Liste des messages
Liste des messages, inserés par jentilisa , par ordre de date
jentilisa
(
19/12/2005 06:37)
"Tsy maintsy mbola hiverina eny @ 13 izahay" 3FN
Tena variana aho ry zareo fa io no fanapahan-kevitry ny 3FN angamba taorian'ireny toe-javatra ireny. Voaloham-pejin'ny Express de Madagasikara no nisy io...Mba jereo hoe ny ao anatiny?...
suite
répondu par fijo le 24/01/2006 21:47
jentilisa
(
17/12/2005 13:18)
zesta polisy!
Dia ity koa misy zavatra iray!
anisan'ny atahoran'ny mpitondra fiara mpanitsa-dalàna indrindra indrindra moa fa ny minibus ireny scooter kely mavo manga mandehanfeha eto an-tanàna ireny...secant ...
suite
répondu par zandrikely le 08/02/2006 19:50
jentilisa
(
17/12/2005 13:09)
fivoarana amin'ny publiphone!
Tato ho ato izay teto Antananarivo. Asa raha nahatsikaritra isika fa misy soratra maitso ngezangeza iny amin'ny sasany amin'izy ireo. Izao ny soratra ao hoe : ariary zato na aiza na aiza no antsoinao....
suite
répondu par fijo le 05/01/2006 22:04
jentilisa
(
17/12/2005 09:53)
nanao ahoana ny 17 dec 05 tao Analakely?
Mba mety hahaliana antsika ihany angamba io toe-draharaha iray io. Nankalazaina dia nankalazaina manko izy io teto Antananarivo teto. Indrindra moa fa tamin'ny sehatry ny haino amna-jery azony nanapar...
suite
répondu par fijo le 22/12/2005 20:49
jentilisa
(
16/12/2005 12:47)
barofo tao amin'ny lapan'ny fitsarana!
Nisy zava-nitranga tsy fahita indray tao amin'ny lapan'ny fitsarana anosy androany tolakandro tamin'ny 1 ora teo ho eo. Tsy teo amin'ny vavahady anoloana akory izany fihetsika izany no natao fa taty a...
suite
répondu par fijo le 20/12/2005 20:45
jentilisa
(
16/12/2005 08:59)
fisavana tsy mety! tena famandriham-bahoaka!
Asa raha mba fantatrareo fa misy moa izao ny fisavana isan-trano indrindra ho an'izay mampiasa ny jiro. Dia nandalo tao aminay tokoa ary ny mpiasan'ny jirama mba hisava ny kaontera indrindra indrindra...
suite
répondu par jentilisa le 22/12/2005 14:52
jentilisa
(
16/12/2005 08:36)
Ny tsy fisian'ny quota régional no mampikatso ny firenena!
Indrindra indrindra izany fa eo amin'ny fizarana ny seza ho an'ny minisitra sy ny direktora ambony.
Izany no tenin'ny filohan'ny antenimieram-pirenena raha nikabary tany Toliary izy fony nitsidika ...
suite
répondu par fijo le 22/12/2005 20:51
jentilisa
(
14/12/2005 14:55)
nosamborina i Voninahitsy Jean Eugene!
Vaovao tena mafana be vao izao ora izao mihitsy. Dia nosamborin'ny G6 ny depiote Voninahitsy Jean Eugene. Tetsy Behoririka no nanaovana izany fisamborana izany!
Ny fréquence plus no namoaka izany ...
suite
répondu par fijo le 20/12/2005 20:58
jentilisa
(
03/12/2005 15:05)
Nizeriana no namorona ny enerzy masoandro!
Mba fantatsika ve fa Nizeriana izany hoe afrikana no namorona ny herinaratra avy amin'ny masoandro soalohany saingy rehefa tsy noraharahian'ny olona avy aminy izy dia namidiny tamin'ny hafa ny voka-pi...
suite
répondu par fijo le 28/12/2005 18:43
jentilisa
(
03/12/2005 14:56)
zaza gasy 5 isan'andro no efa voan'ny sida! mampino ve?
dia hitako amin'ny gazety io. dia natao hamihorohoroana ve ny gazety gasy sa...raha izany ny marina dia vehivavy dimy isan'andro ka miteraka izany anie no efa misy sida e!...
suite
répondu par HERMA le 15/05/2006 04:50
jentilisa
(
03/12/2005 14:28)
voarara ny mivavaka any an-trano!
Asa raha efa nofoanana ilay lalàna tamin'ny andron'i Augagneur nahatra teto madagasikara fa tsy mbola nandre ny fanafoanana azy aho. Tsy azo atao ny mivavaka miaraka any an-trano. Maninona raha foana...
suite
répondu par tivinah le 31/01/2006 12:17
jentilisa
(
26/11/2005 10:55)
ampongamarofeo!
Teny fandretsika angamba izany hoe ampongamaroanaka (batterie) na vatamaroafitsoka (synthete) izany. Ity teny ity indray dia noforiniko teo ampahenoana sy ampijerena ity zavatra hitako tetsy Antaninar...
suite
répondu par jentilisa le 03/12/2005 15:08
jentilisa
(
26/11/2005 08:58)
niteny indray i Zaraniaina milaza ho mahita fanafody @ sida
Niteny tamin'ny radio an-telefonina indray i Zaraniaina. Nilaza izy tamin'izay fotoana izay fa any Japon amin'izao fotoana izao. momba ilay fanafody amin'ny sida moa no nolazainy. Malahelo izy fa tsy ...
suite
répondu par aina2017 le 17/03/2017 10:36
jentilisa
(
26/11/2005 08:28)
kitra famaranana: tsy tontosa!
Ho antsika mpitia fanatanjahan-tena indrindra ny baolina kitra: fantatra ary fa toa tsy hisy intsony ny lalao famaranana famerenana eo amin'ny USJF ravinala sy ny USCAFoot. Raha nokasaina ho fifanarah...
suite
répondu par mandrindra le 02/12/2005 10:13
jentilisa
(
26/11/2005 08:13)
mila sorona!
Zavatra mahavariana ahy eto Antananarivo.
milaza ho misy mahita fitrandrahana volamena sy vatosoa indray ao Ambohitrapeto Mahitsy ao. Dia ankalazaina indray hoe mila sorona io. Ary ny sosona dia olo...
suite
répondu par routa le 02/12/2005 07:11
jentilisa
(
23/11/2005 08:38)
radio voix de la sagesse!
Aleo mba ampahafantarina anareo fa efa fotoana elaela izany no nandehanan'io radiom-pinoana iray io eto Antananarivo. Ny mahahafa azy indray dia finoana silamo no tena aeliny...
ny mampiavaka azy fah...
suite
répondu par jentilisa le 25/11/2005 11:07
jentilisa
(
19/11/2005 15:16)
minisitera telo no tapahina ny jirony fa tsy nahaloa jirama!
ireto izany minisitera izany: teti-bola, fanabeazam-pirenena ary mponina!
ny tena hafa izany dia ny an'ny teti-bola! efa nanivaka tamin'ny tsy famadihana ny plaky mineralozika ho mena amin'ny fiar...
suite
répondu par fijo le 23/11/2005 21:39
jentilisa
(
17/11/2005 14:11)
nodarohan'ny tiorka ny soisa!
asa raha efa renareo na tsia fa rehefa resy tsy tafita mondialy ny tiorka dia nihazakazaka namonjy vestiera daholo ny mpilalao na tiorka na soisa. Ny soisa hanavo-tena ary ny tiorka kosa hidaroka. Ny ...
suite
répondu par jentilisa le 24/11/2005 13:11
jentilisa
(
17/11/2005 14:02)
ora aiza no ampiasaina?
lasalasa ihany ny saiko ry zareo mijery ny oran'ny serasera. Rehefa mijery ilay izy manko aho dia mbola miampy ora iray ny ora malagasy.
Izay no anontaniako hoe ora aiza no ampiasain'ny serasera? S...
suite
répondu par fijo le 18/11/2005 21:36
jentilisa
(
17/11/2005 06:23)
fpvm: maty ny jiro
rehefa niteraka resa-be teto amin'ny tanàna ny jiro eo amin'ny lakroa nirehitra dia niditra an-tsehatra ny jirama ary dia maty izany avy eo.
no comment!...
suite
répondu par jentilisa le 22/11/2005 08:26
