Ampidiro aloha ny tenimiafina
Elections législatives le 20 mars
1. ndotofetsi
(
17/12/2009 01:13)
« la Transition ne sera pas chargée de l’organisation de ce suffrage universel. Elle sera confiée au Comité National Electoral Indépendant (CENI).
Inona no mbola Indépedant ao @ io totalitarisme io :idea:
Inona no mbola Indépedant ao @ io totalitarisme io :idea:
novalian'i milamm ny 19/12/2009 00:32
4. ndotofetsi
(
17/12/2009 01:18)
2. Hanao fifidianana solom-bavambahoaka (législative) ingahy TGV ato anatin'ny 2 na telo volana.
kidoro
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
6. ndotofetsi
(
17/12/2009 01:23)
Samy antidahy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. rasamy
(
17/12/2009 01:33)
izay mihitsy no niandrasanay tgv dia ny hitondrana samy irery transition ,ho lasanay 60% an'io fifidianana io ,izay izay vao miroso ny 4emrepublique
9. ravatorano
(
17/12/2009 06:11)
fa naninn no tsy avy d fifidianana president na filoham-pirenena no natao e fa mbola ity assemblée mpanangatanana ity
d tena hahaleo tena tokoa v ilay CENI
reko sady nanaraka an iny resaka tao amin'ny TVM iny aho fa tsy mbola tena resy lahatra amin' ilay izy indrindra eo amin'ny fanomanana fa d ho hita eo aloha izay ho avy eoo

10. Mandefitra
(
17/12/2009 07:06)
raha azoko tsara zany razokibe Ravatorano, dia manaiky matoa tsy miteny hatrany ny gasy o? aleo ndray handeha tazanina ve? hehehe
11. kidoropamba
(
17/12/2009 09:03)
ravatorano:
fa naninn no tsy avy d fifidianana president na filoham-pirenena no natao e fa mbola ity assemblée mpanangatanana ity
d tena hahaleo tena tokoa v ilay CENI
reko sady nanaraka an iny resaka tao amin'ny TVM iny aho fa tsy mbola tena resy lahatra amin' ilay izy indrindra eo amin'ny fanomanana fa d ho hita eo aloha izay ho avy eoo
Tsotra! Na dia misy aza ny texte manambara fa andry rajoelina no mitarika ny tetezamita (HCC -na dia nesorina roindefo), dia mbola tsy misy milaza fa "afaka" milatsaka ho fidiana ho filoham-pirenena ilay boay kely iny.
Faharoa, raha natao fifidianana filoham-pirenena dia tsy sahy Rajoelina satria giravy ny safidy satria "tsapatsapa vodin'akoho" no ataony: raha tsy atody dia tay. Tsy matoky ny ahalany azy Rajoelina ka tsy vonona ahazo tay.
Ny fanaovana fifidianana deputé kosa dia ahafahan'ireto deputé ireto "hanova ny Constitution", ary hanakana izay kandida izay atahorana @ fifidianana filoham-pirenena ka "loi d'amnistie" manilika olona maromaro ao, indrindra fa le8. Raha malalaka ny lalan'ny TGV satria manana deputé 100% izy (70% moa satria mila atao sary demokratika kosa na dia izany mba hanadontoana ny saim-bahoaka), nahazo Constitution vaoavao mifandraika @ vatan-drajoelina, dia mora foana ny mandrapaka ny fifidianana filoham-pirenena.
Farany, tetika hijanona eo @ Fitondrana koa io SATRIA AZA ADINO FA NY HI-ZESTA @ FETY FAHA 50 TAONANY FAHALEOVAN-TENA (26 juin 2010) no TENA MAHAMAIKA AN-DRAJOELINA fa tsy ny ahasoa io vahoaka sy firenena io mihitsy.
Hitarika an'io FETY io( ka mety ho tonga ny filoha vahiny amin'izay) no nahamaika an-drajoelina taloha hoe atao alohan'ny 26 juin 2010 ny fifidianana filoham-pirenena.
12. kidoropamba
(
17/12/2009 09:05)
ramosekely:
kidoro=pro zafy :lol: :lol: :lol: =PADESM
Lasa zafista indray izany izao izahay hin hin hin hin hin hin....ary Padesm beuuuuuuu
14. michaela22
(
17/12/2009 12:41)
Marina ny tenin'i ravatorano fa ny malagasy tokoa dia efa zatra ny manao eny tompoko foana na dia efa hita fa sy rariny sy efa miantraika amin'ny fiainampirenena mivantana aza izao habibiana sy fanaovana tsinotsinona izao ,mila miova toetsaina mihitsy amin'ilay manaiky be fahatany raha ny hevitro ,mila ezaka be ny malagasy
15. pikatti
(
17/12/2009 13:14)
mila miova toetsaina mihitsy amin'ilay manaiky be fahatany raha ny hevitro ,mila ezaka be ny malagasy
Manaiky be fahatany no mora manipuler-na ary taitaim-bombina (populisme)hany ka ny ankamaroan'ny filoha teo aloha tsisy vita manjary ny mandat fa miala any foana reo paika reo dia zay no nataony....tout monde dans la rue....tsssssssss,dia hiondinkodina eo ihany
Lasa zafista indray izany izao izahay hin hin hin hin hin hin....ary Padesm beuuuuuuu
Marina lesy zany bainn a, tsy tsangan'olona akory ny tena raiketina fa ny foto-kevitra,raha mba hotran'elah mantsy retsy bandy mpanompy sampy ato @ serasera ato :-D :-D :-D :-D rapaty ,rawix(rawix aloha efa nanao TIM efa nahazo amnistie :lol: )fa i rapaty mpanao vola sandoka de eh eh eh :lol:
16. terrywui
(
17/12/2009 13:18)
ndana elah miainga ery rapique fa tsisi TIM zany eo lety fa mbola maditra fona zahay hatramzao a
17. kidoropamba
(
17/12/2009 13:23)
Tsy misy toetsaina hiova izany eo raha tsy miova ny antsika tsirairay. Mba mihainoa an'i Ismaely ao @ antsiva, mihainoa ry Johary ao @ TVM, mamakia ny gazety insan-karazany ao dago ao sy ny sisa dia apetraho ny fanontaniana hoe: "Raha ireny hevitra ireny no aroso sakafo maraina, antoandro, hariva ao andohan'ny malagasy, dia aiza no hisy toetsaina handroso izany? "
Na izy milaza azy fa "leader d'opinion" ange tsy mahafantatra akory afa izy aloha no tokony miova toetsaina satria izy no manana ny gazety, izy no manana ny fahefana, izy no mitondra ny fanjakana sy ny sisa. Tsy izany indray fa ny vahoaka izay vokisany lainga no tadiaviny hanova toetsaina.
Raha nilaza izao TGV omaly fa kristianina hono izy ka hadio sy hangarahara ny fifidianana izay ataony samy irery satria, hoy izy, hanao zavatra tsy mbola nisy teto amin'ny firenena ny tanjony, IZA NO TOKONY HIOVA TOETSAINA amin'izay hevitra mirefarefa amin'ny tany izany?
Raha nilaza koa TGV omaly fa "Fanjakana mahefa izy" satria afaka NANERY olona 27 hijanona any Maputo ka hambanana basy, IZA NO TOKONY HIOVA TOETSAINA ka ahatsapa fa raha "Fanjakana mahefa" dia ny Ahavoky sy ny ahasambatra ny vahoaka no tokony ataony fa tsy manambana basy amin'ny olona efa goai-kantitra sy mikatsaka ny hamono andry zareo @ alalan'ny krizy kardiaka?
Ary eo anatrehan'izany rehetra izany, dia ahoana no hilazana ilay mpanao gazety nangataka ny mba HANOMEZANA TEHAKA MIREFODREFOTRA "an'izany olona nilaza ireto adalana etsy ambony ireto? Tsy tokony hiova toetsaina koa ve ilay mpanao gazety?
An an, ny hafa ihany no tadiavina hiova toetsaina kanefa ry zalahy MANATAVY TENA eo ambony fahefana eo ary MAMORITRA fotsiny ny madinika.

18. terrywui
(
17/12/2009 13:26)
Rakidoro ======
na nihetsika ndray ny hadalanlah
na tsy ampy dozy elah niany
fa lohalik'alika ndray elah zany ......!!!
na nihetsika ndray ny hadalanlah
na tsy ampy dozy elah niany
fa lohalik'alika ndray elah zany ......!!!
19. pikatti
(
17/12/2009 13:55)
Iazo lesy lery vao tena norma refa tsy manamaina a,io anie anie leity zaza maditra tsy hain'elah feheziny zany e, omaly lery PADESM de TGV de PADESM de tsy hay ts'hay zany fa lery tsy azon'elah R8 zany fa sao elah very fihinana eo, elah isany ihany anie io mpanompo sampy tgv io e, ny olona malala-tsaina dôly :-D :-D i rapaty ary zao mba efa misy mangirana kely fa elah mbola ao anty haizina tanteraka