Politika
xxx3
(
04/01/2010 21:49)
efa vita iny ny AGOA ,hiandrasana ny hikatonan zone franche izay mahatratra 40000ny mpiasa direct,
very koa ny 10em FED mitentina 650millions d'euros
vita koa MCA izay mitentina 120dollars
navela ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:14
sylvain
(
04/01/2010 20:13)
nahatsapa i monja fa misy ny tsy mety ataony foza @ zao ary mahatsapa koa izy fa mizara ny miaramila ka mbola ho sarotra ny fivoahana @ crise
http://www.dailymotion.com/video/xbqo4c_decryptage-monja-...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:18
papala
(
04/01/2010 12:18)
FA NANKAIZA NY FANAMBOARANA ny ROVA MAnjakamiadana E!no toa tsy nitohy intsony ? notaomina mangingina ny fitaovana rehetra teny dia nanamboarana ny etsy @ LAPAN'NY tanana etsy @13mai! 8O 8O 8O 8O ....
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:04
xxxw
(
04/01/2010 10:46)
Nakatona ny radiao fanazavana , nisy blem daholo ny site rehetra tato ato , oh topmada , ni-limogena Veloma Rahasipaoly, le directeur régional de la Communication d’Antsiranana limogé suite à la...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:21
TEGEVE
(
04/01/2010 10:23)
Dia izay zany an, mila manao sakrifisy daholo ianareo re olona o, , tsy izaho no nanakatona ny AGOA!!! tsy izaho no nanao coup d'état !!!tsy izaho no nandripaka ny bois de rose!!!tsy izaho no nahaton...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:23
zoam
(
02/01/2010 18:15)
tena loza fa asainy fanjakana Fat(y) mandoha impots ny FJKM,efa avy norobaina ny magro dia ny fiangonana indray izao no karakaraina...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:24
terrywui
(
01/01/2010 21:17)
Rahery a! zao ve de mbo mety leee..! tena fanaovana tsinotsinnn ny PS nay mitsy zao Rahery fa mba mihetseha nareo manala sy manaisotra ze olona kosoa nanao an'io e!
http://avatar.serasera.org/9d253...
tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:03
pikatti
(
31/12/2009 13:10)
Bonne année daholo ny mpisera rehetra e, dia maniry fahasalamana ho antsika rehetra, dia ho bonne année koa ho an'i Gasikara Malalantsika
[img]http://jcinfos.j.c.pic.centerblog.net/mf91unn8.gif[/...
tohiny
novalian'i esserra ny 05/01/2010 08:18
Bazilou
(
31/12/2009 11:53)
Retrouvailles. Le hasard a mis côte à côte, mercredi au Carlton, des acteurs opposés de la politique venus assister au gala évangélique de Rija Rasolondraibe. Le général Ramakavelo de la mouva...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/01/2010 22:53
ouioui
(
31/12/2009 10:29)
Eny @ 13may daholoi ndray zany ny 100.000tsy an'asa raha VAO tapitra ny fety e :lol: ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:04
AndriambyII
(
31/12/2009 09:58)
Avy t@ gazety iray malagasy ity hafatra ity .
Révélations. Les leaders des trois mouvances seraient interdits de sortie du territoire. La révélation a été faite hier soir par Fetison Rakoto A...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:07
xxxw
(
31/12/2009 00:44)
Mivavaka mafy any jerosalema ranama izao
Haka fanjakana sa matahotra an'i siklôna Davida sa ny budget 2010 8O :-D ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 01/01/2010 21:56
xxxw
(
31/12/2009 00:44)
Vaovao nanaitra tamin’izao faran’ny taona izao ny filazana fa hakana hetra koa ny fiangonana araka ny nitateran’ny gazety mpiseho isan’andro iray azy. Mikasika indrindra izay, resaka isika sam...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 20:43
zakilinina
(
30/12/2009 14:44)
Efa nataon'ny vadin'ny filohan'ny fat ny manome maodely ny mponin'Antananarivo amin'ny fanadiovana ny tanàna. Misavovona be ny fako ka mijaly ilay antsoina hoe vahoaka. Aiza ianao é !...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:13
terrywui
(
30/12/2009 11:28)
Maty Sylla !.....Be no sorena sy nahalala ny marina sahady ,efa nisy sasany tamin'ny Antoko TIM nametrapialana nefa olona ambony ary nilaza sy nanaiky na de tsy mbola ofisialy aza fa novonoin'ny TIM i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/01/2010 22:42
feticon
(
30/12/2009 03:28)
Mba mahagaga ahy ihany ilay ordonnance nataon-dRajoelina ni-abrogé ilay ordonnance nataony ni-ratifié ny accords de Maputo. Satria raha ni-abrogé ilay ordonnance nataony namindra ilay fahefana tami...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 30/12/2009 16:27
milamina
(
30/12/2009 01:31)
Tsy misy intsony ny ampihimamba amin'ny tsenam-panjakana fa malalaka sy ara-dalana ny fifaninanana.
Tapitra hatreo ny risoriso satria manatevindaharana ny BIANCO ry zareo ao amin'ny FIS.
Nidina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:29
sylvain
(
29/12/2009 11:59)
vaovao efa mande any fa anisany ho hasaina @ 14 juillet 2010 ny CAPSAT sy radomelina handray anjara @ défilé raha mbola ho eo @ fitondrana ka raha ho tanteraka izany d manasa antsiaka rehetra ho ton...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:41
zakilinina
(
28/12/2009 21:47)
Tena ato no misy ny demokrasia satria malalaka ny fitenenana.
Misy ny mpomba ny fanonganam-panjakana.
Misy ny mpomba ny fiverenan'ny ara-dalàna.
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathal...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/12/2009 12:34
hery
(
28/12/2009 14:40)
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV.
Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana.
Iny n...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 21:23
