Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endrika01, milahatra araka ny daty
endrika01 ( 30/04/2008 18:33)
NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
Miarahaba ny namana tsirairay avy!Dia mirary fetin\'ny Pentekôsta.Mila ny fanampian\'ny namana!Iza amin\'ireto zavatra telo voalaza ireto no tena hamaritana ny atao hoe pentecôte é---fankalazana an... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 12:31
endrika01 ( 30/04/2008 18:07)
NY RAZANA!!!
Mba lasa dia lasa ho\'aho ny saiko hoe:Mba iza no namorona io teny io hoe RAZANA io,teny fohy nefa mamparikoditra ihany koa ny mandré na ny miresaka azy!!!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2008 14:27
endrika01 ( 12/04/2008 05:58)
MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?
Raha i endrika01 no mpitantana ato @ty tranonkala ity,dia nahakatro grade i ainaheri.Volou satria tia mitana ny heviny mandrampahita ny marina,faharoa tsy mety mino,fahatelo sady mampalahelo no mampit... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/05/2008 11:46
endrika01 ( 06/04/2008 18:02)
TANTARANA BANDY MATY PAIKA IZY TY!
Maty paika léry satria rava ny tetika!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/04/2008 14:00
endrika01 ( 06/04/2008 13:16)
OLANA MISY EO AMIN'NY MPANOFA SY NY TOMPON-TRANO
manao ahoan a dôly ndray ny namana e, tsy izany fa manana olana kely ho'aho zah amin'le tompon-tranonay. tsy dia tiako loatra ny endrikin'ny trano na anaty na ivelany. ilaina fanamboarana ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:22
endrika01 ( 17/03/2008 19:58)
MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!
Misy namana ve,mahafoy minitra vitsy amin\'ny fandaharam-potoanany trop chargés,mba hanasana tongotra ny namana na havana,na fahavalony,kamboty,marary...amin\'izao herinandro Masina izao!?... tohiny
novalian'i Rground ny 07/04/2008 08:44
endrika01 ( 14/03/2008 12:55)
FETIN\'NY SAMPAN-KAZO!!!
Ho hankalazain\'i Kristianina rehetra eran-tany amin\'ny Alahady zao ny fetin\'ny Sampan-kazo.Ity mba misy fanotaniana kely manitikitika ny saiko!Hoe: Moa ve rehefa ravina rehetra dia azo entina avoko... tohiny
endrika01 ( 14/03/2008 11:55)
FAMORAN-JAZALAHY!
Tsy maintsy foraina daholo ve ny zazalahy Malagasy rehetra.Ary raha tsy manao na atao io famorana io ,dia mety hisy fiatraikany eo @fahasalamany ve?Na eo anivon\'ny fiaraha-monina!!!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 12:48
endrika01 ( 07/03/2008 08:28)
NY VEHIVAVY FANAJA(omena hasiny kokoa)
Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano.... tohiny
endrika01 ( 07/03/2008 07:06)
NY VEHIVAVY!!!
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy,koa maninona moa raha avadika ndray ny rasa,ry zareo lehilahy mpikarakara tokan-trano,dia isika vehivavy mitana birao aby!=))=))=))=))... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 14:15
endrika01 ( 02/03/2008 12:30)
Andao Hampiakatra moraly é
Deux poissons discutent: -comment Ça va? -pas bien du tout,je suis déprimé -Allez,prends donc un VER,Ça va te remonter.=))=))=))=))=))=))=))=))=))... tohiny
endrika01 ( 27/02/2008 09:07)
29 FÉVRIER!
Mba makalaza ny tsingerin-taona nahaterahany isan-taona toy ny rehetra ve ireny namana teraka 29 fév ireny é?Toa isaky ny fito taona mantsy vao miverina io date io.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/02/2008 12:23
endrika01 ( 23/02/2008 09:59)
MBOLA MISY MAHATSIARO NY DITRADITRA FAHAKELY VE?
De we tena naditra tokoa ny ankizy raha manao zavatra tsy mety tamin\'ny fahakeliny!Zaho tsy miom-bokevitra!Ary nareo namana!?Eny é azo sokajiana maro ny ditra.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/03/2008 07:28
endrika01 ( 21/02/2008 12:13)
MISALASALA AHO SATRIA!
Raha misy olona milaza fa tena tia anao,misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany?Mila toro-hevitra ô!Melisy!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/02/2008 15:26
endrika01 ( 16/02/2008 17:46)
RIVO-DOZA,HOROHORON-TANY!!!
Aminareo namana iza no azo ihainana kokoa,ny rivo-doza(na cyclone)ve sa ny horohoron-tany?De raha sendra tojo ny iray amin\"ireo inona no fiarovan-tena tokony hatao!Misaotra!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/02/2008 14:37
endrika01 ( 06/02/2008 08:20)
MBA MISY AFAKA MANAZAVA VE NY NAMANA INONA NO ATAO HOE:
Manao ahoana daholo ndray ary é!Mba misy afaka hanazava ve ny namana we inona no atao hoe\"FETIN\'NY LAVENONA\"CENDRE @teny vahiny!!!Misaotra tompoko!... tohiny
endrika01 ( 05/02/2008 10:19)
IZA NO MAHERY ISIKA SA NY VOLA
Mahery tokoa ve ny \'Vola\' noho isika é.Zay atao rehetra vola avokoa?Angamba haverina ndray zany TAKALO taloha izany!Raha te hividy fiara aho ohatra dia atakalo omby 10 hi hi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 12:38
endrika01 ( 28/01/2008 13:20)
AHOANA KAY NO AHALALANA FA MBOLA VIRIJINY NY LEHILAHY?
Hono\'wa é,ahoana kay no hahalalana fa mbola vierge ny kôfa? Amin\'ny famindrany ve sa amin\'ny fitenina sa ...Tena ,reo lhl reo mantsy tô mahita holazaina foana momba antsika vhv,... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:50
endrika01 ( 28/01/2008 12:02)
INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
Ity lohahevitra ity moa ry namako, dia somary nanahiran-tsaina kely ahy ihany satria atao any @lhhvt Fiaraha-monina tô Kolontsaina,atao eto tô Fiaraha-monina.Ny tiko ifampizarana @namana dia ity:IZA... tohiny
endrika01 ( 28/01/2008 11:36)
MIKASIKA INDRINDRA NY \"TESTAMENT\"
Mba te hahafantatra ,mikasika ny \"TESTAMENT\"ny tenako.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0275