Politika
bandinisotry
(
21/11/2009 21:58)
iza marina moa no tena matahotra amin'ireo mouvance ireo,
ny mouvance ravalomanana dia matahotra mafy soa tsy tafaverina eto dago afaka milatsaka ny candidat ravalomanana @ 2010
ny mouvance rajoelin...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:00
bazylou
(
21/11/2009 18:37)
vahao ary raha voasokatrareo be zesty lany bala ireo ity, :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-D :-D ...
tohiny
bazylou
(
21/11/2009 18:18)
mihitsy e, amin'izay tonga di amilay be ny eny berox, sa ahoan ry XXX sy milamm, :-D :-D :-D :-D :-D , io koa n asiana io n atsy asiana tsy handroso mandrakizay tsinona :-P :-P :-P :-P , gis...
tohiny
vitamatavy
(
20/11/2009 21:57)
tena loza fa tadiavin'i tgv hoazy daholo ireo ministere cle rehetra,ny antony dia ny fahatahoarana indrindra ireny resaka Black monday sy ny 7 fevrier ireny satria ireny tsy tafiditra tao anatiny acco...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2009 19:33
terrywui
(
20/11/2009 20:41)
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy and...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 08:02
mitapiwui
(
20/11/2009 20:10)
Asa zay fahamarinany aloha fa rahampitso vao tena hita raha raikitra e!
Par mouvance:
Mouvance Rajoelina :
Ny Hasina Andriamanjato, VPM Economie
Julien Razafimanjato, Ministre Education Nati...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 13:35
xxx
(
20/11/2009 20:10)
[img]http://www.laverite.mg/images/stories/inona_no_vaovao/mihomezapm114.gif[/img]
AGILETERA lohan'angidina :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:17
bazylou
(
20/11/2009 17:54)
hita hatrany fa tsy mba zavatra tsar ano klasin'ny vazaha ny gasy fa le tanana voazanaka gisitra lava ireny. Rehefa gasy hoy izy dia sous developpé sy gida maimbo ary tsy velona raha tsy misy ny fana...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/11/2009 19:32
esserra
(
20/11/2009 15:23)
Vao tonag teo @ pouvoir i Rajoelina dia navoakany daholo izao gadralava isan-karazny izao teny Tsiafahy
Vao niverina avy any Addis Abeba maninona ny président Fetison Rakoto Andrianirina miaraka @ p...
tohiny
novalian'i falifenosoa ny 21/11/2009 02:15
pikatti
(
20/11/2009 13:01)
Selon la derrière livraison de LOI, le colonel Yves Rajoelina a été nommé Conseiller spécial de la société pétrolière Sino Union Energy Investment Group Energy plus connue sous le nom de Sino...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:10
ndotofetsy
(
20/11/2009 07:43)
filohan ny hat
[img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/Monja-2.jpg[/img]
premier ministre
[img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/Monja-2.jpg[/img]
filohan ny miaramila
[img]h...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 20/11/2009 18:57
TEGEVE
(
20/11/2009 03:51)
Anaka isany,
Tsy niafina teo anatrehantsika intsony moa ireo sônegaly nahazo baiko izay an'isany mahatonga izao krizy izao ry vahoaka Malagasy ,ny tiako ho lazaina @nreo fotsiny dia tsotra
-Tsy af...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2009 23:30
klitika
(
19/11/2009 18:04)
Asa vaovaon'ny filoha
Manatitra karama etsy sy eroa
Sirama brickaville
Sucrerie Nosy Be ellville
Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 00:05
nalison
(
19/11/2009 14:32)
raha nanomboka ny ambohijatovo dia nisy tovolahy nilaza hoe
"andry rajoelina tsy mpanagadra olona tsy mamono olona ataontsika izay ialan'izay olona manao izany eto @ firrenena Malgasy"
nivadika ane...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 22:45
pikatti
(
19/11/2009 08:18)
Manoloana ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety nataon'ny ekipan'ny Kôlônely Lylison Réné sy Andrianasoavina Charles, teny Ambohitsorohitra tamin'ny talata, dia nahatonga fanambarana eto aminay ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:13
rabaradaka
(
19/11/2009 05:12)
Tompoko,
Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/11/2009 10:39
rabaradaka
(
19/11/2009 05:07)
Tompoko,
Tsy hoe mamoha fota-mandry na koa mandatsa no antony hanoratana an'ity taratasy ity fa misy kosa lesona azo tsoahina sy azo hanamboarana ny ho avy manoloana ny zava-niseho. Tsy hoe tapi-paha...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 05:24
bazylou
(
18/11/2009 18:21)
20.000.000 satria izao no tadiavina, ka zakao fa anjara e, :-P :-P :-P :-P ny mafimafy noho io aza mbola ho avy,...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2009 08:33
xxx
(
18/11/2009 16:35)
Toy ny zaza folo taona
Toy ny zaza folo taona no fijerinay anao,
Tsy matotra fa misavoana, mieboebo lava izao;
Te ho lohany hatrany, tsy mahay manetry tena;
Tena latsa-danja ...
tohiny
novalian'i milamm ny 19/11/2009 23:52
Samoana
(
18/11/2009 15:25)
Mba fanontaniana ny ahy fa tsy haiko hoe fanaovana inona izy io? Mahita an-gazety aho mantsy hoe namory mpanao gazety tao ry kolonely Lali-son. Toby miaramila ve izany izy io sa lapa fanaovana valan-...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2009 22:34
