ZAFY Albert est un Heros

1. remahity ( 20/12/2009 17:06)
--Raha voavidy drala i Zafy Albert : T@ Ravalomanana teo @ fitondrana, na i Ratsiraka teo @ fitondrana no tokony efa nanainky ny hiara hiasa amin'izy ireo izy.
Maintenanant Deba et Dada sont des soavaly reraka

Ndrema sy Njeva, ary Tsirahona, sy Ramaka no mpanao an'izany, i Ndafy koa teoteo izay

--Mivadika ny Rasa, i Deba sy Dada tsy afa-mody, I zafy sy rakotovahiny sisa no azon'izy ireo ianteherana

---Raha hivadika indray ny rasa @ izao, mbola i Zafy sy Rakotovahiny iahny no azon'i TGV, Ramaroson, Voninahitse, Pety, Lylison ary i Charles hianteherana, na ny hamangy sy hanati-bary any amponja fotsiny aza

En tout cas tsy ho Radidy na Ravalo akory
2. remahity ( 20/12/2009 17:34)
[b]1) Ny lasa tsy fanadino[/b] Raha voavidy drala i Zafy Albert : T@ Ravalomanana teo @ fitondrana, na i Ratsiraka teo @ fitondrana no tokony efa nanainky ny hiara hiasa amin'izy ireo izy.
Maintenanant Deba et Dada sont des soavaly reraka

Ndrema sy Njeva, ary Tsirahona, sy Ramaka no mpanao an'izany, i Ndafy koa teoteo izay

2)Ny Ankehitriny iainana Mivadika ny Rasa izao , I zafy sy rakotovahiny sisa no azon'izy ireo ianteherana hamaha ny olana ao Dago, satria i Deba sy Dada dia tsy afa-mody

3)Ny ampitso ho avy Raha hivadika indray ny rasa rahampitso, mbola i Zafy sy Rakotovahiny iahny no azon'i TGV, ., Voninahitse, Pety, Lylison ary i Charl hianteherana, na ny hamangy sy hanati-bary any amponja fotsiny aza

En tout cas tsy ho Radidy na Ravalo mihintsy akory. ca c'est sûr
3. xxxw ( 20/12/2009 18:07)
Inona no mampi-panique anao e
4. radomelina ( 20/12/2009 19:18)
any a tsiafay iny hoa no heros fa raha eto tananarive dia zero .tsy manak,atao afatsy ny apiady foko fotsiny :evil:
5. ralf ( 20/12/2009 19:39)
Aleo mba mody atao hoe "hanjono any Mantasoa" fa tsy alefa avy hatrany any Tsiafahy e! ny olona tahaka ireny Héros- nareo ireny ihany no namotika ity firenena ity. Efa hatramin'ny Fanjanahantany h@ zao.
Ratsiraka tsy tiany, Ravalo tsy tiany, Rajoelina koa ity vao mainka halany maizina. Fiahatsaram-belatsihy fotsiny ireny fiarahana tany Maputo Addis-Abeba.. ireny fa raha ny marina dia tsy fitiavana Merina tsotra izao no mibaiko ilay rangahy io.
Ny Malagasy anie tsy adala e! fantany izany
Fa raha io fomba ratsiny io no mitohy, dia tsy maintsy "hampitondraina haran-jono" any Mantasoa ihany izy sy ireo mpiray petsapetsa aminy ratsy saina ireo. Sady tsy mahavita azy no mbola lehibem-bomanga fotsiny. Raha hendry izy izao dia mba manangona volamena betsaka eto an-tanindrazana amin'izao krizy satria "izay mangina volamena!" :-D :-D :-D
6. ndotofetsy ( 20/12/2009 20:21)
ary mbola i merina ve ny anaran ny alikan i zafy eee

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
7. mitapiwui ( 20/12/2009 20:52)
efa t@ 1991 aho no naheno an'izany donc raha mbola velona le alika efa plus de 20 ans izany
vive tgv
8. xxxw ( 20/12/2009 22:36)
ndontofetsy no anaran'ny alikany vaovao :-D :-D :-D
9. pelaka2000 ( 20/12/2009 23:08)
:-D
10. antimpanahy ( 21/12/2009 11:27)
Ratsiraka tsy tiany, Ravalo tsy tiany, Rajoelina koa ity vao mainka halany maizina. Fiahatsaram-belatsihy fotsiny ireny fiarahana tany Maputo Addis-Abeba.. ireny fa raha ny marina dia tsy fitiavana Merina tsotra izao no mibaiko ilay rangahy io.
miteniteny foana i ralf
ratsiraka angaha merina ? sady fisainana lomorina izany anaka fa aza averina eto intsony fa malagasy iray ihany isika



misaotra anao !
11. antimpanahi ( 21/12/2009 12:01)



Vahoaka marobe no tonga nitsena azy ireo HEROS indrindra fa isika Merina !!tsy misy foko io fa rehefa jiolahom-boto dia mbay tery :lol:
12. terrywui ( 21/12/2009 12:27)
ireto ny olona tonga tao ivato letsy fa sary tamin'ny fitsenana an'i TGV avy any France io anaovanlah magoyy eto io aa hin hon hin hon hin hon ity no izy hin hin hin ! aza mandainga elah rapique


http://www.sobika.com/photos/data/DSC_0030.jpg
13. pikatti ( 21/12/2009 13:03)
Diso daty elah ry le aka ty sabotsy 19 jerena fa tsy sabotsy12
Zany leity ny hoe mitsena filoha a, tsy manao hotran'i Rabelety tonga alina no sady mitsoaka vahoaka :-D :-D :-D
14. kidoropamba ( 21/12/2009 13:48)
Raha mitohy izao tena ho tafaverina Ra8 san'a. Ilaina ny handosiran-drajoelina mba tsy hiverenan-dra8 fa raha izao adalàna izao no mitohy dia vitan-dra8 mora foana ny baolina.

Esoriko ny volombavako fa toa tena ho ratsy ity raharaha ity.
Tokony ho raisin'ny miaramila ny fitondrana fa tsy lasa intsony izao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.792