co rajoelina ireo

1. bazylou ( 07/11/2009 12:07)
mba ampazava ny sasany dia ndeh atao hoe co-Rajoelina ireo anankiroa hafa !
- manana coco zany ny filoha Rajoelina ! cocoricooooo !

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
vive tgv,
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 05:30
2. pikatti ( 07/11/2009 12:14)
refa tsy mahaloa hofan-trano de barakay :-D :-D
3. pikatti ( 07/11/2009 12:34)
4. andry08 ( 07/11/2009 12:59)
ny hadalana!!!!
5. xxx ( 07/11/2009 13:40)
vetivety ihany za no eto ry zalahy fa haveriko @ dada ihany afaka volana vitsy fa mba mitsapa fotsiny za!
6. pink ( 07/11/2009 23:40)
bazylou:

mba ampazava ny sasany dia ndeh atao hoe co-Rajoelina ireo anankiroa hafa !
- manana coco zany ny filoha Rajoelina ! cocoricooooo !

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
vive tgv,

samy mitoto sy mahafotsy izao ary ho feno mouvance be dia be ka izay be mpitarika ihany no hitondra ny baolina.
be loatra izay fihetsika nataony TGV izay fa dia asa na hitohy hanao ahoana ny vokany fa samy nosorany reniny malagsy menaka ireo fa tsy hanaiky ny taniny ho lasany ny hafa ..
7. ndotofetsy ( 08/11/2009 23:03)
:^) :^) :^) :^) :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 09/11/2009 05:30)
Celui qui avale une noix de coco fait confiance à son anus .... Dicton afrikana io ,ary tany rahateo moa no nahavitana ny raharaha,raha hivory isakerin'andro mantsy ry zalahy telolahy ireto @ fandraisana ny tapaka hevitra sy ny dinika mialohan'ny conseil des ministres dia mino aho fa tsy hi-claquer la porte raha misy hevitra tsy hitovizana i Andry Rajoelina
Hasio famatorana @ zay nama fa roso ty raha toa ka izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568