Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endrika01, milahatra araka ny daty
endrika01 ( 17/05/2009 08:38)
TSY MAFANA VE NY ADY HEVITRA RAHA TSY ASIANA AN' ITY
Tsy mety mafana ve ny ady hevitra ato amin'ny politika ato raha tsy asiana anireto fotsiny ohatra. [b] Le 8[/b] [b]Tegevendrana[/b] :-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 10:47
endrika01 ( 08/05/2009 11:12)
ETSY KELY ANGE E,VEHIVAVY NDRAY NO FILOHAM-PIRENENA.
Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2009 10:11
endrika01 ( 04/05/2009 15:33)
FANAMPIANA RAHA AZO ATAO
Zaho io namana,mila fanampiana za, tena sahiran-tsaina mafy mahintsy,indrindra aminy fametrahana tsikera aminy sary ny namana serasera.Atao aona kay ny fametrahana tsikera maha alezy ny namana.Mba ome... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/05/2009 20:17
endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
VERY HASINA NY MALAGASY,LASA GASY-MAL hi hi hi!
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolon... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:47
endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
VERY HASINA NY MALAGASY,LASA GASY-MAL hi hi hi!
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolon... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/05/2009 19:28
endrika01 ( 19/04/2009 09:45)
DAKAORO SA TSIA ?
Maro ny pro Andry Rajoelina, Maro toy izany koa ny pro Marc Ravalomanana. [b] Soa ny manan-droa ozizy lay mpihira iraika zay.[/b] Ka maninona moa raha manana PM ... tohiny
endrika01 ( 10/04/2009 07:30)
MANAOVA PAKA SAMBATRA DAHOLO E !
Mirary Paka Sambatra hoany Namana Serasera rehetra tsy an-kanavaka e! De tsy ho hadino koa ny mivavaka hoan'i Madagasikarantsika! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)... tohiny
novalian'i endrika01 ny 31/05/2009 07:42
endrika01 ( 13/03/2009 14:48)
KOA MANINONA MOU RAHA DO
Mandreraka be ny haka sary an-tsaina ny voalazany namana ao aminy dinika ao we soloina TGV ny sary amvola.Maninona no soloina ihany ka mbola vola gasy?Maninona no tsy soloina EURO sy DOLARD avy hatran... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:49
endrika01 ( 03/03/2009 19:06)
MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/03/2009 17:20
endrika01 ( 03/03/2009 19:06)
MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon... tohiny
endrika01 ( 27/12/2008 14:30)
COUCOU D'OLY NY NAMANA SERASERA !
Mirary krismasy sambatra sy taona vaovao milay be ny namanareo ENDRIKA01 izay nalahelo tokoa satria tsy tafiditra mihintsy na dia niezaka nampihiditra ny teny miafina sy ny anarana... tohiny
endrika01 ( 01/11/2008 10:52)
ANNIVERSAIRE !!!
Afaka andro vitsivitsy,zany hoe ny talata hoavy zao.Dia hankalaza ny faha -1 taona ny nidirana tato aminy namana serasera.org i endrika01.Aminy 4 Novembre 2008 izao:-P ,dia manantena i endrika01 fa ho... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/11/2008 08:51
endrika01 ( 21/10/2008 10:16)
IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
Lohateniny dinika napetrakiny namana etsy ambany io.Fa nalaiko kosa satria misy resaka mitady an i endrika01.Efa lava be ny hvt ny namana ao ka tsy sahy niditra zah, :-P sao tonga aminy ilay fitenenan... tohiny
endrika01 ( 10/10/2008 11:44)
NY TARIMO !
Manaona dôly e! Hono ho aho,fa inona kay no mahatonga ny tarimo?Misy ny sasany eo ampoto-pe eo ;tena maharary mintsy hono izy ireny.Ny sasany ndray eo ambany ny valanorano eo koa misy mivonto mamatov... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/10/2008 11:15
endrika01 ( 31/08/2008 10:26)
FANANGEZANA NY NONO :-P
Mhhhh,zah wa ry zareo mbo toroy hevitra raha mbo misy aza memezana zah a,omeo sopapa kely fa mba te hamalehibe ny sakafon-jaza,hi hi hi hi( ny nono izany) Misaotr... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 15:25
endrika01 ( 23/08/2008 04:12)
HATSIKANA
Refa lay misy fahoriana iny,ka miady any le faty na razana lay fianakms.Inona no hevitra hitany namana fa mety?Nenah ny itako,sasahana mitovy de samy manana ny azy.Amizay tsisy miadiady tsotry! :-P:-D... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/08/2008 10:08
endrika01 ( 19/08/2008 10:53)
FA INONA KAY ZANY FANENITRA?
Tsy zany wa fa nisy namana zay ,maty t@io semaine lasa io.Teo am-pangarona ny lafarinina hanaovany mofomamy izy,no nisy anzany fanenitra zany,nanidina tao anaty lafarinina,voatsindrona hono ny lohatan... tohiny
endrika01 ( 12/08/2008 16:13)
AFO ANIE IO FITIAVANA IO E!
Mana namana wa zah,mampalahelo be anah izy,efa notoroko hevitra ihany!Fa toa maivana be le toro-hevitra nomeko azy.Dia naleoko hozaraina eto @namana.Ny hevitry ny maro mahataka-davitra. Nitia tovovavy... tohiny
endrika01 ( 26/07/2008 09:14)
TENA FAHALALAM-POMBA VE?
Fa mampaninona kay,ny fanasiana rà hatrany ambany @sakafo?Tsy famosaviana ve izany?Malagasy namako be eto aminy toerana hipetrahako,no mitantara fa ilay philipinina miara-miasa aminy,tratrany foana m... tohiny
endrika01 ( 24/07/2008 10:01)
HATSIKANA A !
Tantarana MASERA iray izy ity.Narary kibo foana hono,zany ty masera anakiray,dia tapa-kevitra fa hamonjy dokotera.Natao teo ny fizahana dia nandrasana ny valiny analyse.Masera atsy ambadika efa tsindr... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/08/2008 12:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0274