sy Magro izay tsy misy ny hidiran'ny Charte maputo. Ohatra miseho ilay fanaovana vola sandoka tao Iavoloha nanaovandra8 azy; eo koa no hiseho ny porofo t@ fangalaram-bola tao @ Banky centraly (ireo TIM ao @ governemanta ireo ihany no hivarotra an'izany mba hijanonana maharitra eo @ seza).
Misy olona maromaro tsy naloan'ny TIKO sy Magro no ho tonga hitory an'i TIKO sy Magro. Tsy misy afera mikasika ny charte Maputo mihitsy ireo fa zavatra vaovao daholo. Kanefa efa "Indé^pendant ny Justice" (satria consensuel, neutre ary inclusif ny fitantanana ny firenena) ka mazava ho azy fa tsy avy amin'ny TGV mihitsy ireny "fitoriana" mùaro be ireny fa avy amin'ny "olon-tsotra" mitaky ny zo-ny noho ny nafitsoky Tiko sy Magro.

Milatsaka ny sazy isan-karazany (indépendance de la justice garantie). Efa mamimamy ny seza ka na ireo @ Magro dia efa tsy vonona intsony hilahatra indray (satria efa nahazo asa); ireo miaramila mpomba andra8 efa nahazo amnistie sy nahazo asa dolidoly; ny GIC moa dia efa foana.
Tsy misy olona amin'izay ny hiaro an-dra8. Ry manandafy efa nahazo retraity, tisy vola intsony. Ra8 sy ny bizna any afrika atsimo mandeha ihany fa tsy mitovy t@ fony izy filoham-pirenena. Ny service de renseignement TGV efa mahazo vaovao maro mikasika an-dra8 (satria efa Etat reconnu sy pouvoir effectif ny an'i Rajoelina).

Ny Reconciliation nationale mandeha tsara, ny mpanohana andra8 taloha nahazo fahafahana tsy te hiaro azy intsony sao dia sahirana eo indray. Ireo mahatsiaro voafitak'i le8 izao dia efa tsy vonona ny hanaraka azy intsony hiaro ny Tiko sy Magro izay tratrin'ny "justice indépendante". Efa mananontanona anefa ny fifidianana. Ny "opportuniste" rehetra moa efa any @ TGV any dolidoly satria any misy vola. Satrobory mianakavy moa dia efa any indray ary manambara ny "secret rehetra" raha vao omena "tsakitsaky kely".

Hiankina amin'iza izany le8? @ SADC sy UA izay lazaina fa hanara-maso ny fandehan'ny Transition? Inona anefa no lazain'ny SADC raha tsy miteny Ra fetison, raha manohana an-dra8 ny ministra sasantsasany indrindra fa ireo député sy sénatera voatendry ao @ congresy sy conseil de transition?
Amin'izao ora izao dia mbola sarotra ny handinika an'izany fa raha afaka 6 volana kosa dia efa miova tanteraka ny toe-draharaha politika.

Mbola tsy tapitra hoa ilay combat fa tena fanelina eto foana isika e.
hin hin hin hin hin hin
7. xxx ( 08/11/2009 13:56)
Mbola tsy tapitra hoa ilay combat fa tena fanelina eto foana isika e.
hin hin hin hin hin hin

manomboka zao ny chapitre vaovao ,hafa ny fandehan'io ary hafa koa ny paika ao
8. terrywui ( 09/11/2009 11:10)
efficace, perspicace, imprévisible ary tenace,
amen
,misaotra tompoko
vive tgv



TGV FOREVER !
9. bazylou ( 09/11/2009 13:01)
tadidio le 20 oct 2010, ho aho, na izany na tsy izany vive tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0927