Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endrika01, milahatra araka ny daty
endrika01
(
16/07/2008 07:44)
AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)
Mifamerina Otage ny roa tonta.Indrisy anefa fa ny andaniny mandray nofo mangatsiaka,ny ankilany mbola velona aina.Mba lasa iany ny saiko e,angamba mety tsy ireo soldat Israeliane reo anaty vata-paty i...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/08/2008 19:21
endrika01
(
12/07/2008 05:42)
O REY OLONA E,ANGAHA TSISY FOMBA HAFA?
Raha araka ny vaovao androany ao @Gazetiko ao.Dia tena tsy mendrika mintsy amiko ,ny zava-bitan izy mivady ireto.Izay tranga niseho tany Vohémar tany.Aiza ve de izy mivady izao mintsy no niray tetika...
tohiny
novalian'i tiff ny 04/10/2008 12:01
endrika01
(
21/06/2008 15:49)
LALAO KANETY BE !
Nareo namana ao i Dago,mbo ampitapitao ny lalao kanety be e,mcie a :-P...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/06/2008 17:58
endrika01
(
19/06/2008 18:14)
EURO 08 MBOLA TSY VITA E
Raha raraka ny France,andrandrao kosa ny ekipa hafa e.Zah zao mbola miandrandra ny ITALY sy ALLEMAGNE efa resy ny ANGLETERRE=))=))=))...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/07/2008 12:08
endrika01
(
18/06/2008 04:56)
TENA MPAMOSAVY
Vehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan\'ny fiangonana,ny Alarobia heri...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 27/01/2015 07:41
endrika01
(
11/06/2008 20:09)
HATSIKANA
Tantarana tovovavy iray niatsambo izy ity!Ny Alatsinainy aho hoy izy noprézantena t@kômanda,ny Talata le kômanda niara-nitsangatsangana tamiko tery an-dohatsambo!Ny Alarobia lay kômanda hafahafa b...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/06/2008 08:54
endrika01
(
09/06/2008 20:34)
HATSIKANA
Tantarana mpanao hoso-doko malaza ! Nisy rangahy iray tonga mba hitsidika ny fampisehoana nataon\'ity mpanao hoso-doko malaza. Hoy ilay mpitsidika:Hono wa rangahy?Itsy tabilao misy sarina masoandro it...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/06/2008 08:59
endrika01
(
05/06/2008 16:19)
HATSIKANA
Tantarana mpivady indray izy ity!Ry zareo moa \'lay tsy dia mifanaraka loatra fa fiadiana lava hatramin\'ny nivadiany! Tamim-boalohany aloha tsy dia olana be loatra zay,fa tato aoriana kosa dia hatram...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/06/2008 10:51
endrika01
(
01/06/2008 14:41)
HATSIKANA
Mpitsabo iray tena mba nikoizana taminy fahaizany.
zany anefa tsy nahasakana ny tsy hisian'ny olana tao amin'ny trano fitsaboana.
indray maraina!
nanontany ny mpiandry marary izy (interne...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 19:18
endrika01
(
01/06/2008 13:50)
RAHA MAHAFANTATRO ô (kilalao saina)
Nandritra ny fiandrasany ela dia ela teo amoron-dranomasina
dia mba nahazo trondro ihany ity mpanjono iray.
lehibe izy zany hoy ity mpandalo iray,mba firy cm eo rh io é?
iiée,lehibe tok...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 10/06/2008 14:46
endrika01
(
30/05/2008 16:02)
ANTSO MAIKA BE!
Manao ahoana daholo ny namana!
Ity mba misy hafatra maika be,hoanareo namana rehetra ato
amin\'ny namana serasera,izay mahalala na mahafantatra,na
mahita ireo namana voakasik...
tohiny
novalian'i jenni ny 04/11/2009 08:50
endrika01
(
18/05/2008 14:29)
HATSIKANA (hi,hi hi,hi,ALEO IHANY HOATR"ANAHY!)
Sendra niditra tao amin'ny Hotely iray lehibe ity ra-namana
dia nahita totosy.Tsy nahiritra izy ka nanontany
teo amin'ny receptionniste.
Tsy masiaka ve ny aliaka nao? (hoy...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 05/06/2008 18:29
endrika01
(
18/05/2008 14:05)
TENA VERY NY VEHIVAVY RAHA ILAOZAM-BADY!
Manaiky izany filaza izany ve isika vehivavy.
Zay mantsy izao no resaka nataon'ny namana
tafara-dalana tamiko we,Tena very nareo vehivavy ry anona
raha ilaozam-bady a,
Andray kosa!
...
tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:54
endrika01
(
15/05/2008 12:13)
HATSIKANA!
Tafara-dalana i Koto sy Zefa. Hoy i koto:ialahy ty mou zany dia tena miseho ho tena mahery eto amin-tanana ry Zefa a Zefa :zany mihintsy kah,voalazan\'ise. Koto:tena marina a,@lafiny rehetra, Zefa:k\'...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 07:56
endrika01
(
15/05/2008 11:02)
INONA NO MAHATONGA NY TAHOTRA
Lasa dia lasa wa ny eritreritra manontany we fa inona ary ny mahatonga ny olona iray hatahotra,na sari-tahotra....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 15:40
endrika01
(
14/05/2008 09:10)
ADALADALA NY FITIA !!!
Asa nareo raha mba mitovy amin\'ah,fa za tia mangina mpihira vitsivitsy,isaky ny tonga ny fankalazana ny andro nahaterahan\'izy ireny dia manjoretra manirery maka coin,sady mieritreritra we raha mba i...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 11:49
endrika01
(
10/05/2008 09:59)
HATSIKANA!
Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an\'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!=))...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 08:01
endrika01
(
07/05/2008 16:29)
MAHAIZA MIFANINANA AMINY VAHINY
Maninona ny Gasy no tsy mahay mifaninana e,mba te ho rapanana,hanana vola be,fiara ,trano,nefa tsy mahay mifaninana.:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/05/2008 07:24
endrika01
(
01/05/2008 14:24)
ANKAMATATRA
Iza ary aho ô,ny olona rehetra eran\'izao tontolo izao!Tia ahy avokoa,na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!Ao ireo matahotra ahy mafy raha sendra misy tsy mety ny ataony,ao kosa ireo mahats...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/05/2008 11:16
endrika01
(
01/05/2008 08:41)
MBA MILA VONJY MAIKA é!
Misy namako tena mampalahelo be,in-2 nitondra vohoka izy zay dia lasa foana lay zaza.Zany hoe raha vao tonga eo @fahatelo efatra volana am-bohoka dia tsy mipetraka.Ny tamin\'ny taona lasa dia nanaraka...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 22/09/2008 21:35
