Liste des messages

Liste des messages, inserés par jentilisa , par ordre de date
jentilisa ( 19/04/2007 15:23)
Fitsarana: Resy Rolland Ratsiraka, mikorontana i Toamasina.
Izay ny vaovao farany azo ambara aminareo. Vao re fa resy teo amin'ny fitsarana ny Ben'ny tanàna (teo aloha ve?) dia raikitra ny toratora-bato tany amin'ny faritra sasantsasany ao Toamasina tampon-ta... suite
répondu par tamberina le 28/04/2007 11:36
jentilisa ( 23/03/2007 15:34)
Souriez!
Somary ataoko amin'ny teny frantsay izy ity satria mba fanomanako ny amin'ny alahady e! Souriez! souriez! (Souri(s)ez!) Nous allons gagner Si Les Elephants ont peur de souris Alors les barea vont... suite
répondu par jentilisa le 26/03/2007 08:53
jentilisa ( 22/03/2007 08:24)
Ahoana izay hijery Scorpion?
Mba ahafahana maka an'i Scorpion eto Mada dia mila mividy tapakila any amin'ny CA BNI izay liana e! Ar70.000 hoe ny olon-droa amin'ny andro voalohany. Ny andro faharoa kosa Ar25.000 olon-dray kosa sam... suite
répondu par ari.malala le 22/03/2007 14:41
jentilisa ( 12/01/2007 08:46)
lasa mavesatra ve ny serasera?
Izay manko no tsapako avy eto dago. NY manokatra hafara no tena tantara satria dia elaela sy "actualiser"na matetika mihitsy! sarotra sokafana no tiako lazaina eto!... suite
répondu par cutie le 23/01/2007 02:31
jentilisa ( 23/12/2006 15:13)
Andinindininy momba ny valim-pifidianana ofisialy!
Noezahiko ny nanao andinindininy ny aminn'y valim-pifidianana ofisialy§ Misy ny tenin'Atoa Ny Hasina sy Saina Michel ihany koa taorian'ny fanambarana! http://jentilisa.blogspot.com ... suite
répondu par heribe le 25/12/2006 05:43
jentilisa ( 04/12/2006 10:19)
vokatra feno Antananarivo!
Raha liana hahalala ny vokatra feno Antananarivo renivohitra dia http://jentilisa.blogspot.com ary misy ny fironana voalohany ihany koa manerana an'i Madagasikara.... suite
répondu par fijo le 06/12/2006 23:30
jentilisa ( 01/12/2006 10:40)
mangoro-potsy tanteraka i Mahamasina
Araka ny nampahafantarina ny be sy ny maro dia eny ami'nny kianjaben'i Mahamasina no tontosaina ny faradoboky ny fampielezan-kevitry ny filoha Ravalomanana. Dia ara-bakinteny tokoa ny hoe nangoro-pots... suite
répondu par papounette le 02/12/2006 05:56
jentilisa ( 29/11/2006 10:22)
izay hijery ny sarinn'y teny Alarobia sy Antsonjobe
Tamin'ny Asabotsy teo...izany hoe tsy misy Ravalomanana ity an! http://jentilisa.blogspot.com ... suite
répondu par fijo le 30/11/2006 23:23
jentilisa ( 18/11/2006 10:22)
vaovaon'ny androany sabotsy
Tsy mbola misy izany fisamborana na fanonganana na ny mifanahatahaka amin'izany. Ao amin'ny toby BANI hatrany ny jeneraly fidy. http://jentilisa.blogspot.com ... suite
répondu par colar le 18/11/2006 21:08
jentilisa ( 07/10/2006 10:50)
Tena fetsy ny mpanao politika
Tena itoeran'ny hafetsena tokoa ny mpanao politika malagasy.Hevitra voizina amin'izao fotoana izao ny hoe tokony hametra-pialana ny filoha mba hampanara-dalàna ny fifidianana filoham-pirenena ho avy.... suite
répondu par prime le 17/10/2006 12:16
jentilisa ( 03/10/2006 15:15)
Mpitandrina(kristiana) 1 niresaka tamina tsy mpino 1
Ahitana zavatra be dia be hatrany rehefa ny kristiana no miresaka na mifandresy lahatra amin'ny tsy mpino fivavahana na inona na inona izay antsointsika hoe athée. Indraindray dia mifanery olona hit... suite
répondu par prime le 09/10/2006 09:54
jentilisa ( 21/09/2006 13:10)
mpanakarena gasy nizara vola tao Tsaralalàna
Nizara vola teo Tsaralalana tamin'ny talata teo anoloan'ny singer na Bibliomad taloha ramatoa Lucille Ramanandraibe. Nahazo 50.000 ka hatramin'ny Ar 1.200.000 ny olona nanatona azy ka nilaza ny olana ... suite
répondu par valinaka le 10/11/2006 15:37
jentilisa ( 13/09/2006 11:48)
nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana
Vao omaly ny omaly no nolazaina lavabe tao amin'ny televizionam-panjakana ny dekre momba ny fifidianana ho filoha dia efa nametraka ny azy sahady Ny filoha ankehitriny Ravalomanana androany maraina...... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:12
jentilisa ( 01/09/2006 08:14)
basket: manasaka famaranana gresy USA
Noho iska aty ampiasana daholo angamba amin'ny fotoana andehanan'ny baolina basikety dia lasa tsy maharaka na inona na inoa mihitsy isika. Andeha aho mba hitantara manakaiky ny mivantana ity lalao it... suite
répondu par Fomena le 07/09/2006 14:44
jentilisa ( 10/08/2006 05:59)
Miaiky aho!
Misy ilay isa azo io moa rehefa miditra ato amin'ity serasera ity. Na rehefa avy mandefa hafatra na misy namana mijery momba ny tena koa ohatra. Fa izao: tamin'ny fanombohan'ny volana ihany aho nonaha... suite
répondu par Fiffi le 13/08/2006 12:09
jentilisa ( 03/08/2006 03:51)
miisa 11111 ny isan'ny namana
mba hafa koa ity hitako amin'izao 8 ora sy 25 minitra androany 3 aogositra 2006 izao. Miisa 11111 ny isan'ny namana. Iray anankidimy ry zareo a!... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2006 03:51
jentilisa ( 08/07/2006 09:14)
izany ny demokrasian'ny olona!
Tsy ny resaka fifidianana any amin'ny firenena vaventy fitsiriritran'ny olona no holazaiko eto fa firenena tsotra ihany na dia hoe alohantsika aza ry zareo sy efa lasalasa kokoa. Moa ve sy mendrika fa... suite
répondu par fijo le 15/08/2006 21:56
jentilisa ( 03/07/2006 14:06)
Bye Bye Brazil
Marihina dieny mialoha fa sarotra ho an'ny mpankafy ity ekipam-pirenena ity ny hamaky ny soratra voasoratra ao amin'ny blaogiko eto http://jentilisa.blogspot.com/ izay vakiana ao amin'ny tahirin'ny 2... suite
répondu par jentilisa le 08/07/2006 06:33
jentilisa ( 01/07/2006 07:55)
espaniôla no hitsara ny lalao Brezil-Frantsa?
Araka ny hitako any ambadimbadika any dia Epaniôla no hitsara ny lalao andrasan'ny maro anio. Mpitsara Eoropeana saingy fantatra mazava fa vao resin'i Frantsa i Espaina. Ahiana ny fitongilanana raha ... suite
répondu par sasa le 04/07/2006 03:44
jentilisa ( 01/07/2006 05:35)
mpilalao breziliana milalao any Angletera na Alemaina?
Asa na izaho no tsy dia maharaka loatra fa toa tsy dia mahalala mpilalao breziliana milalao any Angletera na any Alemaina aho.Mahalala ve ianareo?... suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 07:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062