ho vita tsy ho ela ihany ity tantara manga ity
1. vitamatavy
(
19/12/2009 21:27)
efa manomboka tsy mandray baiko avy @ Fat(y) intsony ny miaramila ary dia i mangalaza ihany izao no mitondra ny baolina satria efa mipetraka ao mazoarivo hiambenana rasil k'asa ry lelison sy charlo ho avy eny ,saika hi squaky teny mantsy i minonohanta fa tsy tafa.ho vita matavy tsy ho ela ialahy ity ry lavasanga ...
novalian'i vitamatavy ny 21/12/2009 17:48
2. radomelina
(
19/12/2009 22:39)
ny miaramilan,zafy albert tsy tia merina ve no tsy mandray .ny2emrfi ve? tsy mapagaga zany zoky be a.arao tsara ny tantara fa ireo 2em rfi reo no saika amono an,atananarivo t@2002.
5. Raliet
(
20/12/2009 19:34)
Bsr! mamono tena ho azy reo faty ireo,satria manangam-pahavalo ho an'ny tenany hatranihatrany, ary ho may ny afo natsangany io ihany, tsy misy manao ratsy ho afa-maina izany raha mbola eto Madagaszikara! Tsy mampaninona raha mba lasa sesintany any Frantsa koa i zandrikely, Mallllgache loatra....!!!
6. vitamatavy
(
21/12/2009 17:48)
MILA FARANANA ALOHAN'NY 2010 IZY TY RY RALAHY ,MAHEREZA IANAO RY GAL RASOLOMAHANDRY SY COMMANDANT LUC ROGER
