Sans qualité tonga @ tanjony

1. wiwiwi ( 30/11/2009 01:08)
Safidin’i Andry Rajoelina ny hadia lalan-tsarotra, sambatra izy izao fa tonga izany hirahirany izany, voatefataky ny tamaina eran’ny Afrika nitady fankatoavana, henatra no nanjo tany Bruxelles, afa-baraka teo anivon’ny Firenena Mikambana tany New York ary voasokajy ho « homme sans qualité ». Dia sokina nanani-bato teo e!
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:25
2. vitamatavy ( 30/11/2009 03:39)
ka presque 1millions dollars kosa ve ny recette boise de rose azony ,hirahaharaha an'izay vahoaka mitrongy vaohomana ery ,efa tratra ny tanjony e,any mandeha jet privé miaraka @ nathalie rabe
velona tsara mihitsy ny bois de rose :-D :-D :-D
3. patrick2002 ( 30/11/2009 05:32)
Sarah Ravalomanana no manana agrement manondrana hazo fa tsy ny entreprise-ny Rajoelina mihintsy ry akama ,aza marary fo amin' izany .
Inona no nampidirany Ravalomanana amponja an' i Deputé Zakahely Boniface ,satria manembatsembana an' i Dada @ aferana bois de rose.
4. pikatti ( 30/11/2009 07:04)
tsy azon'i rapaty lesy zany vitamatavy a, bandy mpisoloky io ary nedala io ao anatin'io trafika io koa angamba,
de aiza zao ,o porofon'izao zavatra lazain-drangahy zao :?: :?: :?:
5. bazylou ( 30/11/2009 16:38)
ka rehefa agreement samy nolaisona kosa ve tsy aleo mba hiditra ko any tgvnay le, :-D :-D :-D :-D
6. patriick2002 ( 30/11/2009 20:26)
Tsy azoko le resaka :idea:
7. wiwiwi ( 01/12/2009 13:27)
Tsy azoko le resaka

tsy mahazo resaka foana koa le votany ty :roll:
8. fijo ( 01/12/2009 20:25)
hihihihih mampalahelo fa dia ny mpitondra foan ano manimba io firenena io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0864