tsy poinsa le juin 2010
1. bazylou
(
13/11/2009 18:48)
fa ny oct 2010 no izy, tsy poinsa satria tsy ao anaty maputo no tsy ao anaty adisabebaka izany , ary tsy poinsa koa satria tsy vonona amin'iznay ny tgv,
vive tgv :-P :-P :-P
vive tgv :-P :-P :-P
novalian'i diloo ny 14/11/2009 23:12
2. feticon
(
13/11/2009 19:17)
marina izany bazily an ,@ izay koa leo tanteraka an'ireo ny vahoaka ary hitady mora an'i dada
5. diloo
(
14/11/2009 23:12)
tsy poinsa le juin 2010
Ilay 26 jona 2010 anie ra-Bazy ka proposition an'i appelez-moi président, e!
Ary ny Octobra 2010, dia nitapahana tany Addis Abeba.
Saingy toa ny mahazatra, ilay kely maimaika lava tsy miheritretra, dia nanararaotra i Fetison sy i Emmanuel tamin'ny 1er conseil des présidents, ny faha 10 novambra lasa teo,nanaiky ny sosokevitra an'i mahaka.
Mety nanao action corrective i Ratsirahonana conseiller, hoe ataovy ny Octobra 2010 fa tonga de vitamatavy elah ry zanako.
Rehefa mpaka lelo oa dia manaonao foana. :wink:
