Andry RAJOELINA no tena Filoha Mpanapaka ny Tetezamita !
1. stalingrad
(
12/11/2009 14:51)
Mazava tsara amizay izany zao fa de i Andry Rajoelina no tena Filoha lehibe fa ireto namany (fetison,emmanuel) hoe mba hoe saritsarina president ireto de natao ho fampandriana adrisa ny vahoaka fotsiny !
répondu par xxx le 13/11/2009 15:33
3. xxx
(
13/11/2009 15:33)
Ianareo moa tsy mahazo resaka na teny vazaha na teny gasy fa tsy misy preszida ireo na ny iray aza raha ny lalàna no arahina ,dj bac-3 ve no prezida ,rahatsy efa lany OLOMANGA mcar koa!!!
eO IZY KA IZAY FILAZANAREO AZY FA REFA tonga ny fifidianana dia azo samborina tsy misy hatakandro izy ta@reo nandoroany ny RNM sy NY TVM sy ireo olona marobe maty namoy ny ainy tsofiny rano hovonoina mba hiakarany eo @pouvoir nagalarina ,ireo olona niafina tanaty hazo nitifitra MaLAGASY tsy manatsiny ,mbola be koa ireo olona nasainy notifirin'ny miaramila mamo tankina na miaramila mifoka rongony ,mbola ho hadinina aminy daolo ireny RA latsaka bdb ireny ,IZY sy ny frantsainy lolohaviny antampondoha !!!
Ireo casse bdb nataony koa ,sy le ankizy tany ampianarina lazainy fatsy mety migrevy fa avy dia natoton'ny miaramilany @tany ireny ,faf-tsy ny olona maty ny bombe lacrymogène sy ny tranon'olona tsy manatsiny hidiran'ny bala perdu,ny vadiny aloha efa nahazo tondraka lafarina fa izy mbola tsy nahazo n'inona 2fa lany andro mitomany prezida sy manapotika firenena ,tsy mahatapaka n'inona2 io fa i.. chataigner no mibaiko an'io !!!
Ary tokony ho mailo ny communauté internationale @ny fanaraha-maso ny vola havoakan'io fa SEZA no tena notadiaviny na natao patin aza izy ,izao ny Mlagasy rehetra sahala @ny olona tsisy fotony dj no eo @fitondrana ,AFA-BITANA na ny Afrikana aza maneso nefa taloha ny MALAGASY mba nanana ny MAHA IZY AZY be ,izao ka lasa mapalhelo ,raha mbola io no eo tsy afaka ny mirehareha @maha isika 2,nidina kilasy ny gasy é! VERY LANJA BE ISIKA MALAGASY ny @izao!