Aucun mandat d’arrét contre les trois mouvances »

1. pikatti ( 16/12/2009 10:14)
Christine Razanamahasoa, Garde des Sceaux ministre de la Justice de la Haute autorité de transition (HAT), a démenti les suppositions ou déclarations selon lesquelles des mandats d’arrét pèsent sur les tétes des membres de délégations des trois mouvances qui étaient à Maputo III. « Aucun mandat d’arrét n’a été pris ni diffusé à leur encontre » affirme Christine Razanamahasoa.
Fanjakana bordel"alika" marina ty HAT ty ,tsisy zavatra mazava zay lazaina
Mifezaka ndray ralasanga ty :lol: ka ahoana naninona ndray ary ty miaka-midina hoatran'ny lelon-jaza ty e
novalian'i pikatti ny 17/12/2009 13:33
2. esserra ( 16/12/2009 11:00)
Aleo indray @ taom-baovao ny fivoriana hoy kelifingotra fa tsy lasa raha izao , omaly nedala ary tsy mety nandray ny ambasadaôry Frantsay omaly fa toa hoa nihetsika indray ny trombany nefa toa io resaka interdiction io no hiankinan'ilay fivoriana 17-18 ho avy zao ,dia nalefa haingana indray fa hoe tsisy an'izany , dia mbola io politikan'y seza vida io ihany aloha no paika eo :roll:
3. naritsymba ( 16/12/2009 12:45)
Lisitra Organès


Colonel Ravoavahy
Colonel Andriambahoaka
Colonel Randriamisaina
Colonel Toto Vincent
Colonel Ramboasalama
Colonel Raberanto
Colonel Rahombola
Colonel Raoelison

wanted €50.000
Haingana ry lelison sy racharlot
4. andevo ( 16/12/2009 13:22)
Christine Razanamahasoa, Garde des Sceaux ministre de la Justice de la Haute autorité de transition (HAT) a émis un mandat d'arrét international encontre d' Organès Rakotomihantarizaka ministre de l'interieur(HAT)
Une décision courageuse
toumbablague.com
5. pikatti ( 16/12/2009 13:33)
[center]FANAMBARANA TENY @ HOTELY CARLTON OMALY[/center]



Noho ny andraikitra haja, noho ny adidy voninahitra, amin’ny fanompoana ny tanindrazana, izahay Manamboninahitra zoky tonga eto voafidy hitondra ny tenin’ny Foloalindahy izay manaja ny soatoavina Miaramila, dia manao izao fanambarana izao :

- misy fotoana hanginana, misy fotoana hitenenana.

Miamiditra lalina amin’ny olana ny firenena, mitombo tsy hita lany ny fahasahiranan’ny vahoaka Malagasy, efa niezaka ireo mpanao Politika hifanantona. Hatramin’izao anefa dia mbola tsy tratra ny tanjona amin’ny fametrahana ny Andri-panjakana rehetra mitantana ny fitondrana tetezamita iraisana.

Mahatsiaro izahay fa iray ihany ny lalàna, ary soa toavina Malagasy raha teo izany, dia ny fihavanana sy ny fifampiresahana, koa noho izany dia :

Mitaky ny mpanao Politika hanoy ny fifampidinihana mba hisian’ny vahaolana hainga sy maharitra ary ekeny rehetra.
Firenena Demokratika i Madagasikara, koa takianay ny fampiharana ny zo fotora, dia ny famelàna ny olom-pirenena hivezivezy ankalalahana eto amin’ny tany sy ny fanjakana sy ny fampodiana tsy misy hatak’andro ireo Malagasy atoa sesin-tany any ivelany noho ny hevitra tsy mitovy.
Miantso ny foloalindahy.
- hitandro mandrakariva ny tsy fombàna amin’ny atsy na ny aroa (neutralité).

- tsy hanaiky ho atao fitaovana entina hanakanana ny olona haneho ny heviny ankalalàhana,

- hitandro toy ny anaka andriamaso ny firaisankinam-pirenena sy ny maha-iray tsy mivaky ny Foloalindahy.

Farany :
Miantso ny vahoaka Malagasy rehetra ho tony mandrakariva.
Ho an’ny Tanindrazana.
Androany, faha 15 Desambra 2009.

Ireto avy ireo Manamboninahitra
-Colonel RAVOAVAHY
-Colonel ANDRIAMBAHOAKA
-Colonel RANDRIAMISAINA
-Colonel TOTO
-Colonel RAMBOASALAMA
-Colonel RABERANTO
-Colonel RAHEMBOLA
-Colonel RAOELISON
-Capitaine de Fregate RAKOTONIRIANA RABARISON
6. Toumba ( 16/12/2009 13:44)
efa mahazo miditra ireo delegasion izao ka ,sady tsy hisy hisambotra izany ireny e
7. naritsymba ( 16/12/2009 13:58)
Christine Razanamahasoa, Garde des Sceaux ministre de la Justice de la Haute autorité de transition (HAT) a émis un mandat d'arrét international encontre d' Organès Rakotomihantarizaka ministre de l'interieur(HAT)
:lol:
Mihosin-drà ny tanàn'ny FAT fa nohon'ny nanakany ny tsy hiverenan'ny delegasionina hiverina avy any Maputo3 teo dia nody mandry ny zalakalahin'ny solom-bavam-bahoaka Mr Heritafika Ratsimbazafy.
Toutes mes condoléances
8. terrywui ( 16/12/2009 19:22)
o rapique malala a .....!!!
aok'izay r'ise ny ranomaso hoaho eee
de toneo ny alaelo re.....! mbola ho avy ilay maraina vaovao aneeeee...........!!!
9. ndotofetsi ( 17/12/2009 01:01)
pelaka wiwi tsisy mitia
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. lelimpi ( 17/12/2009 01:10)
izahay sy ra wiwi aza mifankaty be koa ,vao avy nopehako teo ny deriky lery dia lasa nitsoaka any fa tsy natana tay intsony ny fitombenany :-D :-D :-D
11. ndotofetsi ( 17/12/2009 01:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. terrywui ( 17/12/2009 13:28)
Efa misy mandat d"arret bobaka be mihitsy ho an'ireo Maputistes 27 lahy lesss any fa elah ve ahoana a! izy 3mvs zany efa vita M.A efa ela fa miandry fotsn sisa ny Fanjakana de any Tsiafahy direct ireo ,!
13. pikatti ( 17/12/2009 13:33)
Efa misy mandat d"arret bobaka be mihitsy ho an'ireo Maputistes 27 lahy
Tairo ndray le lisitra Oganés lessy rawix fa tsy ilaozan'elah mikafoufla andevo ao fotsiny lé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0633