ireo sinema niseho tao Afrika no manomboka hiseho

1. milamm ( 21/12/2009 00:51)
"France à fric" na françafrique à mafiafrique de reo volavolankevitra nanapariahany frantsa vono olona,herisetra firenena marobe manaporofo ireo asa ratsiny frantsa nanerana ny faritry Afrika ,http://survie.org/francafrique/article/defining-francafrique-by-francois tena misy isainana bebe kokoa oe aiza no tiantsika rehetra Malagasy izorany firenena?hiverina andevoziny frantsa sa hiarahandroaka azy ireo ?
novalian'i milamm ny 21/12/2009 19:57
2. milamm ( 21/12/2009 01:13)
http://survie.org/IMG/pdf_dossier_Survie_diplomatiebusinessdictatures_oct08_BAT.pdftena mampahalala antsika ny marina satria tsy ny filoha ihany no voavidiny frantsay fa ireo solombavambahoaka teny Tsimbazaza nivadika palitao tsy nisy raha vita,vao hitako io rohy io na de efa fantatro ihany,io no tsy nazava t@ bazylou,rapa,andrywui hatrizay oe andevoziny frantsa indray ny firenena ka mieritrereta tsara ...
3. milamm ( 21/12/2009 01:23)
http://survie.org/IMG/pdf_dossier_Survie_diplomatiebusinessdictatures_oct08_BAT.pdf iangaviako manokana izay afaka manokatra an'io ra tsy mandeha fa ampisokatra ny masony reo jamba io
4. pelaka2000 ( 21/12/2009 05:03)
revelation hanohana tim indray aho ry zareo an hin hin hin hin
hon hon hon ho
her her her her
5. AndriambyII ( 21/12/2009 10:06)
Raha mba azon' i France atao ny tsy hampiditra ny economie an' i Mada intsony ao @ ireo magouilles be dia be ireo dia efa dingana lehibe izany !!
Tokony tsy havela hanao pnvestissement ao Dago intsony aloha ny Banky Afrikana fa tena tsy lasa intsony . BOA ,BAD no tiana ho lazaina eto .
6. antimpanahy ( 21/12/2009 11:24)
Tokony tsy havela hanao pnvestissement ao Dago intsony aloha ny Banky Afrikana fa tena tsy lasa intsony . BOA ,BAD no tiana ho lazaina eto .
lanjalanajao tsara anaka izay teny ho tenenina satria zavatra tsy mitombina sy tsy hitombina mihitsy izany hevitra tianao hatao izany ,


misaotra anao!
7. milamm ( 21/12/2009 12:03)
eo ampanomana filoha ho voavidy sy governemanta,solombavambahoaka ary lalampanorenana vaovao ny rep.faha-4 @ reo mpanao politika sy manamboninahitra eto Madagasikara indray frantsa ny 20 marsa 2010 io,ny Malagasy no handatsa-bato sy haneho ny heviny fa i frantsa no mampanao ny fifidianana toy ny teo aloha tsy haka lavitra fa ny padesm ihany lasa arema,avy tim sasany aza lasa tgv ,ireny mpanaradrenirano ireny koa de anisany nitelinkafatra ary nambotry ny firenena satria nivadika t@ reo nifidy azy.Io"tsikolikoly"kilema fototra io amiko no tsy maintsy anombohany fanatanterahana ny fanarenana ny firenena ,haren-tsaina isambatan'olona antoky ny fahombiazany firenena 1(na mahantra izy na manakarena),mila mijery akaiky ny vahaolana ireo mpitarika .oh.singaniko manokana i Atoa Ravalomanana zay tia tena tafahoatra nefa tsy saribakoliny frantsay,mila manetry tena izy manakaiky sy mijery ny hetahetambahoaka @ izay @ fifidianana manaraka eo,ny fanarahamaso sy fiarovana ny fifidianana no mahamaika ny rehetra,maniinona moa oh.no tsy dioviny Ravalomanana ireny hetrampanjakana @ orinasany reny alohany hilatsahany hanaporofoany ny fitiavany tanindrazany
8. pikatti ( 21/12/2009 12:14)
La politique de la France en Afrique, depuis les années 1960, a notamment pour objectif le
maintien de l’influence française sur ses anciennes colonies et d’assurer aux entreprises hexagonales
un accès privilégié aux ressources naturelles du continent, telles le pétrole, l’uranium,
les minerais, le bois, etc. De nombreuses entreprises françaises ont ainsi construit leur fortune
en Afrique.

Cette politique a été menée par tous les présidents de la Vème République du Général de
Gaulle à Jacques Chirac en passant par François Mitterrand ou Valéry Giscard d’Estaing. Sous
couvert de l’aide publique au développement (APD) et d’un discours de la France « meilleure
amie de l’Afrique », la France a maintenu les régimes en place sous perfusion permettant le
pillage de leurs ressources naturelles.


Misaotra lesy milamm a
Ry zalahy reo anie leity efa voapetakin'ny vy mahamay ny eritreriny hany ka hitany aza io ny foza foza ihany
9. terrywui ( 21/12/2009 12:19)
aza mamoromporona eo elaisany mlammm sy rapique a! ity ny anlaisany ! hin hon hin hon hin hon

http://www.youtube.com/view_play_list?p=EABEA7761EBB2C1A&playnext=1&playnext_from=PL&v=-a0SPSqNXRk


:-D :-D :-D
10. pikatti ( 21/12/2009 12:55)
Raha namaky leity elah tsy badolahy a :-D :-D :-D
11. milamm ( 21/12/2009 14:19)
tsy olana ny eritreritr'ela manokana ry ouioui tsy manakana ny olona hahafantatra ny marina =)) ze milalao afo ihany les no may a hivaly 10 heny @ lavanify izao fivarotany ny firenena mivantana @ frantsay,misy farany raha jiaby fa mahandrasa...misy ny tody tompoko na tsy antsoina aza
12. milamm ( 21/12/2009 19:57)
ok pikatti,reo porofo hafa nge de http://nymarina.over-blog.org/ho any @ zay ny vely kobay ra izao fa tsy ratsankazo tsony,lasa saina ihany oe pourquoi toujours subir mais pas reagir...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407