Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endrika01, milahatra araka ny daty
endrika01
(
25/01/2008 06:47)
VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJ
Efa lohahevitra napetrako tato @dinika ihany izy \'ty tamin\'iny volana Déc lasa teo iny.Mbola betsaka ny fanotaniana mahaliana ahy,ka dia averiko eto indray satria ilaiko ny fanampianareo namana.HON...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:41
endrika01
(
23/01/2008 07:59)
TENA MBA MAHALASA ERITRERITRA HO AHO ITY
Manaon dôly ndray ary é!!!Ity ho\'aho misy zavatra mahalasa eritreritra ahy é,tena hatramin\'izao ny lohako mbola marary foana,tsy haiko fa sendra nihaona tamina-namana aho,refa mifampiarahaba mou,...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:30
endrika01
(
13/01/2008 15:11)
NAKAIZA I "malaky"
manararaotra an'i tsiambaratelo aho eto,
hitako ato ambany ato io,dia nahaliana ahy ka
hararaotiko apetraka eto,mpanararaotra zany zah é.
Nanao ahoana tokoa ny tohin'ilay resaka fanamb...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 11:58
endrika01
(
09/01/2008 14:29)
ARETINA VE SA FAHAVORETRANA NO MAHATONGA ITY.
gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôl...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:39
endrika01
(
08/01/2008 14:38)
HOAN'IZAY TSY MATAHO-DRANO
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/02/2008 10:46
endrika01
(
06/01/2008 15:30)
TENA TSY MAHITA LALANA
MAnao ahoana dôlidôly ee,
mila fanampiana mafy dia mafy i endrika01,efa hitako tato ity hevitra ity nefa dia notadiaviko fa tena tsy hitako hoe aiza.
Tamin'ny volana DECEmbre lasa teo i...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 28/04/2008 18:10
endrika01
(
03/01/2008 13:16)
FALY MIARAHABA !!!!
Faly miarahaba ny namana rehatra tsy an-kanavaka ny tenako ,tratr'izao taona vaovao 2008 izao. Enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahasoavana,fahasalamana,fifaliana,fitiavam-ba...
tohiny
novalian'i kawatry ny 22/01/2008 14:13
endrika01
(
30/12/2007 15:40)
MOA VE NY RESAKA ANTOKO TOKONY HAMPIZARAZARA ANTSIKA
Tena mba mampalahelo ny toen-tsaina misy ankehitriny.Mba nanindrona kely ahy ihany izy \\\'ty
ka velom-panontaniana ny tena.
\\\" tsy \\\'zany mantsy fa teo @ fianakaviana moa de
nisy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 11:23
endrika01
(
30/12/2007 14:58)
TSY MISY INTSONY NY AZO ITOKISANA !!!!!!
tena marina ve izany?
misy namako mipetraka any an-dafy,tsy hanam-bady
intsony hono izy ,sady tsy te hanana sipasipa'zany satria tsy misy intsony ny lhl azo itokisana.
Tena mba marina ve '...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 25/02/2008 14:20
endrika01
(
23/12/2007 15:25)
FIRARIANTSOA HOANTSIKA JIABY ô !!!!! krismasy HAFAKELY!!!!!!
nohon\'ny maha-vahiny ny tena moua,dia hita fa tena mbola vahiny miitsy.Na izany aza,dia tsy mety ny eritreritra raha mangina,ka indro krismasy hafa kely ,no asehoko anareo namana rehetra.rehefa nandi...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 05/01/2008 15:13
endrika01
(
20/12/2007 12:48)
MILA VONJY MAIKA BE I ENDRIKA.
MIsy kidnaping na sary ry zareo a,nalainy tao ny sariko de sarin'ny namana hafa no napetrany ao,ampio aho hitady le sary,mampalahelo be any mere noel,tokony mbola nampiana menteau mafana tsara izy ,f...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/01/2008 12:04
endrika01
(
17/12/2007 18:47)
ERITRERITRA MANDALO NEFA KOA TSY MAZAVA
\"RAHA MATY NY RENIKO TSY HITIA VEHIVAVY ITSONY AHO\"teny saika henoko matetitetika izy io.Tsy zatovolahy 2na3 fa maromaro ihany,dia lasa ny eritreritro manao hoe\"inona ary ny zavatra mba tian-dry za...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:32
endrika01
(
16/12/2007 04:54)
GAGA SY TALANJONA IHANY NY TENA RAHA NAHITA ZAO TENY ZAO
Raha nijery ny vaovao tamin\'ny \"gazetiko\" androany aho dia gagagaga ihany ,nahita zao teny zao\"....ireo mpiasa fantômes\"dia mety misy ihany koa zany ny mpiasa vampire?Ka na ny dikan\'ilay hoe fa...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 23/12/2007 00:42
endrika01
(
09/12/2007 13:48)
ZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO II
Voalohany indrindra dia misaotra ireo namana marobe
namaly t@io loha-hevitra io tary aloha.
Ilaina fototra mafy ny Finoana mba ho tsara horona.
ka indro aho miverina indray mitondra ity hev...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:12
endrika01
(
07/12/2007 14:03)
INONA RE NO FANOMEZANA TSARA INDRANDRA @ZAO NOELY ZAO E?
Hoavy tsy ho ela ny Noely,somebiseby ny daholobe @fanomanana izany vanin\'andro lehibe izany.Ny famerenan-kira atao @Noely,ny famoahana ireo sapin ho haingona,fitetezana vitrine.Inona re no fanomezana...
tohiny
novalian'i slym ny 12/12/2007 06:36
endrika01
(
07/12/2007 13:32)
INONA RE NO FANOMEZANA TSARA INDRINDRA ,@ ZAO NOELY ZAO?
Efa hoavy ty ny Noely,somebiseby ny daholo be,@fikarakarana isan-karazany,ny famerenan-kira atao @ 24alina,ny famoahana ireo arbre de noël ho haingona,ny fitetezana vitrene,ny sakafo atao .Vaky miits...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 15/12/2007 21:02
endrika01
(
05/12/2007 14:31)
BONNE ANNIVERSAIRE
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)Hoanareo rehetra mankalaza annif androany eeeeee,bonifety aby,aza hadino ny gatôko,ela velona eeeeee,de mahazahoa zay tadiavina sy irina,de aza hadino le maneno sô kouuaaa...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 15:20
endrika01
(
02/12/2007 15:10)
KARAM-PANONDROM-PIRENENA,MITONDRA NY FINOANA MISY ANAO.
Tena mba samy manana ny fivoarany avokoa ny
zanak'olombelona sy ny firenena misy zay.
Vaovao be mihintsy any Egypte any zao ny
olom-pirenena rehetra feno 16taona dia tsy afaka mahazo n...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/12/2007 13:36
endrika01
(
02/12/2007 14:57)
MUTILATIONS SEXUELLES(FAMORANA HOAN"NY VIAVY)
Malaza be ao Afrika ao ity famorana viavy ity,soa
ihany fa mbola tsy tonga eto amintsika.Tena mba mampalahelo ny toe-tsaina misy eo amin'izy ireo.
Maro no maty noho io famorana hoan'ny viavy...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:08
endrika01
(
21/11/2007 09:00)
VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJA !!!
Salut,salut dôly,ny namana rehetra ato @serasera,nareo ve ry reto mba mijaly be mitovy amiko rehefa fahavaratra?Tsy handriko zay hahatonga ny hain\'andro!!Varatra mikotrokotroka be,tselatra misaritad...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:49
