Politika

TEGEVE ( 03/12/2009 23:15)
Anaka isany, Efa voalazako ombieny ombieny fa tsy handany vola ho any Maputo izany izay folo mianadahy fa kosa aleonay mankany Copenhague, Danemark où se déroulera le sommet de l’ONU sur le cli... tohiny
novalian'i badoboys ny 04/12/2009 22:50
Rajakoo ( 03/12/2009 22:58)
[quote]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2009/12/soarano.jpg[/quote] Hampinano any ry zareo fa aza asina santimaka ,olona mpandroba anareo ihany ireo tonga ao @ fitondrana io ary fafazo any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:05
milamm ( 03/12/2009 22:11)
ministre ny défense ny professeur zafy t@ 1992no nampitifitra ny federalista teny cemes soanierana ka nahafaty an’i Tompokolahy Laha Gaston ary nahavoatifitra an’i Monja Jaona, dadan’i Monja R... tohiny
novalian'i milamm ny 05/12/2009 02:57
fozabe ( 03/12/2009 21:54)
androany dia nisy nitifitra ny cortege presidentiel nisy an'i Andry rajoelina,torak'izany koa ny tany guinée conakry satria dia naratra mihitsy le puchiste daddis camara raha nisy nanao embuscade ny ... tohiny
novalian'i wxxx ny 04/12/2009 16:04
antimpanahy ( 03/12/2009 15:48)
Mbola misaotra antsika izay nakasitraka ny tantara marina nolazaiko teto aho , --Tohizako eo amin'ny Fanaovana sorona indray ny resaka fa eo vao tena mampihorokoditra ny zavabitan'ity Ravalomanana it... tohiny
antimpanahy ( 03/12/2009 13:46)
Mamoaka ireo zavadoza rehetra nataondravalomanana tamin'ny fotoana rehetra niarahako taminy aho fa kosa izany tsy milaza mihitsy hoe TGV ny tenako , -satria raha ny fahatsapako (hevitro manokana ity)... tohiny
antimpanahy ( 03/12/2009 13:02)
--mbola hiditra eo amin'ny resaka fangoronankarena amin'ny fomba tena haingana nataon DRAVALOMANANA aho fa tiako ho tony tsara daholo aloha ny mpisera amin'izao voalohany hiboran'ny resaka izao , -k... tohiny
Djhamhal ( 03/12/2009 12:46)
Tsy dia mpanokatra dinika eto loatra aho fa amin'zao toe-draharaha eto amin'ny firenena izao dia tsy mety ny feon'ny fieritreretako raha tsy hanoratra kely aho ! ny antso avo ataoko dia ny famahana ny... tohiny
novalian'i fijo ny 03/12/2009 20:38
antimpanahi ( 03/12/2009 11:40)
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa INJET dia mbola vonona aho -ho tohizako kely ary ny tantarako T... tohiny
novalian'i wiwiwi ny 03/12/2009 23:33
antimpanahy ( 03/12/2009 11:07)
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa TIKO dia mbola vonona aho -ho tohizako kely ary ny tantarako Te... tohiny
pikatti ( 03/12/2009 09:43)
PM anarany fotsiny Eugène Mangalaza fa ry zalahy RoindefoII manao zay saim-pantany no sady manararaotra ihany @ "magoiulles en tous genres" ry Hery Rajaonarimampianina, Ministre des finances et du ... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:59
andry44 ( 03/12/2009 01:50)
Raikitra t@ ora farany efa alina be ny Maputo manaraka!! Mapimé ireto mpanao politika-tsika ireto kah :-D :-D Miharihary ny tsy fahampian'ny fahamatorana ka mahamenatra! Nisy voapresy mafy tao an... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:10
pikatti ( 02/12/2009 19:54)
Zao vao tena misy ampamoaka fa le Ralavanify irery ihany no fototron'ny fikatsoana,miharihary toa ny kary an'efitra ty lay osilahy mainty ,ny mouvances 3dia milaza an'io fanambarana io daholo, ary ten... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:57
antimpanahy ( 02/12/2009 15:10)
Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho ! Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i... tohiny
kidoropamba ( 02/12/2009 14:30)
Misy ohabolana izay avy any andrefana any manao hoe: "[b]gasy veta (bankoropitra io)ka miverina amin'ny laoniny[/b]". Nodradradradraina fa mazana hono Ra8. [u]KAY IZAO NY VOKANY:[/u] 24/11/20... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/12/2009 10:36
zama91 ( 02/12/2009 10:37)
ho afaka tsy ho ela Ireo gadra politika eto @ serasera; ry pikatti,terrywui,sy fianakams,ny zoam ry vitamatavy,dafonois ,ry mirananirina,ifiona,rapa2002,ry fijo ry papoose,ry rybazylou,mbola ao ihany... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 19:58
dofinois ( 01/12/2009 10:15)
Fantatr'i TGV fa hotonga eto ny Filoha Chissano dia manao pression izy hoe : tsy ho any Maputo aho, jereo fa manohana ny tsy fandehanako any ry Pierre andrinantenaina sy Ramaromisa, chefs de régions ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:52
tsimatimanota ( 01/12/2009 06:25)
maputo I : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo; addis abeba : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo; maputo III : mody tsy hanao sonia nefa mirangaranga ery hahazo vola @ bailleurs NY ANY HAIN LI... tohiny
novalian'i Noue ny 02/12/2009 16:17
tsimatimanota ( 01/12/2009 06:24)
maputo I : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo; addis abeba : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo; maputo III : mody tsy hanao sonia nefa mirangaranga ery hahazo vola @ bailleurs NY ANY HAIN LI... tohiny
vitamatavy ( 01/12/2009 04:40)
hoavy chissano ary dia ho hatsangana ny gouverenement ,efa nasaina i rajoelina ka dia ho hita eo.Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo, ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.895