Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endrika01, milahatra araka ny daty
endrika01
(
20/11/2007 11:51)
TONGO-BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA
Salut dôly e,mba mila fanampiana kely raha
misy mba afaka manome vahaolana,tena vakivaky
be ny vodin-tongotro,nefa za tsy eny Ambanivohitra,mikiraro sy kapakapa,tsy haiko hoe inona ...
tohiny
novalian'i honacisse ny 18/12/2016 03:52
endrika01
(
20/11/2007 11:39)
IZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO
Manao ahoana daholo,
zao ry zareo a,zaho dia kristianina nefa tsy mino.
Tsy fantatro miitsy hoe inona no mahatonga zany?
Mitady hamily lalana ahy ve Satana?????Tena mila fanampiana fa sao dia...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:14
endrika01
(
16/11/2007 09:58)
MOA VE MANANA ZO HAMONO NA HANDRAHONA NY TOMPOM-BADY?
Raha misy olona roa voalaza mazava fa mifankatia,na mpivady .Ka mahafantatra ny iray amin\'izy roa fa manana olon-tiana hafa (2eme bureau)akoatr\'azy lay olon-tiny,asa ?Mety efa olona notiavin\'ilay m...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 07/09/2008 14:38
endrika01
(
15/11/2007 12:23)
IMPIRY VOADONA KAY RENY LEHI
Fandre matetika dia matetika fa ny vehivavy fonafona no voadoana eo @FITIAVANA.Mino aho anefa fa raha atao ny statistika de 55%nareo lehilahy d\'efa voadona avokoa é,fa tsy ho izahay fona no\"Hitsako...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:20
endrika01
(
12/11/2007 13:59)
FITAKA SA HAKANOSANA?
Firy aminireo lehilahy moa no mba sahy mijoro?Hain'izy ireo ny mambabo fo tokoa,fa vitsy no mahay mikolokolo izany!!!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:16
endrika01
(
11/11/2007 11:46)
TE HO RAPANANA RAHAMPITSO HONO IZY
De inona zany no atao?eo an-tanana tsy misy
Ha!? ka tsy aleo ve mampihorohoro é,de inona hono no tombotsoa?Aleo ry reto henjehin'ny eritreritra toy izay henjehin'ny omby masika,aiii,aleo henjehin'ny...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 16/12/2007 13:43
endrika01
(
04/11/2007 16:10)
Io fitiavana io ihany!
Lasa lavitra ny saina,afo tokoa angamba io Fitiavana io.Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena ,halazo ny afo atsy ho atsy.Nareo zay efa nandalo tamin'izany.Misy namana maromaro milaza fa tia ahy,tsy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 14:37
