Olona 464 no ho ao amin’ny Tetezamita

1. pikatti ( 09/11/2009 13:01)
31 ny Minisitra mpikambana ao amin’ny Governemanta miampy ny Praiminisitra 1, sy ny Lefiny 3, misy 65 ny ao amin’ny CST, 258 ny mpikambana ao amin’ny Kongresy, 9 ny ao amin’ny C.N.R. Miampy ny Filohany avy ny Kongresy sy ny CST ary ny CNR, misy 72 ao amin’ny C.E.S, 11 ny ao amin’ny H.C.T, misy 8 ao amin’ny C.R.D.S.N ary ireo Filoha 3 ao amin’ny fitantanana.

Tsy nisy totaliny koa ny teti-bola 2010 noho ny krizy. Tsy maintsy mba miandrandra tombotsoa anefa ireo izay hahazo seza. Tsy ferana koa ny hividianana fiara ho azy tsirairay (soa aloha fa efa misy ny fiara sinoa mora vidy. Na izany aza …)

Efa manify dia manify ankehitriny ny kitapom-bolam-panjakana, raha ny fantatra.
Novidina lafo ihany ty fanonganam-panjakana ty raha natao ny toyaliny
Ka izay foana no ilazako hoe lesona iny ,efa vita aloha iny ka dia miandry ny robinet ,kanefa io koa tsy tonga de doborano fa mbola miankina @ fiaraha miasa tsara (obligation de résultats):

ny fampandehanana ny raharaham-pirenena, ny hoenti-manatanteraka ny fikaonandoham-pirenena hamolavolana ny Lalampanorenana ho amin’ny Repoblika Fahefatra
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 13:30
2. bazylou ( 09/11/2009 13:02)
fa tsy 969 ve; :-D :-D :-D
3. xxx ( 09/11/2009 13:04)
Dia raha vao tonga @ faha-efatra dia tonga indray ny vendrana hafa hanala ny eo fa tsy mety ity e!! Nahoana no nahavita iroa e!

Eny hoa ramalagasy, malagasy be fivoarana... saingy hitsako bille avy eo! :-D :-D
4. Mirananirina ( 09/11/2009 13:07)
Hanao inona daholo hono ireo rehetra ireo,dia handroso tokoa ve Gasikara amin'ireo sa hihemotra??? :? Manakarena isika ka,be ny vola hanakarama ireo ,fa tsy misy kosa hampidinanan ny vidim-piainana
5. pikatti ( 09/11/2009 13:30)
Ka tsy lasa le tgv (i Andry moa zany e, tgv zany efa tsisy ntsony) raha hiasa irery fa ireny efa hita sy fantam-bahoaka ireny ny santionany fa tsy mamely,ny midongy no ihany no tena talentany :-D

dia handroso tokoa ve Gasikara amin'ireo sa hihemotra??? Manakarena isika ka,be ny vola hanakarama ireo

Mirana efa hisokatra ny robinet ,fa raha isika irery ve tsy zay no nataony ,
Ny handroso akoha tsy ùaintsy zay no tarigetra fa tsy maintsy misy foana le mpitaribato vilam-bava :-D

fa tsy 969 ve;

Izy tokoa moa lesy rabazy le nikôzy 777 iny klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2304