Elections législatives le 20 mars
21. fijo
(
17/12/2009 20:59)
sady mbola miandry ny fahavitan'ny lapan'ny tanana lery e,io ihany anie izao no mba zavatra hoe nataony e,dia andrasana aloha io ho vita hizestiavana
22. milamm
(
18/12/2009 02:10)
oay leu leu reviko ny kozin'ty kidoro ty fa miresaka fitiavan-tanindrazana,le lananify pondry doro ty tena mila amboarina fa tady hamidin'i leuleun'io @ frantsay indray i Dago,tena fetsepr trop i tabr ,ka ny galasam 1 manontolo no amboarin'lery @ vavabasy tsy mety tsony e ,tsy azo afenin n'aiza n'aiza ,ny firenentsika no tadiaviny lery atolotra ny frantsay(elako tsiny ny teny tsy mendrika voalaza fa teny nibolisatra tsy ten-dro po),za ry zalah lasa saina ihany oe aiza i Razily tia tanindrazana iny ray ny olompirenena iny :roll: mbola i lavanify no mahalala ny valiny iny...isitaka kely noho ny hafenoandrano :lol:
23. xxxw
(
18/12/2009 07:20)
Une élection législative, avec la multitude de partis qu'il y a à Madagascar, et avec la versatilité de nombreux politiciens malgaches qui changent de partis et de mouvances comme on change de vestes, au grè de leurs intéréts, ne dégagera pas une majorité nette et stable. Et le risque est que le nouveau Président de la République qui sera élu plus tard se trouve face à un parlément qui ne lui est pas favorable et sera fortement géné dans ses actions.
24. michaela22
(
18/12/2009 15:12)
Iazo lesy lery vao tena norma refa tsy manamaina a,io anie anie leity zaza maditra tsy hain'elah feheziny zany e, omaly lery PADESM de TGV de PADESM de tsy hay ts'hay zany fa lery tsy azon'elah R8 zany fa sao elah very fihinana eo, elah isany ihany anie io mpanompo sampy tgv io e, ny olona malala-tsaina dôly i rapaty ary zao mba efa misy mangirana kely fa elah mbola ao anty haizina tanterakaolona mpivadibadika zany io dia izaho koa no lazainy fa tgvnao hono , hay izy no tena tsy fantatra Antoko mazava eto :evil: :evil:
25. milamm
(
18/12/2009 15:52)
lelimpi > tena zay letsy ny fanao an\'ty lavanify ty leu leu fa sosom dolidoly zao ny pokn a :-D :-D i berlusconi aza les nisy namaky ny tavany tsy ela zay eny ampamonjena fivoriana,totakely ka tsy asiny ol indrafo,vaky vava fa mbola fampitandremany adva fa tsy amono ,tsy ahatonga saina an\'i lavanify zany akory natao itadidiany tsara fotsn fa izay milalao afo ihany no may...ekena zany fa de
\" raiso ny tongony roa
atsipazo eny ambony tamboho
de ny lohany mianjera aloha
ho vaky, sy pasaka roa...\"
alahelony ol aminy doly no mahatonga aznany fa tsy in akory,tsisy fanajany ireto mpiray tanindrazana intsony no tsisy fanajana ny firenena efa tsy mampanin ny ankabeazany ol tsony na maty na velona no ivoahany eo.ho avy ny patsa 1 tsy omby vava fa miomana...efa tapitra ny adihevitra narosony reo ankolafy rehetra,tafiditra ao @ foloalindahy ny repression @ reto kln 9 lahy voasambotra avy ao @ tafika hiafara interventions de forces via militaire io hiahabetsaka ny vola afafy @ reto mpikomy sy ny recruitment ze anatevindaharana anampy azy reo raha mipoaka ny ady,hihamitombo ny fitaovampiadiana hiditra eny ivato ze efa base eo antanany hyppolite,organes.Ny olana de tsy misy na 1 aza avy @ tafika nanao fanambarana ampahibemaso toy ireny afatsy izy 9 lahy ny fahasamihafan-kevitr sy hiaro ny demokrasia na de tsy tokony hitsabaka politika aza izy ireo,aim-pirenena no resaka de gadraina na mpitarika antoko na sivily na miaramila ho avy ny farany ka.

26. fijo
(
18/12/2009 20:41)
aza foriporetina letsy ny resaka ry akama fa tssssss,manjary sima ilay hevitra tsara raha atao toa io
27. milamm
(
19/12/2009 00:32)
fijo > hevitra foriporetina ahoana izany leu leu sa za no diso fandray?fanotanina tsy loa-body,alefaso oe in @ reo koziko farany reo oh.no tsy metimety @ vavoniny le fijo androany fa mety manana ny valiny za :-D satria misy zv tiany ho fantatra zay tsy ekeny sainy,aza mihafahafa ezahina valina ra resaka matotra :wink: ,henoina amimpanajana ny fahasamihafan-kevitra rehetra leu leu :-D