Mandroba vahoaka isan'andro ry Ramarson and co
1. pikatti
(
30/11/2009 11:02)
Jiolahy efatra nirongo basy no nanafika tokantranona mpivarotra iray teny Ambavahaditokana-Itaosy ny alin’ny zoma teo. Tsy nisy nisaron-tava izy ireo tamin’io ary nitondra basy Kalachnikov telo. Notapahiny ny hidim-baravarana nahafahan’izy ireo niditra ny trano. Ilay renim-pianakaviana sy ny zanany vavy no tao izay avy hatrany dia nodarohan’izy ireo. Naratra teo amin’ny feny moa ilay zazavavy. Rehefa izany dia noteren’ireo jiolahy navoaka amin’izay ny vola ka lelavola mitentina 3 tapitrisa Ariary no lasa.
Gazetiko
Gazetiko
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 11:58
2. terrywui
(
30/11/2009 11:11)
hahahahaha !!!... rapique zany mitsaho ato zany a...!! haiko letsy io tantara io fa tantara na bandy mpandroba otran'ny isan'andro ao Tananarive ihany io ry Rapique fa tsisy alain ramaroson sady tsisy miaramila fa bandy kelin'itaosy sy Ankasina daholo ireny a..! efa tratra daholo anie ry zalah e ..!! hin hin hin hin eo ndray elah de mitady hitono valala maraina eo ..!! hin hin hin
3. Mirananirina
(
30/11/2009 11:34)
Ahoana marina moa no ahalalana fa tarik'i ranona no mpandroba???Be koa anie ny jiolahy ao Mada ao e
4. terrywui
(
30/11/2009 11:39)
Marina ny anao MIRANA malala :* :* aiza tokoa marina moa no ahaizana hoe Ramaroson na ianona io mpanafika io raha tsy efa tratra fa le pikatti mitsy Mirana no efa miporina ee?? hin hin hin mahamay amin'i Mirana ndray elah ra pique aa..! sady elah otran'ny vo-petsa vao maraina zany fona androany klééé..!!!! hin hin :-D :-D :-D :-D :-D
5. Mirananirina
(
30/11/2009 11:49)
Aoka kosa aloha hazava fa betsaka be ny jiolahy mpandroba ao Imerina ao hatramin'izay io.Nisy kosa anefa ireo voamarika fa tarika tgv ireto(hita taratra aminy olona robaina ireo)olona hita fa adversany.Dia robaina tsotra izao.Ireo mpandroba ny tiko sns....dia sahy milaza ve terry fa tsy tgv no nandroba teny???Fa ireo fandrobana hafa kosa dia asajiolahy tsy misy politika tsotra izao.
6. pikatti
(
30/11/2009 11:56)
slt Mirana
bandis de grand chémin reo fa tsy mpagaropaosy kely kah
bandy novajian-dry zalahy kalack lesy reny rawix fa ezlah no tsy maharaka,ny vola efa voazara de vita kabary koa gadra gadran'ela ahoana klé :-D :-D
ahoana aloha elah nitsoaka anah tary iny rawix a
bandis de grand chémin reo fa tsy mpagaropaosy kely kah
bandy novajian-dry zalahy kalack lesy reny rawix fa ezlah no tsy maharaka,ny vola efa voazara de vita kabary koa gadra gadran'ela ahoana klé :-D :-D
ahoana aloha elah nitsoaka anah tary iny rawix a
7. terrywui
(
30/11/2009 12:10)
ahoana aloha elah nitsoaka anah tary iny rawix aELAH NO TSY NITSANGANA NEFA EFA TADIAVINA ERAKY NY VODI MOTOTRA KO....adiny iray ah niandry anlah teo atokotany teo ..! jihatra teo fotsiny ah fa elah efa nadio ny rano nitana kléé..! fa niaraka tamlah ve le madama lanaky ny hehy iny letia a?? de le kofy fotsifotsy roa sa telo reny ..!??
8. pikatti
(
30/11/2009 12:35)
Tsy menatra mandainga eo lesy elah klé, mba sérieux refa mba mikôzy lesy fa tsy mamorona eo elah ,zah teo ambaravarana hoe tsisy manatitra elah de hoe any @ Moov ndray no lanonana,tao daholo angé leity ny akama e
Le madama mihomé mahita anlah mitelefona antsoiko ato aorina nefa tsy hitan'ealah akory ,aleo ndray tairina refa misy hetsika fa zah hoa tsy RG zany,i Batista tsy tany lery
Le madama mihomé mahita anlah mitelefona antsoiko ato aorina nefa tsy hitan'ealah akory ,aleo ndray tairina refa misy hetsika fa zah hoa tsy RG zany,i Batista tsy tany lery
9. terrywui
(
30/11/2009 12:40)
be fika ty bandy ty klé...! tena raha kofy tsy maharaka alou de amidinlah bedeb mitsy e ...! itako le Mme tapatsinay be mijery anah iny letsy a!! ary vao niditra ah zany de kobonlah tsar oe lery iny satria tonga de niantso elah ...! hin hin hin hi!! aveo nanjavona ..! sady ts hita oe iza aiza ? letiéééé!! :evil:
10. terrywui
(
30/11/2009 12:46)
kobo le MR IFIONA klééé...! :-D :-D :-D :-D
kobondra ifiona tanteraka elah rapique zao fa lazao ny tena marina ..!! ndana mitsy elah rapique mifona amin'ifiona alou fa tsy milamm amlah ane io eee hin hin hin ! zatra lalandririnina loatra elah ra-pique ka nahita voamason'angatra ...!! manomboka izao elah de colonie an'ifiona satria kobony tanteraka elah mialaala pà be io in hin hin maranitra anie oa amlah ifiona io e !! kapotsa-bavy be io ...! voa elah zay !!! mahamay mihitsy
kobondra ifiona tanteraka elah rapique zao fa lazao ny tena marina ..!! ndana mitsy elah rapique mifona amin'ifiona alou fa tsy milamm amlah ane io eee hin hin hin ! zatra lalandririnina loatra elah ra-pique ka nahita voamason'angatra ...!! manomboka izao elah de colonie an'ifiona satria kobony tanteraka elah mialaala pà be io in hin hin maranitra anie oa amlah ifiona io e !! kapotsa-bavy be io ...! voa elah zay !!! mahamay mihitsy
11. pikatti
(
30/11/2009 12:46)
ka elah koa anie maika nitsakana ary nasiko nitsanga ndray elah fa tsy nety ntsony klé, tena kôzy e, asiana bis kely iny fangala-piery iny fa entiko daholo mbamin'i kidoro sy rapaty ,elah koa ary very fa i bazylou ihany anie leity i ndontofetsy e, voahendy tao koa lery fa mivanivany foana o^o
12. terrywui
(
30/11/2009 12:49)
:-D :-D :-D an an an rabazylou letsy bandy malamm be lery iny a ..! vao natsoina lery de nipoitra fa tsy nanao,cache cache be zany ..! lery ary saika hanao filazana ze TGV rehtra tonga tao hijannn ko ..!!
13. bazylou
(
30/11/2009 16:29)
bazylou dia i bazylou ry zalahy fa tsy misy hafa ankoatr'io an , :roll: :{
14. terrywui
(
30/11/2009 16:49)
o lty bazylou vrai a ..! manao PS fopla tena bazylou ane rapikati ao e..! tena tsy hay ze nanaovanlery azy fa bazylou mitsy ny ps fopla viitany ao ..! ataovy mahamay lety bazylou vrai a ...!!
15. nanjakely
(
30/11/2009 17:25)
Marina ny anao MIRANA malala aiza tokoa marina moa no ahaizana hoe Ramaroson na ianona io mpanafika io raha tsy efa tratra fa le pikatti mitsy Mirana no efa miporina ee?? hin hin hin mahamay amin'i Mirana ndray elah ra pique aa..! sady elah otran'ny vo-petsa vao maraina zany fona androany klééé..!!!!8O :oops: :oops: :oops: 8O
17. pikatti
(
30/11/2009 22:16)
hita hoa lesy pimaso ,ho avy @ lery ny tsy mety zay nedala vao hanenina ,hianjo vonjy @ Andry izay efa nitsoaka any Parisy :lol:
19. wiwiwi
(
01/12/2009 13:23)
Ahoana no fanaovana azy rapikany fa tsssss, lelika é mikoinsa ndray :lol:
20. fijo
(
01/12/2009 20:11)
ny bandin'i ramarosona ny manodidina an andoaranofotsy no tena asiany ka
