Liste des messages
Liste des messages, inserés par jentilisa , par ordre de date
jentilisa
(
20/09/2005 11:04)
Ho antsika eto Dago: anio TVM @ 9 ora alina
Fandaharana efa nandeha tao amin'ny TVplus, TV Ravinala, nangatahin'ny olona averina ka nandalo indray ao @ TVplus, Handeha rahariva ny lohahevitra manao hoe Fanjakana ray aman-dreny. Nahaliana ahy io...
suite
jentilisa
(
19/09/2005 10:35)
Pazzapa: Nihintsana i Stan nefa izy aza no tsara hira
Lasa indray ny adi-hevitra mafotaka amin'ny radio. Gaga ny rehetra fa i Stan tsara hira indrindra indray no nihintsana. Nibribary izay tian'ny mpikarakara ampakarina...folo miniotra talohan'ny faran'n...
suite
répondu par estine le 05/10/2005 07:20
jentilisa
(
16/09/2005 15:51)
mety ve ny itenenana ny fanjakana hoe ray aman-dreny?
Ady hevitra tao amin'ny TVPlusMadagascar io. Tsy holazaiko ny fandehany fa isika aloha no miady hevitra. Mety ve ny iantsona ny fanjakana hoe ray aman-dreny amin'izao fotoana iainantsika izao?...
suite
répondu par jentilisa le 18/10/2005 13:05
jentilisa
(
12/09/2005 08:23)
fivavahana sy politika
araka ny hevitrareo, mifampiditra loatra ve ny politika ny ny fivavahana eto Madagasikara?...
suite
répondu par jentilisa le 15/09/2005 08:03
jentilisa
(
06/09/2005 07:44)
sorona ho an'i Satana
Vaovao iray nanaitra tato ho ato hita tany anaty gazety ity ambarako etoana ity. Teto Madagasikara no nitranga ny tantara. Mba hahazoan'ireo mpitrandraka vato sy hahitany vato hoe dia nisy zazalahy ir...
suite
répondu par marimarbellanda le 18/09/2005 18:05
jentilisa
(
23/08/2005 09:11)
Ikelihorombe: ahoana marina no fandehany?
Malaza amin'ny gazety maromaro mihitsy izao Ikelihorombe izao fa tsy hita izay tena marina. Sao mba misy afaka manazava ianareo?...
suite
répondu par fijo le 27/08/2005 22:28
jentilisa
(
20/08/2005 14:11)
mihatsara ny endri-gazety amin'ny teny malagasy
Hita mivoatra indray ankehitriny ny gazety amin'ny teny malagasy indrindra fa ireo mivoaka isan'andro. Raha nandeha irery ny gazetiko teo aloha dia natao ratsiratsy endrika izany izy sady ny sary dia ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:58
jentilisa
(
08/08/2005 14:46)
Simba tanteraka Antsirabe 110
Nandalo tany aho vao haingana izay ary dia hitako fa simba tanteraka Antsirabe. Raha vao miainga eto Antananarivo aloha, ny fiara mankany tsy mba mahazatra ahy loatra fa misy resevera tahaka ny taxibe...
suite
répondu par vale le 04/11/2005 15:39
jentilisa
(
03/08/2005 14:31)
kroazady maoderina!
Hafa indray ity lahatsoratra vao novakiako teo ity. Nantsoin'ny eveka ny mpanao gazety tao la Réunion fa hisy fihetsika hafa kaly hataony!
http://www.clicanoo.com/article.php3?id_article=109672
na...
suite
répondu par fijo le 08/08/2005 21:44
jentilisa
(
22/07/2005 10:11)
hofidiana @ 2007 hoe Mailhol?
Tsy haiko intsony ity na politika na fivavahana fa dia soratako eto aloha. HItako lohateny ivelany @ LGI androany 22 jolay 2005 fa hirotsaka hofidiana @ 2007 hono i Mailhol. Gaga aho, f'angaha tsy @ 2...
suite
répondu par fijo le 15/08/2005 22:23
jentilisa
(
15/07/2005 11:26)
Inona no ilàna fivavahana?
Zavatra tsotra tahaka izay no anontaniako anareo mba hahalalanareo tsirairay avy ny toerana misy anareo ao amin'ny fivavahana. Tsy mifidy io na kristiana na silamo na nentin-drazana na bodisma na inon...
suite
répondu par marozevo le 16/08/2005 15:44
