Politika

antimpanahy ( 21/12/2009 11:15)
-------------------------------------------------------------------------------- Marc Ravalomanana trahi par le chiffre 7 http://www.madagascar-tribune.com/Trahi-par-le-chiffre-sept-7,11440.html ... tohiny
kidoropamba ( 21/12/2009 10:49)
Ahoana ary izy izany ra-zandry kely é? Nilaza enao farany teo fa hoe "atao ny fifidianana solombavam-bahoaka" dia ireto deputé voafidy ireto no hasaina manendry ny Praiministra. Io no nilazanao fa... tohiny
novalian'i milamm ny 22/12/2009 15:06
milamm ( 21/12/2009 00:51)
"France à fric" na françafrique à mafiafrique de reo volavolankevitra nanapariahany frantsa vono olona,herisetra firenena marobe manaporofo ireo asa ratsiny frantsa nanerana ny faritry Afrika ,ht... tohiny
novalian'i milamm ny 21/12/2009 19:57
remahity ( 20/12/2009 17:06)
--Raha voavidy drala i Zafy Albert : T@ Ravalomanana teo @ fitondrana, na i Ratsiraka teo @ fitondrana no tokony efa nanainky ny hiara hiasa amin'izy ireo izy. Maintenanant Deba et Dada sont des soav... tohiny
TEGEVE ( 20/12/2009 16:14)
Tsy mety hitarika ady intsony Manorohanta ,nefa io no tena tadiavin-dry zalahy ato,misy Pm rasily miainga @ semaine iny,tsy ry zalahy ato raha tsy ampy ny hery famoretana :oops: ... tohiny
radomelina ( 20/12/2009 14:24)
mazava be zao ny tanjona katsahiny ny 3 mouvance dia ny adin,poko,zay ny profesora zafy no midradradra azy @zao hoe tairo ny ady antrano,izy dia tsy tia merina .ka ny teniko dia izao ny arivo lahy tsy... tohiny
novalian'i ratahiana ny 27/12/2009 15:01
radomelina ( 20/12/2009 13:46)
miarahaba,ny pm vaovao e ,tohizo,ny asatsika e .alefaso, any tsiafahy i ramangalazo,fa efa miandry azy any ny toerany maha pm, azy e , de fetison, no filoha e , :P ... tohiny
terrywui ( 20/12/2009 12:57)
De mba mitsikitsikia kely kosa fa tsy motomototra zany hanao arozazy zany e..! na de mangidy aza de mba mihatsara velatsihy kely nareo ry TIM serasera.org mba manaja olona fa efa handé ny kabary fano... tohiny
terrywui ( 20/12/2009 12:35)
No mameno ny fon'ireto ankizy TIM n'ny Forum ankehitriny ......! aiza intsony ireny korana sy kotaba be teto ireny ??....... indrisy....!! nisolo ranomaso sy taraina eny, toreo sy ranomaso , fahad... tohiny
novalian'i rajy ny 20/12/2009 17:37
ndotofetsy ( 20/12/2009 09:22)
atao didimpoatra rahampitso i lava sanga ka mangalaza daholo isika rehetra fa ianareo eto @ serasera no hihinana ny tadimpaotra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
dadabe ( 20/12/2009 00:41)
[url]http://v.youku.com/v_show/id_XMTM5NDYyMDcy.html[/url]... tohiny
novalian'i terrywui ny 20/12/2009 12:45
TEGEVE ( 19/12/2009 23:48)
Vonjeo rey Tompoko ô ... tohiny
novalian'i papala ny 22/12/2009 12:31
radomelina ( 19/12/2009 22:34)
tsy misy miala zany eo e ,na basy ipaoka na tafondro idoboka ,tsy misymiala eo ,efa atao izao ny fifidianana e , tsy afaka iandry an zafy albert ,tsy tia merina akory madagasikara ... tohiny
novalian'i mitapiwui ny 20/12/2009 06:46
vitamatavy ( 19/12/2009 21:27)
efa manomboka tsy mandray baiko avy @ Fat(y) intsony ny miaramila ary dia i mangalaza ihany izao no mitondra ny baolina satria efa mipetraka ao mazoarivo hiambenana rasil k'asa ry lelison sy charlo ho... tohiny
zakilinina ( 19/12/2009 17:16)
Tompoko, Tsy zakanao ny nisian'ny ra mandriaka teo amin'ny Malagasy ka nahatonga anao nametra-pialana tamin'ny andron'i Dada. Ankehitriny anefa dia nanaiky ho praiministra ianao kanefa eo ambavahoan'... tohiny
xxxw ( 19/12/2009 15:19)
Mitomany ho Hitler ao @ tanana ao Rajoelina hihihi zaza tsisy volom-bava akory hihihi... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/12/2009 01:11
Picsou ( 19/12/2009 13:44)
Hanao ahoana re ny faran'ny taona e??? inona no hitranga raha toa ka tanteraka ny eritreritry ry zareo ao @ magro ny @ hanalana an'i andry alohan'ny faran'ny taona? ny hany fantatro mantsy dia samy an... tohiny
novalian'i xxxw ny 19/12/2009 15:12
terrywui ( 19/12/2009 12:40)
De mba mifalifalia amzay moa rankizy TIM n'ny forum serasera fa tonga vahiny anie ! sady vahiny bedebe no tonga ao hinihinihihnohonohonoh avy any Maputapy hin hin hin ! --ho bebe ndray no hotsimpon... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 17:59
terrywui ( 19/12/2009 12:04)
Ny sasany be fanatenana , ny sasany mivovoh mankarenitsofina erak'izao forum rehetra izao , ny sasany mitomany midradradrardra mankaleo , ny sasany manozona fotsiny(miverina aminy) , ny sasany manome ... tohiny
rajy ( 19/12/2009 11:20)
Mizotra tsikelikely any anaty vata ny dian'ikelifingotra. Isaorana izay nanam-pahasahiana andefa an'le zalahy io any amzay ahaverezany any fa MPANIMBA FIRENENA, tsisy apoaka nefa miseho milay. ZER... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 23:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7508