rehefa tsy anao dia aleo asin'ny tgv

1. bazylou ( 28/11/2009 18:10)
fa tsy misy mamely ireto goaika lany fromazy reto e, vive tgv, :-P :-P :-P :-P
novalian'i terrywui ny 29/11/2009 20:56
2. bazylou ( 28/11/2009 18:11)
ireo koa anie tsy ampy amidin'ny tgv amin'ny kely foana e, :-P :-P :-P vive tgv
3. terrywui ( 29/11/2009 20:56)
slt bazylou ..! laisoa no hivarotantsika azy e !!! na raha tsy lafo amin'ny laisoa de amin'ny pistace ndray lety a! porofo io ry zalah tsy sahy miditra politika tsony io ....!! mafy ny tsindry e !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0447